Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Nehemiah, milahatra araka ny daty
Nehemiah ( 05/04/2013 06:46)
Omby anaty Sambofiara ve ny dinôzôra ?
Efa mba nanontany tena ve ianao @ fomba ahoana no nahafahan'i Noa mampiditra dinôzôra anatin'ny Sambofiarany ? Ohatra : mba omby ny varavarana ihany ve ny [i]Brachiosaurus[/i] ? [url=http://forum.s... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 08/06/2013 15:17
Nehemiah ( 04/04/2013 06:49)
Tany natao indrindra ipetrahan'ny zavamananaina
Raha afaka misafidy ny planety tianao onenana, ny aiza no safidianao ? Raha izaho aloha dia maka ny Tany ihany, satria tena hoatran'ny natao indrindra mba hipetrahan'ny zavaboary ilay izy. Na ny halav... tohiny
Nehemiah ( 03/04/2013 13:11)
Andriamanitra ve i Jesoa ? Fizaràna faharoa : Andriamanitra manahoana aloha ?
[color=purple][b]Nanonon-tena ho Andriamanitr'i Abrahama sy Mosesy ve i Jesoa ?[/b][/color] Araky ny efa hitantsika t@ fizarana 1, nanao filazana momba ny tenany izay nahavaky vava ny olona nihaino Az... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 26/04/2013 14:42
Nehemiah ( 02/04/2013 15:03)
Dinôzôra misy volomborona
Mino aho fa efa mba naheno na namaky ny mombamomba ny dinôzôra misy volomborona ianareo, raha tsy hoe nivelona tao anaty zohy ny sasany tato ho ato. Hoatran'ny henohenontsika foana fa nivoatra avy t... tohiny
Nehemiah ( 02/04/2013 15:02)
Dinôzôra misy volomborona
Mino aho fa efa mba naheno na namaky ny mombamomba ny dinôzôra misy volomborona ianareo, raha tsy hoe nivelona tao anaty zohy ny sasany tato ho ato. Hoatran'ny henohenontsika foana fa nivoatra avy t... tohiny
Nehemiah ( 30/03/2013 07:45)
Izay manambady ny teolojiany amin'ny siansan'ny androany dia hitondra tena rahampitso
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/8f2565ef888621e52d553a3b4985046e.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/8f2565ef888621e52d553a3b4985046e.jpg[/img][/url]... tohiny
novalian'i Miharena ny 09/04/2013 10:40
Nehemiah ( 25/03/2013 06:10)
Apoahy ny trozona !
Efa mba nahita olona nanapoaka trozona ve ianao ? Nisy trozona maty anankiray nitsingevaheva akaikin'ny morontsiraka any Australie Atsimo izay napoakan'olona mantsy. Nisalasala ny mpitandro filaminana... tohiny
Nehemiah ( 23/03/2013 07:25)
Andriamanitra tokoa ve i Jesoa ? Fizaràna voalohany : Inona no nolazain'i Jesoa momba ny tenany ?
Efa mba nifanena t@ olona izay manitona ny fijery any @'izay rehetra alehany ve ianao ? Manana toetra feno mistery, tsy mety faritany izy izay mampisongadina azy @ olon-drehetra. Tahak'izay no nihever... tohiny
novalian'i smileyah ny 04/04/2013 07:31
Nehemiah ( 22/03/2013 15:23)
Efa mba nifanena t@ olona izay manitona ny fijery ...
Efa mba nifanena t@ olona izay manitona ny fijery any @'izay rehetra alehany ve ianao ? Manana toetra feno mistery, tsy mety faritany izy izay mampisongadina azy @ olon-drehetra. Tahak'izay no nihever... tohiny
Nehemiah ( 22/03/2013 12:59)
Tsy tanteraka ny faminanian'ny evôlisiona
Inona no itovizan'ny totozy sy ny lali-boankazo ? Tsy misy, raha tsy mijery akaiky, nefa misy mpahay zenetika nahita fa misy fototarazony (gènes) sasany izay tena mitovy. Matetika dia antitranterina... tohiny
Nehemiah ( 21/03/2013 07:15)
Andriamanitra : aiza ny porofo ?
Mety manontany ny sasany hoe : "Ahoana no ahafahanareo mino an'Andriamanitra kanefa tsy misy porofo ho an'ny fisiany na kely variraiventy aza ? Nahoana ianao no minomino foana toy izao ?". Nefa mifan... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 10/04/2013 06:47
Nehemiah ( 20/03/2013 14:50)
Evôlisiona sy ny dikan'ny fiainana
T@ serasera momba ny finiavana hamono tena nitondra ny lohateny hoe "Life matters" nalefa t@ Australian Broadcasting Corporation, nisy tovolahy niantso hoe Gerard izay niteny hoe : "I think that some... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 23/03/2013 07:27
Nehemiah ( 20/03/2013 14:47)
T@ serasera momba ny finiavana hamono tena nitondr...
T@ serasera momba ny finiavana hamono tena nitondra ny lohateny hoe "Life matters" nalefa t@ Australian Broadcasting Corporation, nisy tovolahy niantso hoe Gerard izay niteny hoe : "I think that some ... tohiny
Nehemiah ( 19/03/2013 12:50)
Termôdinamika
Tsy manirikiry ve rehefa manjary mangatsiaka alohan'ny afahanao misotro azy ny kafenao ? Kanefa tsy tokony himenomenona ianao @ manaraka fa mifaly, satria nahavita fanandramana @ taranja termôdinamik... tohiny
Nehemiah ( 16/03/2013 08:24)
Mampianatra tany fisaka ve ny Baiboly
Angamba tsy misy olona tia ny antsoina hoe "mpandala ny tany fisaka", nefa betsaka ny olona mieritreritra fa nampianatra ny Fiangonana t@ andro fahiny hoe fisaka ny tany , na dia tsy marina aza izany.... tohiny
Nehemiah ( 15/03/2013 13:25)
Flux RSS
Tsara be ilay flux RSS eo akaikin'ny lahatsoratra voa tonga an (y) !... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 16/03/2013 07:39
Nehemiah ( 15/03/2013 07:28)
Ny fandringanan'ny dinôzôra
Nisy, hono, meteôrita namely ny Yucatan 65 tapitrisa taona, ka nahatonga ny fandringanan'ny dinôzôra rehetra (nefa mba afa-bela ihany ny voay sy ny sokatra, asa angaha nahoana), nefa nisy nanadino ... tohiny
Nehemiah ( 14/03/2013 14:10)
Tain-dinôzôra
Rehefa nanatontosa ny rohi-pandaharana "Walking with dinosaurs" ny BBC taona maromaro lasa izay, nitady eran'ny tany toerana azo anaovana an'ilay sarimihetsika izy, nefa isaky ny mba mahita toerana mi... tohiny
novalian'i 5laody ny 19/04/2013 20:04
Nehemiah ( 13/03/2013 13:37)
Behemota
[color=forestgreen] [url=http://www.smartbaiboly.org/online#Joba%2040:15-24]Job. 40:15-24 (10-19)[/url] : "He! jereo ange ny behemota, izay nataoko tahaka ny nanaovako anao ihany : Mihinana ahitra tah... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 26/03/2013 13:54
Nehemiah ( 12/03/2013 07:04)
Ny miteny @ teny tsy fantatra
[color=lightgoldenrod][url=http://www.smartbaiboly.org/online#1%20Korintiana%2014:22]1 Kor. 14:22[/url] : "Koa ny fiteny tsy fantatra dia famantarana amin’ ny tsy mino, fa tsy amin’ ny mino; fa ny... tohiny
novalian'i Miharena ny 13/03/2013 14:53
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0461