Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i niryna, milahatra araka ny daty
niryna
(
21/08/2009 14:50)
Mahasoa amin'ny sofina ,maso sy ny sens rehetra
Mba misy mahalala sakafo na zavatra tokony atao ve isika ka mahasoa ny maso ,sofina sy ny sens rehetra? ity ary misy mahasoa antsika sady mino aho fa misy any amintsika:
ny apongambeandanitra na po...
tohiny
novalian'i niryna ny 02/09/2009 04:11
niryna
(
14/08/2009 16:52)
Raha tsy ita maso Atra ahoana no ahalalana fa ........
Raha tsy ita maso Atra ahoana no ahalalana fa miaraka amintsika izy?
If God is invisible,how can we know he is around us?
Ahoana no azavanao izany amin'ny olona?
misaotra mialoha
(l) niryna ...
tohiny
novalian'i niryna ny 02/09/2009 16:29
niryna
(
13/08/2009 14:50)
Ny ataon'ny ray aman-dreny no matetika ataon'ny zanaka
Matetika dia fiteny ny hoe taha-dray,matetika isika dia tsy mahita fa ny zavatra ataontsika ihany no mety ho ataon'ny zaza.Ireto aza misy ohatra kely ka anjaranareo ny mizara raha mba misy azo alaina ...
tohiny
novalian'i niryna ny 22/08/2009 06:21
niryna
(
10/08/2009 04:34)
Inona no efa nitranga taminareo ,ny ahy izany an ....!
Mety misy namana efa nisy zavatra nitranga taminao angamba ...
Ny ahy indray izany dia tsy dia tena hoe zava-dehibe akory fa mba nahavariana ahy fotsiny ilay fomba ataon'ny olona andresena lahatra a...
tohiny
novalian'i niryna ny 08/09/2009 04:44
niryna
(
07/08/2009 16:47)
Dia dioviko tsara aloha ny tranoka fa andray vahiny aho
Raha hitady trano isika dia jerena daholo aloha ilay izy ka rehefa tiana dia manampakevitra fa hifindra na hividy.Dia manomboka eo ny fanadiovana ilay trano ,mety ho lokoko tsara ilay izy fa mety tsy ...
tohiny
novalian'i niryna ny 25/08/2009 19:10
niryna
(
06/08/2009 04:45)
Tsy lasa ity be resaka ity,hi,hi
Manao ahoana daholo indray aloha e.Asa hianareo raha mba manao toa izao
Na inona zavatra atao ka variana eo dia mety ho kila firehitra ny laoka.
Izany mankafia famakiana boky izany,eo ka eo ka eo ...
tohiny
novalian'i niryna ny 22/08/2009 03:51
niryna
(
31/07/2009 16:58)
Ny Baiboly ve? Tantaram-pitiavana io
Ny baiboly ve /tantaram-pitiavana io ka araky ny amakiko azy foana no vao maika aho mangetaheta ilay fitiavana nomen'Atra ahy,no vao maika aho mahita tsara ilay fitiavan'Atra isan'andro ato amiko.
Ar...
tohiny
novalian'i niryna ny 25/08/2009 18:50
niryna
(
31/07/2009 16:20)
Mankaleo be
Asa hianareo raha sendra mba voa toa ahy fa tena mankaleon'ny be mihitsy ilay izy
Saika tapitra nampiasaiko avokoa angamba izay karazana phone cards hiantsoana any dago ary misy tena mangalatra.Ny ...
tohiny
novalian'i niryna ny 08/09/2009 04:39
niryna
(
28/07/2009 17:07)
Manambady,miteraka,mitombo taranaka ve ny anjely ?
Fa amin'ny fitsanganan'ny maty dia tsy mba hisy hampaka-bady, na havoaka hampakarina, fa ho tahaka ny anjely any an-danitra izy.
30 For in the resurrection they neither marry, nor are given in marr...
tohiny
novalian'i niryna ny 27/08/2009 04:32
niryna
(
25/07/2009 17:28)
Nofy tena izy : Efa nanofy toa izao koa ve hianao?
Resaka nofy ity tantaraiko ity ka asa hianao raha mahamtsapa fa afaka misidina izany isika ao anatin'ny nofy , fa izao koa no mba zavatra tsampako rehefa manofy aho fa tena mahavita zavatra betsaka i...
tohiny
novalian'i dolo1 ny 18/12/2009 11:12
niryna
(
22/07/2009 18:22)
Inona ry ireto ny tiana tenenina amin'ity ? Ampio aho e!
Raha nijery ny hafatra tao ambadika aho dia misy miteny fa ny anjely hono nanambady ny olona.Tsy azoko ilay izy,anjely izany tamin'izany fotoana izany nisy nofo? Raha nisy anjely nisy nofo izany ka na...
tohiny
novalian'i niryna ny 28/07/2009 17:00
niryna
(
20/07/2009 23:26)
Izaho izany a
Nisy namako iray izay tato niaraka nifampizara ny tenin'Atra tamiko foana ,niaraka nifampianatra izahay ary nahafinaritra ahy tokoa ilay tenin'Atra nifampizarainay.Indray andro anefa dia hoy izy hoe t...
tohiny
novalian'i niryna ny 29/08/2009 18:04
niryna
(
20/07/2009 23:12)
Be fadifady izay
Manao ahoana daholo indray o! Tamintsika vao tonga taty ampitan-dranomasina dia marobe ny zavatra tsy mitovy ny fiainantsika tany amin'ny tanana.
Maro hoy aho satria marobe koa ireo ray aman-dreny iz...
tohiny
novalian'i niryna ny 01/08/2009 13:34
niryna
(
30/06/2009 14:38)
Odrryy ! Inona re ity e,nataoko ny tsy hihomehy
Tapaka foana ny tsinaiko rehefa nieritreritra ity tantara nolazain'ny namako ahy ity.Sendra teny ambonin'ny fiara izy ary nandalo fiangonana iray.............
Avy niangona aho hoy izy ary somary ni...
tohiny
novalian'i niryna ny 20/07/2009 23:20
niryna
(
27/06/2009 18:49)
Ireto misy sarin'i Michael Jackson izay te hijery
Misy sary marobe ato raha te=hijery hianao
http://hp-laptop.aol.com/_at_50popup
miandrasa kely fa mivoaka eo ambany eo ilay sary
klikeo eo ery ambony fa misy sariny miisa 30 " MJ through the ...
tohiny
novalian'i mirabela ny 29/08/2009 19:21
niryna
(
27/06/2009 13:33)
Izaho izany ry reto tena te ihinana mangidy a
Asa hianare raha mba misy fotoana te ihinana mangidy.Mangidy e,mangidy e,hoy ilay mpivarotra mangidy amin'ny siny ,dia iny indray ilay mpivarotra manga mamy be ,any am-bavan'ialahy e,any ambavan'ialah...
tohiny
novalian'i niryna ny 22/08/2009 16:47
niryna
(
23/06/2009 05:51)
Mifona amiano aho ry Dada fa tsy mendrika ny ho zanakao !
Zaraiko ho antsika rehetra ity amin'izao fotoana ahatsiarovantsika ny fetin'ny ray izao .
Tao amin'ny Lioka 15 no notsongoina ny tantara
11Ary hoy Jesosy :Nisy lehilahy anankiray nanana zanaka ...
tohiny
novalian'i niryna ny 22/07/2009 17:55
niryna
(
19/06/2009 19:26)
Saobakaka milomano ao anaty rano
Nahavariana ahy ity tantara saobakaka milomano ao anaty rano ity ka mba zaraiko anareo.Zavatra roa no ataoko ohatra eto hoy ilay mpampianatra ka dia ...................
Maka rano mafana hianao di...
tohiny
novalian'i niryna ny 21/06/2009 07:55
niryna
(
18/06/2009 20:01)
Fikolokoloina ny tanana sy ny tongotra
Asa aloha izay fomba fanaon'ny olona any aminareo fa ny aty aminay dia rehefa manao hoho tanana sy tongotra hianao dia arotsany ao anaty rano kely izay aloha ilay izy dia manomboka kikisany daholo ny ...
tohiny
novalian'i tsima11 ny 23/08/2012 12:06
niryna
(
17/06/2009 21:12)
Ahoana ary? Moa tsy fantatrareo fa ny tenanareo dia tempoly?
Ahoana ary? Moa tsy fantatrareo fa ny tenanareo dia tempolin'ny Fanahy Masina, Izay ao anatinareo sady efa azonareo tamin'Andriamanitra? Ka tsy tompon'ny tenanareo hianareo.
20 Fa olom-boavidy hia...
tohiny
novalian'i ni81 ny 20/07/2009 13:52
