Liste des messages
Liste des messages, inserés par niryna, par ordre de date
niryna
(
28/09/2009 01:00)
Peggy sy ny rafozany
Nanambady ity sinoa vavy iray atao hoe Peggy.Niaraka nipetraka tamin'ny rafozany izy ary nisy olana teo amin'ny fianakaviana satria lasa tsy nifandray ireo mpianakavy ,izy moa vahiny vao tonga ao am...
suite
répondu par cutie le 13/10/2009 23:03
niryna
(
27/09/2009 23:49)
Ary toa mora miana-javatra ny ankizy an
Mahavariana ny mijery ny ankizy indraindray na dia kely aza fa dia mora mangalatahaka sy mora miana-javatra
http://video.yahoo.com/network/100284668?v=6058308&l=3774749...
suite
répondu par Mirananirina le 03/11/2009 14:52
niryna
(
27/09/2009 04:44)
Mba azavao hoe ity azafady !
Misy teny izay mba tiako azavaina izay mahafantatra
Inona no heviny ary iza amin'ireo no tsara na hoe aleo ....toa izay ....
[b] Joko miha-solanga sa solanga miha-joko ? [/b]ahitsiho raha diso il...
suite
répondu par niryna le 28/09/2009 17:08
niryna
(
21/09/2009 14:56)
Vavolombelona fa miaraka amin'i Kristy
Raha mieritreritra ny fiainana tokoa isika dia hita taratra ny fijoroana vavolombelona fa miaraka amin' i kristy isika
Ahoana no ilazana izany?
Amiko ?
1 tia Azy ary mampiseho izany fitiavaNy izan...
suite
répondu par ni81 le 17/10/2009 19:42
niryna
(
18/09/2009 05:37)
Matahotra mandeha fiaramanidina
Mino aho fa tsy ity namana ity irery no matahotra mandeha fiara manidina,maro ny tahotra izay mety mitranga ny olona toy ny tahotra mandeha sambo,miakatra avo,mitsindrona sns
Mila vonjy ity namana ...
suite
répondu par ikaretsaka le 08/10/2009 15:50
niryna
(
17/09/2009 04:51)
Anisany antony fisarahana ..ny ataon ny Kristiana rehetra
Maromaro tokoa izay fanontaniana izay an? raha toa ka Atra be fitiavana ilay Atra resahina eto foana maninona no aringany ny olona ary inona no antony mahatonga ny fisarahana ary inona no antony mahat...
suite
répondu par niryna le 03/10/2009 03:41
niryna
(
14/09/2009 14:57)
Fo torotoro nila famonjena: tsy mora ny mamela heloka
Sarotra tokoa ny mamela heloka fa ahoana? ...
suite
répondu par cutie le 03/10/2009 14:07
niryna
(
10/09/2009 05:28)
Toroy ny hendry dia hihahendry izy.
[b]9 Toroy ny hendry, dia hihahendry izy; Ampianaro ny marina, dia hitombo saina izy.
10 Ny fahatahorana an'i Jehovah no fiandoham-pahendrena; Ary ny fahafantarana ny Iray Masina no fahazavan-tsain...
suite
répondu par cutie le 17/09/2009 18:54
niryna
(
03/09/2009 17:23)
FISAORANA LEHIBE NO ATOLOTRO
Efa maro amintsika angamba no efa nijery ilay film hoe Passion of Jesus ?
filaharana re izao e, fitomaniana re no ita etsy sy eroa e
FISAORANA LEHIBE NO ATOLOTRO HO AZY NANAVOTRA NY AIKO, NY AIN...
suite
répondu par niryna le 08/09/2009 06:48
niryna
(
02/09/2009 06:25)
Fa maninona tokoa ary e
Mety ho gaga angamba isika hoe tena manampahaizana be aho izany kanefa raha asiana mamaky baiboly aho dia tsy azoko ny ao anatiny,izaho ve no vendrana sa ilay izy mihitsy no tsy miditra sa rehefa tsy ...
suite
répondu par niryna le 11/09/2009 05:12
niryna
(
02/09/2009 04:27)
Ravintoto
Manao ahoana daholo indray o,elaela be izaho tsy niditra tato :D
Raha mipetraka any ivelany hianareo dia mety mahita anamamy maniry ve ?
Mahita aho fa matahotra ny mihinana azy sady misy koa toera...
suite
répondu par lemurbaby le 24/01/2010 16:57
niryna
(
01/09/2009 16:53)
Vangianao ve izy ?
Nisy olona nigadra dia lasa nanontany ahy ilay namana hoe vangiako ve izy sa tsia?
Ahoano hoy ny tenin'Atra ?
.........tany am-ponja aho dia novangianareo
Andeha amangy ve nareo raha mitranga ...
suite
répondu par niryna le 17/09/2009 16:14
niryna
(
01/09/2009 16:27)
Izay tia kosa angamba no adafa fa tsy misy ody fitia izany
Toa fiteny foana ny hoe azon'ody aty amintsika ,na hoe voan'ny ody fitia ilay olona ,tena misy tokoa ve izany ody fitia izany ?
Angamba kosa hoy aho izay tia adala fa tsy misy izany amiko.Tsy mbola ...
suite
répondu par niryna le 19/10/2009 04:20
niryna
(
29/08/2009 19:16)
Fa ny fahendrena dia tsara noho ny voahangy
[b] Fa ny fahendrena dia tsara noho ny voahangy; [Na: perla.] Ary ny zavatra irina rehetra tsy azo ampitahaina aminy.
11 Car la sagesse vaut mieux que les perles, Elle a plus de valeur que tous les ...
suite
répondu par niryna le 11/09/2009 05:20
niryna
(
29/08/2009 16:20)
Ny lafitsarany sy ny lafiratsin'ny fanaovana facebook
Maro amintsika angamba no efa mandefandefa ny momba azy miaraka ny sarasary e,inona no lafitsarany ary inona no lafiratsiny raha aminareo efa nanao an'io no resahina ?
tantarao ary fa miandry dia t...
suite
répondu par siga_soa le 13/09/2011 09:02
niryna
(
26/08/2009 03:59)
Maro ny zavatra tsy tokony ho resahina any am-piasana
Marina fa any am-piasana isika no mandany andro betsaka indrindra kanefa na izany aza tsy ho voatery ho tantaraina ny olona any avokoa ny fiainantsika any an-tokantrano
Zaraiko ity dia mba tohizo ...
suite
répondu par niryna le 29/08/2009 16:08
niryna
(
26/08/2009 03:33)
Izay iheverany ahy
Aza kviy ary fa Atra mahalala izay heveriny ho antsika rehetra
http://www.dailymotion.com/relevance/search/izay+iheverany+ahy+fanilo+/video/x37ndq_izay-iheverany-ahy-ny-fanilo_music
[b] Ny fahaso...
suite
répondu par niryna le 29/08/2009 05:29
niryna
(
24/08/2009 03:54)
Menopause:famantarana azy sy ny mba tsara ho fantatra
Mba mizara izay kely fantatro aho fa mbola tsy any aloha fa na dia izany aza mba tsara ihany ny mahalala zavatra kely e.
Ny lehilahy ve mety ho tonga izany koa ?
yep retour d'age ohatra ,hi,hi
...
suite
répondu par niryna le 03/09/2009 04:30
niryna
(
21/08/2009 15:32)
Na ondry iray ihany aza no voavonjy dia efa zava-dehibe izay
Ny fahasoavan'ny Tompo anie homba antsika tsirairay avy.Andramo ka zahao fa tsara izy ary mandrakizay ny fitiavany ,ny fahasoavany ,ny famonjeny ary ny famindrampony ho antsika rehetra.
Hoy ny tanta...
suite
répondu par niryna le 25/08/2009 04:55
niryna
(
21/08/2009 15:01)
Maninona ny ankizilahy no tia mampijaly biby?
Raha jerena ny statsitique dia tia mamony biby ny ankizilahy raha oharina ny ankizivavy.Ny fampiadiana tanalahy aloha dia manginy fotsiny ,vonoiny rehefa resy ilay tanalahy ,asiany kambavy kely miarak...
suite
répondu par soanja le 25/08/2009 22:59
