Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Nehemiah, milahatra araka ny daty
Nehemiah ( 03/06/2013 13:49)
Noa sy ny Sambofiaran'ny Safo-drano
[url=http://www.smartbaiboly.org/online#Genesisy%207:17-19]Gen. 7:17-19[/url] : [color=blue]Ary naharitra efa-polo andro tambonin’ny tany ny safo-drano, dia tonga betsaka ny rano ka nanainga ny samb... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 04/06/2013 07:53
Nehemiah ( 30/05/2013 08:23)
Sakana goavana ho an'ny fitsidihan'ny ETs antsika :)
1°) Raha tiantsika handeha @ hafaingan'ny c/10 (izany hoe ny ampahafolon'ny hafaingan'ny hazavàna) ny sambon-danitra 1, tsy maintsy manangona angovo kinetika ilay izy, izay omen'ny formule non-relat... tohiny
novalian'i Miharena ny 11/06/2013 18:24
Nehemiah ( 30/05/2013 08:22)
Sakana goavana ho an'ny fitsidihan'ny ETs antsika :)
1°) Raha tiantsika handeha @ hafaingan'ny c/10 (izany hoe ny ampahafolon'ny hafaingan'ny hazavàna) ny sambon-danitra 1, tsy maintsy manangona angovo kinetika ilay izy, izay omen'ny formule non-relat... tohiny
Nehemiah ( 29/05/2013 06:39)
Ny fahefan'ny Soratra Masina
[b]Fehiny[/b] : Nanana ny fahefàna faratampony @ taranja rehetra noresahiny ny Soratra Masina ho an'ny olomasin'ny Testamenta Taloha sy Kristy ary ny Apôstôly. Indrindrindrindra, ho an'i Kristy, re... tohiny
novalian'i mekana ny 30/01/2015 11:45
Nehemiah ( 28/05/2013 14:18)
Mpanao pôlitika tsy lôjika
Maro ny mpanao pôlitika izay mireharefa @ zava-bitany. Tsy latsa-danja @'izany koa ra-DJ. Izao ny lôjika arahiny : 1°) Tsy maintsy mahatanteraka zavatra isika. 2°) Ity misy zavatra anankiray. ---... tohiny
Nehemiah ( 24/05/2013 15:10)
TGV eto @ serasera
Hono ho'aho, maninona kay no be prôpagandistan'ny TGV sy mpandala an'i Rajoelina tahak'izao ity serasera ity ?... tohiny
Nehemiah ( 23/05/2013 14:56)
Endrika fanjanahan-tanim-baovao ny famatsiam-bolan'ny vazaha boramena tsy tia tavin-kena !
Sa ahoana hoy ianareo ? "Domy tapany dia mandoa erany" e !... tohiny
Nehemiah ( 22/05/2013 08:45)
Namorona fiainana t@ tontolo hafa ve Andriamanitra ? Raha tsy izay dia maninona no goavam-be tahak'izao izao tontolo izao
Maro ny olona, na kristiana na tsia, izay tsy mety manaiky fa ny Tany irery no plaety misy fiainana @'izao tontolo izao. Raha tsorina, misy fiainana ve ny planety hafa ? Ireo izay mino fa nivoatra et... tohiny
Nehemiah ( 18/05/2013 13:24)
Ny fahavoazan'ny fidatiana radioactive
Be ny olona mieritreritra fa ny daty aman-tapitrisa taona omen'ny manam-pahaizana dia azontsika atokisana tahaky ny fahafantarantsika ny firafitry ny atôma sy ny angovo nokleary. Ary satria mirakotra... tohiny
novalian'i endriny ny 28/05/2013 18:08
Nehemiah ( 17/05/2013 13:53)
Ny fiheveran-dison'i Darwin, fizaràna fahavalo
Misy olona sasany izay mieritreritra fa kristiana, na mpandà an'Andriamanitra nibebaka ka niverina ho kristiana, i Darwin. Kanefa jereo anie ny zavatra nosoratany t@ biôgrafian'ny tenany (ary aoka i... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 17/05/2013 13:56
Nehemiah ( 17/05/2013 06:25)
Ahoana ny ahafahantsika mahita kintana 15 miliara années-lumière miala avy aty raha aman'arivo taona izao tontolo izao ?
Misy galaksia sasany izay années-lumière aman-tapitrisany miala avy aty no misy azy ireo. Raha 1 année-lumière ny distance vitan'ny hazavàna ao anatin'ny herintaona, ary raha 15 tapitrisa années... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 17/05/2013 12:19
Nehemiah ( 14/05/2013 06:11)
Ny fiheveran-dison'i Darwin, fizaràna fahafito
Taorian'ny diany tany Galapagos, azon'i Charles Darwin an-tsaina tsara fa vontoatin'ny fotopisainany ny fantina natoraly, fa mbola tsy hitany izay mampahomby ny fantina natoraly tahak'izao. Kanjo, sen... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 17/06/2013 13:03
Nehemiah ( 13/05/2013 06:40)
Ny fiheveran-dison'i Darwin, fizaràna fahenina
Eo izany isika dia handinika ny momba ny vokatra ratsy sy mitondra faisana indrindra @ darwinisme ara-piaraha-monina : ny génocide. @'izao fotoana politiquement correct izao, lazaina fa "les personn... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 14/05/2013 06:13
Nehemiah ( 11/05/2013 06:04)
Ny fiheveran-dison'i Darwin, fizaràna fahadimy
Efa noresahana lalindalina ihany ny fifandraisan'ny fotopisainan'i Darwin sy ny eozenisma. Ka mety miteny ny sasany hoe: "Tsy mba nampianatra na niteny na nieritreritra momba an'izay anie i Darwin e !... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 13/05/2013 06:42
Nehemiah ( 10/05/2013 08:52)
Ny fiheveran-dison'i Darwin, fizaràna fahefatra
Raha marina ny haiolombelon'i Charles Darwin sy ny darwinisme ara-piaraha-monina, inona moa no mahasakana ny olombelona tsy hifehy ny fiterahany mba hanatsara ny rafi-batana sy ny halalin-tsain'ny olo... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 11/05/2013 06:05
Nehemiah ( 10/05/2013 07:12)
Ny fiheveran-dison'i Darwin, fizaràna faha3
Andeha isika hijerijery akaikikaiky ny "The Origin of Species" nosoratan'i Charles Darwin. Raha ezahana fintinana io boky io dia milaza fa avy @ sela tsotra ny zavamananaina ankehitriny ary ny fiangon... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 10/05/2013 08:53
Nehemiah ( 08/05/2013 08:44)
Ny fiheveran-dison'i Darwin, fizaràna fahatelo
Andeha isika hijerijery akaikikaiky ny "The Origin of Species" nosoratan'i Charles Darwin. Raha ezahana fintinana io boky io dia milaza fa avy @ sela tsotra ny zavamananaina ankehitriny ary ny fiangon... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 10/05/2013 07:13
Nehemiah ( 07/05/2013 08:43)
Ny fiheveran-dison'i Darwin, fizaràna faharoa
I Erasmus Darwin dia niara-nanorina ny Fikambanan'ny Volana. [url=http://forum.serasera.org/media/images/o/7cd05ec92da2297e3658ec895b53bc3a.png][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/7cd05ec92... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 08/05/2013 08:46
Nehemiah ( 06/05/2013 08:26)
Ny fiheveran-dison'i Darwin, fizaràna voalohany
Vitsy dia vitsy ny olona nanana lanja nohon'i Charles Darwin t@ tantaran'izao tontolo izao. Nisy olona nilaza mihitsy fa ny hevitr'i Darwin no hevitra mavesa-danja indrindra noforonin'ny ati-dohan'olo... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 07/05/2013 08:47
Nehemiah ( 02/05/2013 07:32)
Genesisy, Evanjely sy ny resaka evôlisiona vs famoronana, fizaràna fahasivy
Rehefa misy adi-hevitra momba ny hoe firy taona izao tontolo izao dia antitranterin'ny mpomba ny tapitrisa taona matetika ny fôsily sy ny sosona vato ambanin'ny tany izay lazainy fa manambara ny nisi... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 13/06/2013 08:37
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0628