hira fahatsiarovana

21. sitlo ( 10/04/2007 18:20)

araka foana io ka, satria dihy manjoko kely :-D
22. sitlo ( 10/04/2007 18:29)
(oups zay vao azoko le hoe silao :-D)
23. kelly13 ( 10/04/2007 18:42)
ary sitlo mpanitsaka tongotra b an :°)
24. karinah ( 10/04/2007 19:37)
sitlo:


araka foana io ka, satria dihy manjoko kely :-D
:lol::-D:-D:-D:-D:-D:-D:wink:


25. sakaizakely ( 10/04/2007 19:39)
sitlo:

(oups zay vao azoko le hoe silao :-D)



:-D:-D:-D hitako tokoa manitsaka klé
maty aho tongokeliko :-o
26. luciana5 ( 18/04/2007 16:12)
hiran sakaizakely sy iza ary io hira ambony io!!:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0458