Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i niryna, milahatra araka ny daty
niryna
(
09/03/2012 07:15)
Fiainana mandrakizay no omen'Andriamanitra ho antsika
Izay mino ny Zanak'Andriamanitra no manana ny fanambarana ao anatiny ,izay tsy mino an''Andriamanitra dia efa nampandainga Azy ,satria tsy mino ny fanambarana izay efa nambaran'Andriamanitra ny Zanan...
tohiny
novalian'i Miharena ny 27/03/2012 05:19
niryna
(
08/03/2012 17:51)
Ny finoantsika : mahandresy izao tontolo izao
[b] Izay rehetra mino fa Jesosy no kristy dia naterak'Andriamanitra ;ary izay rehetra tia Izay niteraka dia tia izay nateraka koa .Izao no ahafantarana fa tia ireo zanan'Andriamanitra isika,dia ny iti...
tohiny
novalian'i jesuisla ny 14/03/2012 01:05
niryna
(
07/02/2012 17:41)
Vola madinika sy Vola vaventy
Sendra nifankahita hono ireto vola madinika sy ny vola vaventy ka dia manga ery ny resaka
Falifaly ery anie hianao izany hoy ity vola vaventy tamin'ilay vola madinika.
Ary avy taiza ary hianao iz...
tohiny
novalian'i niryna ny 11/02/2012 21:11
niryna
(
06/02/2012 05:24)
SALAMO 139: AIZA NO HANDOSIRAKO TSY HO EO ANATREHANAO ?
Jehovah O ! Efa nandinika ahy Hianao ka mahalala ahy. Hianao no mahalala ny fipetrako sy ny fitsangako. Sady mahafantatra ny hevitro eny lavitra eny.Voadinikao ny toetro,na mandeha aho ,na mandry. Sad...
tohiny
novalian'i niryna ny 11/02/2012 21:26
niryna
(
01/02/2012 04:53)
Efa resabe teto foana io fady fady io: Hoy ny Tompo izay rehetra miditra ny vava dia madio avokoa
Miarahaba antsika rehetra indray aho.Tsy namaly ireo resaka fadifady sy sakafo etsy ambony ary sabata ireo aho fa tonga dia fantatra fa ny seven days adventist indray ireo miresaka ireo.Hialana tsiny...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 06/02/2012 05:06
niryna
(
14/01/2012 21:04)
Fampidirana vary avy any chine
Misy vaovao izay sendra nandalo teo ambanin'ny masoko ka asa na mitombona io na tsia.Navadibadiko fotsiny koa moa ilay izy ary amin'ny teny anglisy.Misy olona iray colonel izy io raha tsy diso aho (a...
tohiny
niryna
(
14/01/2012 20:59)
Sahy ve hianareo? Fa angaha tsy misy manam-pahaizana mihitsy e
Andao hoe esorina avokoa ireo mpitondra rehetra milaza azy ho tia tanindrazana ireo? Tsy misy ampidirina na iza na iza satria efa samy teo avokoa.Tsy asiana atoko fa olona mbola tsy nandray anjara mih...
tohiny
novalian'i niryna ny 26/02/2012 20:51
niryna
(
12/01/2012 05:16)
TE HIOVA FO
Ny fo dia mamitaka mihoatra noho ny zavatra rehetra.sady manana aretina tsy azo sitranina.
Iza moa no mahafantatra ny aminy?
IZAHO JEHOVAH NO MPANDINIKA NY FO sy MPAMANTATRA NY VOA.Mba hanome ny olon...
tohiny
novalian'i Miharena ny 18/01/2012 15:14
niryna
(
03/01/2012 17:48)
Vahaolana mahomby ho an'ny firenena
Tsotra ihany ny valiny: Efa notenenina ombieny ombieny ny tokony hiverenana amin'Andriamanitra sy ny fanaovana fibebahana ary ny fiaikena ny fahotana raha tiana ho sitranin'Andriamanitra ny tany rehet...
tohiny
novalian'i jesuisla ny 19/01/2012 18:13
niryna
(
12/12/2011 17:33)
Hajao ny mpiara-monina aminao
Nandefa hafatra aho ka toa tsy mety lasa ilay izy ka aleo ary hovaiko kely indray e
Na teratany io na miorim-ponenena any amin'ny tanin'ny olona dia mila mifanaja ny mpiara-monina azy avokoa .Vavolom...
tohiny
novalian'i niryna ny 10/03/2012 20:31
niryna
(
29/11/2011 17:28)
Iza avy ireo na iza amin'ireo no misy anao.
Ary nilaza zavatra maro tamin'ny fanoharana Izy ka nanao hoe : Indro,nivoaka ny mpamafy mba hamafy s ry raha namafy izy: ny sasany dia voafafy [b] teny amoron-dalana[/b] dia avy ny vorona ka nandan...
tohiny
novalian'i niryna ny 09/12/2011 16:50
niryna
(
26/11/2011 17:43)
Ilay Teny tonga Nofo
Manahoana daholo indray o1 andao ary hovaina kely indray ny lohahevitra ary samy afaka mizara izay mba kely fantany isika hilazana fa efa tany amin'ny fiandohana dia efa niaraka ny Ray sy Ny zanaka a...
tohiny
novalian'i nahomy ny 13/12/2011 14:42
niryna
(
02/11/2011 16:08)
Fahendren'Atra Vs fahendren'izao tontolo izao
Raha namaky ny soratra masina aho dia nanambara hoe: tsy ny fahendren'izao tontolo izao,na ny amin'ny mpanapaka izao tontolo ...fa milaza ny fahendren'Atra izahay
Raha jerena ny ao amin'ny 1 Kor 2 d...
tohiny
novalian'i niryna ny 26/11/2011 16:48
niryna
(
28/10/2011 16:46)
Fanangolen'ny devoly:Fa isika tsy mitolona amin'ny nofo aman-dra
Matetika isika dia mitady porofo hatrany fa tsy misy ny asan'ny satana-tsy misy ny devoly,tsy misy ny demony ,tsy misy ny afobe-tsy misy ny paradisa.Satria ahoana no mahatonga izany?
omen'ny olona i...
tohiny
novalian'i niryna ny 12/11/2011 01:50
niryna
(
05/09/2011 04:14)
Ny eritreritra manenjika ka mila miady amin'izany isika
Rehefa mandinika amin'ny fiainana isika dia mety miteny anakampo hoe fa maninona ary ireny olona manao ny tsy mety ireny na tsy matahotra an'Atra na tsy mino an'Atra no ambinina?
Ny baiboly aza dia m...
tohiny
novalian'i niryna ny 14/09/2011 15:10
niryna
(
03/09/2011 16:40)
Jamba aho ka nahita indray, very aho ka ita indray.
Ity misy video ho antsika.Tanora kely mihira ny Amazing Grace
http://www.godtube.com/watch/?v=FFJ29MNU...
tohiny
novalian'i rrgmt ny 29/09/2011 14:50
niryna
(
20/07/2011 16:46)
Miala tao amin'ny fiangonana tao hianao
Mahavariana ahy ity resaka ity ka mba mila fanampiana anareo ny havana satria maromaro ireo olona samy manana ny fiangonany no nianatra mpiandry dia rehefa niroboka dia lasa hoe tsy mahazo raisina mpa...
tohiny
novalian'i niryna ny 05/09/2011 00:23
niryna
(
19/07/2011 15:20)
Fiaramanidina eo Ivato
Asa lahy fa lasa atao resaka foana ny hoe noho ny fahasarotan'ny fiainana dia lasa mangalatra ,mivarotena,mamono olona ,tia kely sy misoloky.Maro tsy voatanisa;anareo no manohy azy.
Raha manana asa...
tohiny
novalian'i niryna ny 31/07/2011 20:22
niryna
(
13/07/2011 12:18)
Vato namelan-kafatra:mora ve ny mamela heloka?
Raha nandeha izy roa lahy teny amoron-drano dia tongatonga ho azy ilay adiady kely.Nanao sangy mahery tokoa mantsy ilay ranamana iray ary tena narary tamin'ilay iray ilay izy.Tsy niteny izy fa nosorat...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 04/08/2011 13:59
niryna
(
07/07/2011 16:27)
Ahoana no hamalianao ny olona raha manontany anao izy ireo?
Tato ato dia lasa toa mivoana tsikelikely ny fampianarana soratra masina,manjary lasa mahamonamonaina indray aza e.Ny antony : lasa ilay fiangonana sy ny rafitra ao aminy no lazaina ka rehefa tsy mana...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 03/08/2011 21:41
