Liste des messages
Liste des messages, inserés par niryna, par ordre de date
niryna
(
04/07/2011 17:13)
Mahavariana ny ankizy indraindray
Tsindrio eo amin'ilay video ambany mijery ilay zazakely manao sary hosodoko
http://shine.yahoo.com/event/momentsofmotherhood/4-year-old-aelita-andre-gets-her-own-ny-art-show-sells-paintings-for-27k...
suite
niryna
(
05/04/2011 05:18)
Mahita ny ratsy fanahy ambinina
Mahavariana tokoa io tenin'Andriamanitra io sy ny fampianarana izay omeny antsika.Jereo anie ity e.Tena mahatonga saina satria misy hiainantsika io amin'izao fotoana izao.
Notsongoiko tao amin'ny S...
suite
répondu par rijadolly le 05/04/2011 17:41
niryna
(
31/03/2011 04:36)
Latsabato,Fifidiana
Inona avy no karazana fomba natao rehefa manao latsabato ny olona? na koa rehefa mifidy?
......................................
Variana aho naheno ity tantara kely ity fa taloha ,fony tsy mbola nisy...
suite
répondu par AndriambyII le 28/04/2011 19:38
niryna
(
26/03/2011 06:30)
NY fifihavian'i Jesosy Kristy Tompontsika sy ny hanangonana antsika ho eo aminy,
Tato ato dia nifanesisesy na trakta na sary maro izay mahalasa saina ny maro.
............................................................................................
[b] II Tes 2:
1 Ary mangatak...
suite
répondu par Miharena le 28/03/2011 06:24
niryna
(
17/03/2011 04:44)
Efa ahy daholo ireo
Nisy tantara kely iray izay mba nahatonga saina ihany.
Rehefa nivenjivenjy teo amoron'ny fiangonana satana dia nanontany azy ity anjelin'Atra hoe maninona ety amoron'ny fiangonana ety hianao? Fa manin...
suite
répondu par Miharena le 23/03/2011 19:20
niryna
(
27/02/2011 06:53)
Ny maso solon''ny maso
Fahiny raha misy olona mandratra anao dia ratranao toa izany koa izy: manala ny nifinao izy,dia esorinao koa ny nifiny: Vita hatreo tsy misy tohiny intsony
Fa nahoana tokoa re e
Raha mijery ireto te...
suite
répondu par niryna le 19/03/2011 04:26
niryna
(
25/02/2011 15:47)
Iza no tsara indrindra? tianao indrindra,tsy tianao ary ny ratsy indrindra ?
Rehefa naka ankizy maromaro nasiana nifidy saribakoly dia samy manana ny fijeriny azy avy ireo ireto zaza.
Nasiana nifidy ireo zaza izay tiany indrindra ary rehefa nomena nisafidy malalaka izy ireo d...
suite
niryna
(
11/02/2011 16:43)
Homba anao mandrakariva Aho!
MIno fotsiny ihany dia ho vonjena hianao sy ny ankohonanao?
Isan'andro isan'andro Izy dia momba antsika foana
Na inona tranga amin'ny fiainana dia eo anilantsika foana Izy.
Tsy nilaza anefa izy fa ra...
suite
répondu par majesty le 26/02/2011 07:50
niryna
(
07/02/2011 17:26)
Dia ahoana indray ity ry zareo?
Indraindray hoy aho izay raha tsy mitandrina dia mety hiteniteny foana an!
Ny amboa ve no fady manao lamba sa
Ny amboa sy ny lambo ve no tsy mety miaraka mihitsy
sa ny lamba tafiana no tsy azo a...
suite
répondu par niryna le 25/02/2011 15:49
niryna
(
29/01/2011 05:07)
Ny trano nahavokisana .....
Misy ohabola iray izay toa ohatran'ny diso ny fitenin'ny olona azy ka dia mba ampio kely hoe azafady
Rehefa manasa olona isika dia miteny ny vahiny hoe andao amin'izay andeha ry zareo fa ny trano nah...
suite
répondu par niryna le 06/02/2011 00:04
niryna
(
26/01/2011 06:36)
Andriamanitra saro-piaro inona no hevin'izany? mitovy ny olona saro-piaro ve?
Ny teny ao amin'ny Eksodosy 20 :3-6 dia manambara amintsika ny Didy folo fa tsy tokony hanana Andriamani-kafa isika fa Izy Irery ihany ary dia mbola mitohy ihany koa ao fa Andriamanitra saro-piaro Iz...
suite
répondu par niryna le 27/02/2011 06:33
niryna
(
12/11/2010 04:56)
Mety misy ve ity sa?
Rehefa manaraka ny fandaharana fivavahana aho dia itako fa maro be ny firenena manankarena no manampy ireny tany mahantra ireny.Manao sekoly,hopitaly,mampianatra ireo ankizy vavy namidy tamin'ny fivar...
suite
répondu par vonynive le 15/12/2010 11:45
niryna
(
12/11/2010 04:35)
Ny lehilahy tsy manambady
Nahavariana ity fandaharana ity,miresaka fiainana ilay izy.
Rehefa natao hono ny fandinihina dia ny lehilahy tsy manambady no mandany vola be noho ny lehilahy manambady.
Inona tokoa re no anton'iza...
suite
répondu par 5laody le 06/04/2013 19:04
niryna
(
04/11/2010 16:55)
Mora sa sarotra
Mety ho mora resahina fa sarotra ho tanterahina na mifanohitra izany angamba fa antsika tsirairay io .
Ny fifamelankeloka no zavatra iray sarotra sy tsy mety azo ao anatin'ny baiboly.
Nisy olona nara...
suite
répondu par ngovitra le 28/01/2011 16:16
niryna
(
04/11/2010 15:53)
Andao ary aloha hiala voly kely indray
Tapaka ny tsinaiko raha naheno an'ity resaka ity aho.Ny lahy no tena imasoako eto an fa anjaran'ny vavy indray raha misy teny ka tiany resahina mikasika izany.Rehefa te ampiseo fitiavana hono ny lahy...
suite
répondu par AndriambyII le 15/11/2010 12:51
niryna
(
29/10/2010 15:48)
Fa nahoana tokoa ary e
Asa ,mba lasa ny fisainako namaly ny namana tary ambadika tary.Tamin'isika mbola kely dia tsaroako fa ny vehivavy no toa mahay matetika rehefa oharina ny lahy(asa be lalao sy misetrasetra ary mety tsy...
suite
répondu par niryna le 04/11/2010 15:45
niryna
(
29/10/2010 15:17)
Aza atao valalan'alika an
Indraindray aho dia variana ireo olona izay toa manambany ny mahamalagasy( tsy misy resaka politika ity an,resaka fahaizana no tiako tenenina)
Manambanimbany hoy aho satria raha resaka hoe tsy fahampi...
suite
répondu par niryna le 10/11/2010 06:44
niryna
(
27/10/2010 05:58)
Asehoy azy ilay fanetretenany
Nifampiresaka an'i satana ity rangahy iray ary nifanazana tamin'ilay namany iray manana fahendrena sy manetry tena.Na inona na inona hoy ity ranamana ny zavatra ataonao dia tsy mba mivadika ity rangah...
suite
répondu par niryna le 06/11/2010 16:16
niryna
(
22/10/2010 19:19)
Aretina Mampidi-doza
Tantara notsongoina tao anatin'ny boky iray miresaka ny androbe sy ny kalanoro
Narary voan'ny aretina "kasoa" izay lazaina ihany koe hoe ambalavelona ity ramatoa iray
Nampidirina hopitaly ity ramato...
suite
répondu par niryna le 27/10/2010 05:17
niryna
(
20/10/2010 17:18)
Fa maninona ?
Miarahaba antsika rehetra eto amin'ny sehatry ny serasera indray ny tenako.
Misaotra an'Atra lehibe aho noho ny fahasoavana tsy voatanisa omeny ahy isan'andro
Isaorako koa izy fa na dia maro aza ny ri...
suite
répondu par RAR.DAGO le 11/11/2010 21:15
