hira fahatsiarovana

1. sakaizakely ( 10/04/2007 17:26)
mbola kely aho no naheno an'ity hira ity ary tsy haiko hoe naninn fa tena tiako foana izy ity hatr@zao dia hoatry ny mahafinaritra ahy ny hizara azy aminareo.

Hira efa tranainy be an ! Tena hita hoe mbola romantale si sentimentique be za zany. Le feo faharoa miakatra mora sy ilay izy roa vavy mpihira koa tsotsotra kely maotina be zany mampalasa eritreritra be :idea:

dia tsy haiko koa fa toy ny tanteraka tamiko koa le tonony e ! domazy fa tsy mi-kopy ny partinera :?

http://klipgasy.blogspot.com/search/label/Vetson%27Androy
novalian'i luciana5 ny 18/04/2007 16:12
2. sitlo ( 10/04/2007 17:30)
mba tanora ihany ry tena fa jomoka be, manao dihina kintana 3 izany :lol:
3. Stretch ( 10/04/2007 17:34)
sitlo kosa ve de tsy maintsy manakiana fôna e !nga refa tsy snoopy dogs de . . . .
aiza ndray ny hisyôtrany môtimôtina e !
fa le Ventson'androy zokiny ve efa gli , sa naka retirety ?
4. sakaizakely ( 10/04/2007 17:35)
tsy revin'i sitla ve ?

za nefa mba te hiaraka hi slao kely am sitla
5. sitlo ( 10/04/2007 17:42)
ka le izy raha henoina dia tsara sy mahafinaritra ery. Azo anaovana kasidedi mihitsy aza.
Fa le klipy modaka be. Ohatra an'ireny anana ao anaty rano mangotraka ireny. :-D
6. Stretch ( 10/04/2007 17:43)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/snoop%2Bdog/video/x6i24_snoop-dog-new-york-new-york

sakaizakely eo ndry ra te hangataka an'i sitla slao :°)
za spekta =D=D=D:-o
7. sitlo ( 10/04/2007 17:45)
:-D,

tsy mande ny dailymotion aty amiko fa tsy haiko any aminareo.
Fa azoko an-tsina ilay hira na dia izany aza. :-D
8. sakaizakely ( 10/04/2007 17:48)
strech>

aleo ihany ny orizinal fa snoopy dog tena :{ mampatahotsa be

fa rehefa mi slao @ sitla za de entiko ery @ sisitosy ery izy fa tsy tiako hisy spekta
le pimaso izy mitongilangilana ary manko tena :^) way be mits ny (l)
9. kelly13 ( 10/04/2007 17:48)
njaso za klou hanokatra aza an
10. sakaizakely ( 10/04/2007 17:51)
sitla> maninn any @ tany tsy misy dailymotion sy karajia any ary ? Mialà tany haingana8-)
11. Fiffi ( 10/04/2007 17:55)
Hiombom-pitia amianao aho raha toa ka sitrakao
Hisedra sy hamakivaky izao fiainana izao
Raha toa ka ianao no hitantana ny dihako
Ho sambatra tokoa , ny tokatranoko
Ny fahoriana ho zary hafaliana

Ho tsiniko ve raha toa hananambara
Ny fikasako anao mba ho anjara
Izany no faniriako , tsy afaka an-tsaiko ny endrikao
Mamiko , eny tiako any ho doria

Ireo zanantsiaka rehetra rahatr'izay
Mbola hanamafy ny fitiavantsika indray
Ianao sy izy ireo no ho ravakin'ny tokatranoko
Ho saribakoliko , ho filalaovako
Hanafaha tokoa ny sorisoriko

Izany hafaliako raha tanteraka izany
Tsy hisy ngidy intsony eto an-tany
Ho tonga lafatra , ny hasambarana satria ianao
Ilay nofidiako sy efa tiako no miaraka amiko

Ho tsiniko ve raha toa hanambara
Ny fikasako anao mba ho anjara
Izany no faniriako , tsy afaka an-tsaiko ny endrikao
Mamiko , eny tiako no miaraka amiko
12. sitlo ( 10/04/2007 17:56)
:wink:
lazaizo fa ramitongilana ndray zay eh :-D, bogosy le nokianiko tamin'iny dia le romotra be :lol:
13. kelly13 ( 10/04/2007 17:56)
oayyyyyyyyyyyyyyyyy, za kou tia b io hira io, refa avy mi slow slow i sitla sy sakaiza d anjarako indray ny mi slow @ i sitla
tsy ankiova kapila
14. Fiffi ( 10/04/2007 17:56)
de mazotoa mihira fa milay be io hira io .......
15. sakaizakely ( 10/04/2007 17:59)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img122.imageshack.us/img122/9340/mercivu1.gif[/IMG][/URL] Fiffi

16. sitlo ( 10/04/2007 18:03)
misaotra fiffi

kelly> aleo milamina dia misesy ve :-D, dia ny fahitako ny serasera no farany. :-D
17. Fiffi ( 10/04/2007 18:08)
:) de mazotoa daholo eh ! :)
18. Stretch ( 10/04/2007 18:09)
ka inn io anesen'i ann azy reo snoopy sa jomoka kitana3 [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/0004.gif[/IMG]
za zany io mirevy seule tsisy paka , tsy koi tsy koi tsy koi[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/0004.gif[/IMG]
19. Fiffi ( 10/04/2007 18:11)
hummm.....misy fialonana njay zany an ! :wink: :-D:-D:-D:-D de asa raha aharaka sitlo am-zany klé hehehehehe :-D:-D:-D:-D:-D
20. kelly13 ( 10/04/2007 18:14)
ndao tsika sy stretch aza no handy e, hahahahahaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1528