Fitiavana

nyeja ( 03/08/2007 14:16)
MASIAKA IANAO RY FIARAHAMONINA Nahoana no mandrangitra ady Masiaka ianao ry Fiarahamonina Moa ny tany ve no fady Sa irony vavan'olona ? Lazaina tsisy fiheverana Irony fo izay... tohiny
novalian'i nyeja ny 11/08/2007 05:52
xxx ( 01/08/2007 06:21)
Lalina mihitsy ity fitiavana ity fa ny aza voany ihany, nisy namana teto nifandray tamiko efa naharitraritra, nandeha teny ny andro sy ny volana, tsy nijanona nifanerasera teto izahay, roa volana lasa... tohiny
xxx ( 31/07/2007 13:01)
nanoratra teto aho 1 volana sy tapany lasa zay, resaka oe hatao mariazy nefa mahatsiaro ho attiréé amina sipa (vehivavy ny tenako). Hiteny aminareo hoe finalement tsy natao ilay mariazy fa nahita na... tohiny
novalian'i karinah ny 02/08/2007 18:53
faniriantsoa ( 31/07/2007 12:35)
miarahaba anareo rehetra mpamaky tena mifankatia izahay sy ilay olon-tiko ,nefa indrisy fa dia misy namany anakiray tsapako fa manome hevitra azy ary miteraka korontana eo amin'ny fiainam-pitiavanay ... tohiny
novalian'i la ny 07/08/2007 15:18
ipiso ( 27/07/2007 20:14)
tiako be izy, fantany zany, nefa nariany a... tohiny
novalian'i cutie ny 31/07/2007 13:38
fitiabdb ( 16/07/2007 06:00)
sali daholo Zao za vao mba niditra forum gasy fa hitako mahafinaritra ny fifanakalozan-kevitra sady mba mila conseils avy aminareo. Ny momba ana dia izao: vehivavy mbola tanora, manambady ary vao te... tohiny
novalian'i reve ny 23/08/2007 05:49
xxx ( 15/07/2007 12:06)
:lol:lasa saina aho fa nahoana kay ny lhl matetika tsy mipetraka manaja vehivavy sa hoe kapay tsy hita fery zareo dia manararaotra,tena grave sa vé eken'ny lhl ko ny vavy ramandé any an-kafa,ny mava... tohiny
novalian'i tsoraka ny 09/08/2007 05:57
havanan ( 12/07/2007 09:30)
manahoana, fa hono ho'aho e: inona no dikan'ny hoe mikoty? Le miteny hoe : tiko enao sa andao anao? Nisy tantara henoko manko hoe le sipa hono no nikoty le lehilahy. Ka liana ny te-hahalala ny amin'... tohiny
novalian'i fetrakens ny 10/08/2007 07:50
Jeankely ( 09/07/2007 01:02)
Mivezivezy eto ny hoe "Grand Amour", "Fitiavana voalohany" sns. Rehefa manambady dia voalaza fa ireo tsy nanao sipa tsy ampy traikefa na "experience" ka ao antokatrano vao tady hisary adala. Ny sasany... tohiny
novalian'i Jeankely ny 20/07/2007 13:40
diamondra27 ( 05/07/2007 07:15)
ity fitiavana ity ve de 1- nisy olona natokana tsy hanana anjara mihintsy sa ahoana? Misy olona fantako manko mba miaraka amin'ny olona ihany izy fa tsy mety mi-aboutir mihintsy le izy. Inona n... tohiny
bobone ( 05/07/2007 06:21)
Salama daholo aloha e! misy zavatra ba tiako ho zaraina aminareo ity reholona an! asa na ahona ny handraisanareo azy fa tena mampihorokoditra le izy: araho tsara ary ! Nisy mpivady izay niteraka v... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 06/07/2007 14:57
puket ( 03/07/2007 13:58)
Est-il normal ve ry zareo k'a 26 ans...on a ue jamais de relation sérieuse et stable ...k'on a pas encore trouver la bonne personne et k'on n'a jamais aimé....Alors k'on ressend un besoin de stabili... tohiny
novalian'i ariane ny 30/07/2007 14:30
Aino ( 02/07/2007 20:34)
vao miaraka erin-andro mahery kely hono dia raharaha na koa soratra sahady no ketrehany famille:roll::?::°):-w... tohiny
rahiratra ( 02/07/2007 06:28)
Dia tsy tahotra tsy henatra ny vehivavy ato no manambara fa manambady nefa misaina lehilahy hafa ary manao fitiavana ivelany. Izany no atao resaka ho velabelarina. Fahazaran-dratsy ny mitsabaka ivelan... tohiny
novalian'i kanota ny 04/07/2007 05:39
diamondra27 ( 02/07/2007 06:16)
misy namana vhv izany tara @ lhl iray. Tena tiany dia tiany tokoa io lhl io. Ny olana anefa dia ilay lhl tsy miraika aminy fa mpinamana tsotra izy roa . Tsy mbola nisy resaka hoe: fitiavana fa resak... tohiny
novalian'i andryjaps ny 11/09/2007 09:30
xxx ( 30/06/2007 17:32)
:arrow:salama diaby,nisy namako niaraka tamin'ny vadiny anglisy naka rivotra tany dago,loza nefa ny afitsok'ilay ram's,fa efa tonga any dago izy dia lazainy sipan'i kala daolo ,izay lehilà mifampires... tohiny
novalian'i xxx ny 01/07/2007 18:06
xxx ( 29/06/2007 06:00)
isaky ny vendredi ariva a d manatitra ny sipako any aminy izy avy mianatra.manofa trano moa izy d ny faran'ny herinandro no mody.nisy nanara maso zany ka velona ny fialonana.nitady hevitra ary ry zala... tohiny
novalian'i xxx ny 04/07/2007 07:30
tsiafoi1 ( 27/06/2007 13:11)
Irak\'izany de ilaina ny oram-baratra, manamando ny tany, mampitsimoka ny voa, fa rehefa avy eo mioty ny vokatsoa sy fifaliana (c\'est le beau temps). Toy izany koa ny fitiavana, le adiady ireny no... tohiny
novalian'i ditrakely ny 06/09/2007 13:36
xxx ( 27/06/2007 11:44)
za efa manambady, de lasa tia olona ray hafa ndray taty aoriana, mbola tsy nisy firaisana aloha teo aminay , fa mifankatia fotsiny am fifandraisana eny, mifanome cadeaux, mifanatitra, mifampitantana e... tohiny
novalian'i kanota ny 02/08/2007 07:33
xxx ( 22/06/2007 10:52)
Mba te hanotany hoe inona mahatonga ny olona (lehilahy na vehivavy)refa te hiaraka amin'ny olona de mahay miresaka ery nefa avy eo nony te hisaraka tsy sahy miteny mivantana fa manao scène be mandain... tohiny
novalian'i rhina ny 01/08/2007 08:30
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.084