Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i niryna, milahatra araka ny daty
niryna ( 27/09/2012 00:58)
Fangataham-pitahiana ho an'ny firenena
Vavaka Andriamanitrao o mifona aminao izahay fa tsy mendrika hiantso ny anaranao akory.Tahio sy arovy ny tanindrazanay mba olo-marina,olonao,voafidinao no hitondra ny firenenay.Omeo fo madio sy sai... tohiny
niryna ( 26/09/2012 23:38)
Kolokoloina kely ny saina e
Andriamanitrao o mifona aminao izahay fa tsy mendrika hiantso ny anaranao akory.Tahio sy arovy ny tanindrazanay mba olo-marina,olonao,voafidinao no hitondra ny firenenay.Omeo fo madio sy saina mahitsy... tohiny
niryna ( 26/09/2012 23:36)
Sakafom-panahy
Andriamanitrao o mifona aminao izahay fa tsy mendrika hiantso ny anaranao akory.Tahio sy arovy ny tanindrazanay mba olo-marina,olonao,voafidinao no hitondra ny firenenay.Omeo fo madio sy saina mahitsy... tohiny
niryna ( 26/09/2012 23:35)
Andriamanitrao o mifona aminao izahay fa tsy mendr...
Andriamanitrao o mifona aminao izahay fa tsy mendrika hiantso ny anaranao akory.Tahio sy arovy ny tanindrazanay mba olo-marina,olonao,voafidinao no hitondra ny firenenay.Omeo fo madio sy saina mahitsy... tohiny
niryna ( 26/09/2012 23:33)
Fangataham-pitahiana ho an'ny tanindrazana
Andriamanitrao o mifona aminao izahay fa tsy mendrika hiantso ny anaranao akory.Tahio sy arovy ny tanindrazanay mba olo-marina,olonao,voafidinao no hitondra ny firenenay.Omeo fo madio sy saina mahitsy... tohiny
niryna ( 26/09/2012 23:27)
Fangataham-pitahiana ho an'ny firenena .
Andriamanitrao o mifona aminao izahay fa tsy mendrika hiantso ny anaranao akory.Tahio sy arovy ny tanindrazanay mba olo-marina,olonao,voafidinao no hitondra ny firenenay.Omeo fo madio sy saina mahitsy... tohiny
novalian'i dadabe ny 28/09/2012 02:02
niryna ( 13/09/2012 04:10)
MIla mitandrina isika fa misy misoloky eto
Rehefa dinihina ny serasera mikasika ny finoana dia lasa tena mivoana tanteraka ilay izy. Tano ny finoantsika.Averiko indray,averiko indray fa tsy ny fiangonana no mahavonjy fa kristy. Ny famonjena di... tohiny
novalian'i bichette ny 10/10/2012 11:19
niryna ( 29/06/2012 16:19)
Maty Ralay rehefa nivahiny teto an-tany 1943-2012
Maty Ralay rehefa nivahiny teto an-tany 1943-2012 Ny fanontaniako dia hoe inona io daty apetraka 1943 io Ary inona io daty napetraka 2012 io ? ... tohiny
novalian'i bor2lais ny 20/07/2012 16:47
niryna ( 08/06/2012 16:49)
ANTICHRIST .ADY HIATREHANA ISAN'ANDRO
Misavorivory ny sain'ny rehetra ankehitriny fa toa mampatahotra azy avokoa izay rehetra.Eo ny tsy sahy mandray telefaona,eo ny matahotra mijery fitaratra ,eo ny internet lazaina fa mivadika,ny sasany... tohiny
novalian'i majesty ny 09/07/2012 06:29
niryna ( 03/05/2012 21:10)
Teny mampieritreritra,sao mba misy mahalala ny tena izy
Sendra nijery ny fandaharana fanambadiana,lahatsoratra manokana aho dia variana tamin'ity hafatry ny namana iray ity.ka aleo mba zaraiko aminareo koa ... mailo tsara fa be ny Mpamitaka fa zao e! [b]... tohiny
novalian'i Miharena ny 20/05/2012 06:09
niryna ( 28/04/2012 15:57)
Tsy azoko
Toa milaza azy ho samy tsy tomppn'andraikitra avokoa ireto olona.Iza no nandroba ny fitondrana,iza no namono olona sy nampaniraka,iza no tsy nofidiana kanefa dia mitsolatsolana mitondra fitondrana a... tohiny
novalian'i niryna ny 03/05/2012 22:06
niryna ( 24/04/2012 17:09)
NY ARETIM-PO SY NY RANO ( Heart attack and Water )
Resaka rano no resahina eto,manampy ny fo,mety mahatonga ny olona ho voan'ny aretim-po tampoka ny tsy fahampian'ny rano ao anatiny ary zavatra maro ihany koa no vokatra azo amin'ny fisotroana rano. ... tohiny
novalian'i BRIOCHE ny 10/10/2012 13:42
niryna ( 14/04/2012 00:52)
Iza no niresaka tamin'Atra teto sa niterny Irery Izy? Efa teo ve Kristy tamin'izany?
Jereo ary ity hafatra nomeny antsika ka anjarantsika no mizara sy mandray izay izy. Amin'Atra dia tsy misy sarotra amiNy ny zavatra rehetra (with God ,everything is possible). Izao ary hono no resa... tohiny
novalian'i niryna ny 28/04/2012 20:58
niryna ( 26/03/2012 15:40)
Iza no tompon'andraikitra?
Rehefa maheno ny hoe zaza ka hatramin'ny dimam-polo taona no mivarotena amin'izao fotoana izao dia tena ontsa ny fo sy ny fanahin'ny tena.MIvavaka ny tena mba tsy tafiditra amin'izany ny fianakavian'n... tohiny
novalian'i ledala ny 17/06/2012 20:39
niryna ( 21/03/2012 16:43)
INONA TOKOA RE NY VAHAOLANA E
Inona tokoa re ny vahaolana e. Samy milaza ny tenany ho kristiana avokoa anefa izy rehetra ireo an ! Lany andro eo amin'ny ady hevitra sabotsy sy alahady lava eo foana isika hi,hi Ho avy indray... tohiny
novalian'i Miharena ny 27/03/2012 05:52
niryna ( 19/03/2012 16:33)
ARY ANDEHA AHO HANAMBOATRA TOERANA HO ANAREO: TSY EFA VITA KOSA VE IZAY ILAY IZY E !
Fony niaraka ny mpianany Kristy dia nilaza fanoharana maro ary nampianatra zavatra maro dia ny zava-miafin'ny fiainana izany.Maro no takatry ny mpianany ary tsy vitsy koa ny tsy takany fa dia niseho t... tohiny
novalian'i niryna ny 26/03/2012 16:27
niryna ( 14/03/2012 17:05)
Avelao ny maty andevina ny maty
Rehefa niantso ireo mpianany kristy dia nisy tamin'izy ireo no nilaza fa andeha hiverina hody aloha ary hoy kristy taminy: Aleo ny maty andevina ny maty . ahoana izany ? ... tohiny
novalian'i Miharena ny 20/03/2012 05:40
niryna ( 12/03/2012 05:42)
Ahoana tokoa re izany e?
[b] Matio 13 37: 39 [/b] Ary Jesosy namaly ka nanao hoe: Ny mpamafy ny voa tsara dia ny Zanak'olona ,ny tanimbary dia izao tontolo izao,ny voa tsara dia ny zanaky ny fanjakana,ny tsimparifary dia ny z... tohiny
novalian'i Miharena ny 25/03/2012 16:35
niryna ( 10/03/2012 21:12)
MILA MITANDRINA ISIKA
NY FIRENENA ERAN-TANY DIA MITADY NY TOMBOTSOA ETO AMIN'NY FIRENENTSIKA,FAMPIADIANY ISIKA MALAGASY KANEFA NY HARENA ANKIBON'NY TANY NO TENA TADIAVINY'IREO FIRENENA MANANKARENA REHETRA IREO. BE HARENA ... tohiny
novalian'i niryna ny 24/03/2012 18:29
niryna ( 10/03/2012 20:40)
Ny tokony atao sy ny tsia : 102
Andao hanala sorisory kely indray isika: omeko anareo ny santionany dia avy eo ampiko fa ho antsika rehetra kosa no manampy izany. Ny tokony atao sy ny tsy tokony atao mba hialana amin'ny firotorotoan... tohiny
novalian'i niryna ny 24/03/2012 18:26
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0439