Fitiavana
xxx
(
13/04/2007 14:00)
efa 20 ANS zahay no nivady ny ankizy efa lehibe ihany, tsikaritray fa niova fihetsika fona rangahy, t@ voalohany heverinay fa marary, taty aorindrina otran'ny tsikaritray hoe miaraka @ tovovavy vazà ...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/04/2008 11:06
pulchery
(
13/04/2007 08:39)
zah(17 ans) reto miaraka @olo 23 ans azo lazaina hoe efa manana experience dé gaga be izy hoe zah mbola virj, fa izy mantsy efa nahavitavita sipa bobaka be hono e
fika hambabona an'ah fotsiny ve zan...
tohiny
novalian'i tynah ny 26/04/2007 20:00
salmo1
(
12/04/2007 23:09)
http://www.youtube.com/watch?v=oGW1de8sfHA :°)...
tohiny
novalian'i xxx ny 16/04/2007 11:20
salmo1
(
10/04/2007 19:22)
- Chicas malas
- Lolita Malgre Moi
- Mean Girls
- Tif a Tif ( @ teny gasy:°) )
http://www.dailymotion.com/relevance/search/tif%2Ba%2Btif/video/x1ccbl_tomany-ny-androany
...
tohiny
novalian'i randria2 ny 17/04/2007 21:25
sakaizakely
(
10/04/2007 17:26)
mbola kely aho no naheno an'ity hira ity ary tsy haiko hoe naninn fa tena tiako foana izy ity hatr@zao dia hoatry ny mahafinaritra ahy ny hizara azy aminareo.
Hira efa tranainy be an ! Tena hita ho...
tohiny
novalian'i luciana5 ny 18/04/2007 16:12
Aino
(
10/04/2007 15:01)
raha ny namanao be kay no mangalatra ny sipanao dia inn no hataonao?
manotany fotsony.(eritreritra mandalo)...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/04/2007 14:57
Imahaka
(
10/04/2007 09:41)
Maninona tokoa moa raha mifandefitra?
http://klipgasy.blogspot.com/search/label/Dah%27mama...
tohiny
novalian'i booboo ny 10/04/2007 10:25
poly
(
09/04/2007 20:21)
Taloha zany manambady vevavy efa tsy virijiny zany tena fady, nefa zao tena tsy de misy olona mametraka olana @zany intsony...asa we ahoana hoy ianao?...
tohiny
novalian'i hajatia ny 17/04/2007 13:07
Vahinala
(
09/04/2007 18:07)
Raha misy aminareo mba mitovy cas amiko d mba tiako ho fantatra ra mety hoe ahoana no fomba fiainanareo azy. Tsy izany mantsy fa efa ho tapitra tsy ho ela ny congé d maternité ako satria efa nihoatr...
tohiny
novalian'i ratonga ny 11/04/2007 14:08
xxx
(
09/04/2007 16:07)
mamanbady za ary manana zanaka iray ;ny vadiko miasa
fa @zao izy tsy de mazoto ny hiray; tsy haiko hoe manin possible ve zany hoe lhl tsy mazoto zany ; sa hoe reraka izy ; de to mahalasa saina ah...
tohiny
novalian'i bozylove ny 17/04/2007 15:44
salmo1
(
07/04/2007 17:57)
... Oh! fiainana:
Fiainana dia sombinaina nipetraka.
Tsy maty am-poko eny aky ny lasa
Malala ô! manonjanonja eh.....
SIPAKO TALOHA... Tsy lasa vadiko!
http://www.dailymotion.com/relevanc...
tohiny
novalian'i Belami ny 16/04/2008 19:31
Tinaniaina
(
07/04/2007 13:10)
Amin'areo firitaona ny olona iray voa mahazo manao fitiavana.Amiko aloha dia tsy misy taonany fa rehefa tonga ao ampony ilay fitiavana dia efa mahazo manao amin'izay satria voajanahary ny fitiavana to...
tohiny
novalian'i paris10 ny 10/04/2007 19:57
xxx
(
06/04/2007 19:30)
misy lhl dimy be izao no tia ahy ary tena samy tia ahy be izy hireo, nefa iray ihany no tena tiako @foko manontolo.
izaho te hiresaka @izy rehetra hoe avelao ny aminko hivalona any fa midedava hafa...
tohiny
novalian'i paris10 ny 09/04/2007 19:11
tolona
(
06/04/2007 00:21)
homosexualité!mahagaga fa betsaka ny olona miaina io endrika hafa @ fitiavana io ankehitriny,ary efa manomboka tsy miafina intsony ankehitriny fa misy zany na any ivelany na eto mada.ny antony aloha ...
tohiny
novalian'i dolph ny 22/05/2007 15:32
lanissa
(
05/04/2007 05:53)
manahoana nareo
mitombina ve zany hoe fon' olona iray mitempo ho an' olona 2, de lazainy fa samy tiany daholo hono:roll: mitovy hono ny fitiavany an' reo olona roa reo...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 10/04/2007 17:25
salmo1
(
04/04/2007 21:33)
Nisy joba zay niara-nibôsy tamiko t@ 2005-2006. le joba manja ndrindra tao ampianarana. isakiny mahita anazy ny masoko de :} be mihintsy.
Le joba kou anefa manana akama fa ôtrizai sy zay ihany ilay...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/04/2007 23:21
soanja
(
31/03/2007 02:25)
Mba omeo hevitra anie hoe inona avy ny fomba atao mba hanalana ireny hangomana ireny. Zany hoe lasa ilay olon-tiana de malahelo be eo tsy hita izay hafitsoka fa na hihinan-kanina aza dia aleo tsy mihi...
tohiny
novalian'i soanja ny 18/04/2007 14:37
xxx
(
30/03/2007 08:52)
Adinony ianao fa fitaka ny toky
Adinony ianao lasa izy fa voky
Tsy tazany ianao tena tsy hitany intsony
Nataony veloma niova koa ny fony
Tsy tadidiny ianao tsy tsaroany intsony
Nataony veloma...
tohiny
novalian'i pimaso ny 06/04/2007 13:44
salmo1
(
29/03/2007 21:16)
Any Mscar @ 00h:00mn alina, efa tokony hatory daholo ny olona.
Handefasany lay zaza antso tapaka ny bandy, rehefa natsoiko izy de izao:
Elle: -Allo! salmo1 ve zany:?:
salmo1: -Ie..! Za ihany i...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 30/03/2007 12:13
nikopol
(
29/03/2007 13:07)
Nisy bandy namako izay, asa na izany no atao hoe fitiavana, fa izay tenen’ny sipan’nedala dia ataony daholo.
Indray andro izay izahay, niaraka nandeha soirée, dia nolazain’ilay sipa nedala ...
tohiny
novalian'i paris10 ny 10/04/2007 19:58
