Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i niryna, milahatra araka ny daty
niryna
(
10/10/2010 01:53)
Very ny zanako
MIarahaba antsika rehetra indray aho androany.Ny fahasoavan'ny Tompo anie ho eo amintsika mandrakariva.
Omeko tantara kely iray hianareo ary mitovy ilay zanaka very izy ity saingy hafa kely no fitrang...
tohiny
novalian'i niryna ny 19/10/2010 16:06
niryna
(
04/10/2010 05:09)
Izany hono !!!!
Nisy fandaharana iray izay nojereko,sady dokotera ilay ramatoa no kristiana ihany koa ary nizara tao anatin'ireny atao anatin'ireo vehivavy manaraka fandaharana fivavahana ,mampianatra zavatra mety ah...
tohiny
novalian'i niryna ny 29/10/2010 15:45
niryna
(
04/10/2010 04:56)
Andravoahangy Fivavahana
Izaho ry zareo mba te aheno ny tantaran'io fiangonana io,raha toa ka mahalala ny tantara nisy sy mbola misy ao hianareo,raha toa ka honohono kosa dia tsy maninona fa tazomy e
Miresaka foana ny olona ...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 15/01/2015 04:38
niryna
(
01/10/2010 04:41)
Ireny hono no mba silamo,hindou,tsy mpino
Ny zavatra heno matetika dia hoe kristiana miangona alahady fa mangalatra akoho alatsinainy,kristiana sandoka,kristiana mpihatsaravelatsiny,kristiana....feno mihitsy ny pejy ny haratsin'ny kristiana ...
tohiny
novalian'i niryna ny 14/10/2010 04:16
niryna
(
28/09/2010 17:05)
Ahoana indray re ity e
Rehefa natao hono ny statistika dia ny olona manohitra an'Atra no mahay ny tenin'Atra be kokoa noho ireo olona milaza azy hoe kristiana? inona tokoa re no antony e? ...
tohiny
novalian'i fafane ny 18/10/2010 19:29
niryna
(
24/09/2010 05:48)
Ny lelan'ny marina dia fanasitranana
Amin'ny fahotan'ny molotra dia misy fandrika ahitan-doza.Fa ny marina ho afaka amin'ny fahoriana.
Ny vokatry ny vavan'ny olona no mahavoky soa azy.Ary ny asan'ny tanany hitsingerina aminy.
Ny lalan'ny...
tohiny
novalian'i niryna ny 29/09/2010 16:17
niryna
(
23/09/2010 17:03)
Fahano ary ny ondriko
Hoy ny teny ao amin'ny soratra masina miteny hoe "Raha tia ahy ianareo dia fahano ary ny ondriko (Jaona 21-17)
Inona no teny tiana ampitaina antsika rehetra indrindra ireo olona sasatra ny manenjika...
tohiny
novalian'i niryna ny 29/09/2010 15:55
niryna
(
14/08/2010 21:02)
TSOTRA NY VALINY
Maro ireo resaka tiantsika anampiana ny finoan'ny rehetra,samy milaza izay mahasoa ny azy sy mahasoa ny fiangonany avy ka rehefa tsy manaraka ny fiangonantsika ilay olona dia hoe manohitra izany. na h...
tohiny
novalian'i xxxw ny 22/08/2010 05:52
niryna
(
26/07/2010 19:07)
Fa maninona no Israely no ataon'Atra fanoharana ho antsika?
Raha mamaky ny baiboly isika dia ny tantaran'Israely no betsaka atao fanoharana ao foana
Inona tokoa no antony anomeaNy izany amintsika? Moa ve ilaintsika amin'ny fiainana tokoa ny fahalalana ny tanta...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/08/2010 20:32
niryna
(
21/07/2010 19:52)
Ngaha! 13% ihany no ...
Mety ho gaga tokoa angamba isika raha maheno izao vaovao lazaiko izao fa na dia maro aza ny olona mino an'Atra dia 13% ihany ny kristiana no tena mino fa marina tokoa ny tantara sy ny zavatra izay ...
tohiny
novalian'i ouioui ny 23/08/2010 19:48
niryna
(
29/06/2010 21:48)
Zavatra iray no tena tsy zakantsika eto an-tany
Misy zavatra izay midona amin'ny tena izay tsy mety ho voakosika ao anatin'ny sain'ny tena mihitsy ilay izy na sarotra ny anadino azy.
Tsy aretin'andoha akory izany fa rehefa sitrana io dia adino
Rah...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/08/2010 20:39
niryna
(
15/06/2010 20:13)
Itako ny lalan-tsara ka izorako,azoko ny famonjena ka ho tanako
Raha mandinika an'io teny io aho dia izao no fahazoako azy
Itako ny lalan-tsara ka izorako: nanomboka nahafantatra an'ilay kristy mpamonjy sy mpanavotra ahy aho ary tsy mijanona eo fotsiny fa mizotra ...
tohiny
novalian'i niryna ny 29/06/2010 21:34
niryna
(
11/06/2010 19:37)
Raha mba nanambady,niteraka ,nanan-karena mantsy aho an!
Matetika isika dia tsy mba faly amin'izay fahasoavana nomen'Atra antsika
Ao ny miteny hoe raha mba nanambady angamba aho dia mba nanana fifaliana amin'ny fiainana ,ao koa ny hoe raha mba niteraka,na ...
tohiny
novalian'i Mpanazava ny 21/06/2010 13:47
niryna
(
28/05/2010 03:45)
Inona no zavatra ahatsiarovanareo ny tanindrazana any ivelany any?
Ho anareo rehetra mipetraka any ivelan'i gasikara ,misy zavatra ahatsiarovanareo ny tanindrazana ve indraindray ?
Ohatra hoe ny fanaovana fotoan-gasy na efa aty an-dafy aza
Na hoe koa ilay fanarian...
tohiny
novalian'i niryna ny 08/07/2010 18:12
niryna
(
28/05/2010 02:30)
Lesona azo hianarana ao amin'ny Joba
Rehefa mamaky ny baiboly ao amin'ny tantaran'i Joba isika dia tena maro ny zavatra azo alaina ary am-piharina amin'ny fiainana.
Na dia tsy misy angamba raha olombelona nijaly toa an'i Joba kanefa nome...
tohiny
novalian'i niryna ny 08/07/2010 19:19
niryna
(
28/05/2010 02:18)
Iza no mora manao accident be indrindra
Raha maka tanora hatramin'ny telompolo taona isika ary maka ny olona mihoatra ny 65 taona
Iza no mety manao accident be indrindra ? ...
tohiny
novalian'i tess ny 09/06/2010 05:44
niryna
(
18/05/2010 05:26)
Satria nahita ahy hianao dia nino
19 Ary rehefa harivan'ilay andro voalohany amin'ny herinandro, raha voarindrina ny varavaran'izay niangonan'ny mpianatra, noho ny fahatahorana ny Jiosy, dia tonga Jesosy ka nitsangana teo afovoany, di...
tohiny
novalian'i niryna ny 28/05/2010 02:27
niryna
(
08/05/2010 19:51)
Iza no akaikin'ny fonareo indrindra tamin'ny mbolakely?
Manao ahy indray isika rehetra o !
Iza no akaikin'ny fonareo indrindra tamin'ny mbolakely ? Tantarao hoe ny antony?
misaotra betsaka
:D ...
tohiny
novalian'i niryna ny 06/06/2010 23:38
niryna
(
04/05/2010 20:07)
Ry mpanarato
Nandray ny fihirana aho dia nihirahira ity hira ity ka misy afaka ve isika anazava ilay sarinteny eto,misaotra mialoha
[b] O mandrosoa ry mpanaraton'i Jeso,izay no baiko azontsika ka mandrosoa.Jes...
tohiny
novalian'i niryna ny 17/05/2010 20:17
niryna
(
25/04/2010 05:15)
Namana mpanoro-voana
Efa mba nanana namana nanoro-vohana ve nareo na tamin'ny mbola kely ity na efa izao lehibe izao?
Ohatra hoe taritiny hingitrika ny tena dia kanefa avy ero ry zareo lasa ihany dia tratra daholo dia ...
tohiny
novalian'i niryna ny 04/05/2010 19:31
