Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Nehemiah, milahatra araka ny daty
Nehemiah ( 01/05/2013 06:34)
Genesisy, Evanjely sy ny resaka evôlisiona vs famoronana, fizaràna fahavalo
Hatr@ nampalaza ny fotopisainan'i Darwin sy ny resaka tapitrisa taona dia nisy niezaka ny hanatsofoka tapitrisa taona ao anaty Baiboly ny kristiana. Ka inona moa fa tsy ny Gen. 1 ihany no niezahana an... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 22/05/2013 08:59
Nehemiah ( 30/04/2013 06:33)
Genesisy, Evanjely sy ny resaka evôlisiona vs famoronana, fizaràna fahafito
"Ny voany no ahafantarana ny hazo" (Mt. 12:33b) Inona, hoy ianareo, no vokatry ny fampianarana ny néo-darwinisme @ sekoly sy toeram-pampianarana ? Ireto misy vitsivitsy. Mety efa henohenonareo ny m... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 01/05/2013 06:35
Nehemiah ( 30/04/2013 06:32)
"Ny voany no ahafantarana ny hazo" (Mt. 12:33b) I...
"Ny voany no ahafantarana ny hazo" (Mt. 12:33b) Inona, hoy ianareo, no vokatry ny fampianarana ny néo-darwinisme @ sekoly sy toeram-pampianarana ? Ireto misy vitsivitsy. Mety efa henohenonareo ny m... tohiny
Nehemiah ( 29/04/2013 06:04)
Genesisy, Evanjely sy ny resaka evôlisiona vs famoronana, fizaràna fahenina
Mampalahelo sy mahonena fa hatr@ nivoahan'ny "Origin of Species" dia nanaiky ny evôlisiona ho zavatra narindran'Andriamanitra ([i]évolutionnisme théiste[/i]) ny ankabetsahan'ny fiangonana. Efa hita... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 30/04/2013 06:37
Nehemiah ( 27/04/2013 14:00)
Genesisy, Evanjely sy ny resaka evôlisiona vs famoronana, fizaràna fahadimy
T@ 1859, nivoaka ilay boky fanta-daza dia fanta-daza (tsy maintsy misy toerana iray @'izao tontolo izao anaovana printy an'io boky io, indray mandeha isan-taona) mitondra ny lohateny hoe "On the Origi... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 29/04/2013 06:08
Nehemiah ( 26/04/2013 15:18)
http://forum.serasera.org/forum/message/m516f8ca5df098
Mankafy an'i Bruce Willis ve ianareo ? Izaho aloha dia miaiky fa mahay milalao sarimihetsika lavitra nohon'i Tsarafara izy, ary aleoko lavitra mijery anankiray @'ireny sarimihetsika "Un jour en enfer"... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 29/04/2013 07:45
Nehemiah ( 18/04/2013 06:03)
Genesisy, Evanjely sy ny resaka evôlisiona vs famoronana, fizaràna fahatelo
Ny kristiana dia mpanaraka an'i Kristy rahateo. Ny bouddhistes dia mpanaraka an'i Bouddha, ny marxistes dia mpanaraka an'i Marx, fa ny antsika kristiana indray dia i Jesoa no Tompo, ary ny zavatra laz... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 29/04/2013 07:02
Nehemiah ( 17/04/2013 07:59)
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/b1ef...
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/b1ef81b891beb91ec0bca25adc34ea42.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/b1ef81b891beb91ec0bca25adc34ea42.jpg[/img][/url] Lol... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 26/04/2013 14:30
Nehemiah ( 17/04/2013 06:14)
Genesisy, Evanjely sy ny resaka evôlisiona vs famoronana, fizaràna faharoa
Ireto misy taranja vitsivitsy izay tsy iombonan'ny Baiboly sy ny "siansa" ankehitriny izay mandà an'Andriamanitra. Izao no lazain'ny [color=blue]Gen. 1:1 : "Tamin'ny fiandohana, Andriamanitra nahary... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 18/04/2013 06:06
Nehemiah ( 15/04/2013 15:06)
Genesisy, Evanjely sy ny resaka evôlisiona vs famoronana, fizaràna voalohany
@'izao vanim-potoana post-moderne izao, misy fiteny manao hoe : [color=blueviolet][b]"Un pessimiste est un optimiste bien informé"[/b][/color]. Azo heverina fa marina izany. Samy efa nahatsikaritra a... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 02/05/2013 15:08
Nehemiah ( 13/04/2013 06:15)
Andriamanitra tokoa ve i Jesoa ? Fizaràna fah-4 : Adala ve i Jesoa ?
[color=purple][b]Adala ve i Jesoa ?[/b][/color] Nanana ny fomba fijery manokany ny amin'i [color=indigo]Jesoa[/color] i [color=green]Albert Schweitzer[/color], izay nahazo ny amboara [color=green]Nob... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 26/04/2013 13:42
Nehemiah ( 12/04/2013 08:09)
Tokana ny fahamarinana
"Teny zato, kabary arivo fa iray ihany no marina". Hitantsika @'izany fa tsy mba post-modernes ny Ntaolo !... tohiny
Nehemiah ( 12/04/2013 06:27)
Vato mikiky : mifanohitra amin'ny Safo-drano ve ?
Efa mba nahita olona mampiasa kiaka anaty vato mba hanaporofoana ny tsy fisian'ny Safodrano ve ianao ? Matetika dia glacier migorisa moramora ambony vato no mahatonga an'ireo kiaka ireo. Nohon'izany,... tohiny
Nehemiah ( 11/04/2013 13:11)
Avy amin'ny fahasoavana ny tena fahamasinana !
[color=fuchsia][b]Avy @ fahasoavana ny tena fahamasinana ![/b][/color] Tsara ny manamarika fa betsaka ny kristiana matahotra ny fahasoavana. Tsy eken'ny sainy ny fahatanterahan'ny fahasoavan'Andriama... tohiny
novalian'i bor2lais ny 19/04/2013 07:53
Nehemiah ( 10/04/2013 09:01)
Ordinateur portable
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/15eadf262e98f78136a26dba7b666063.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/15eadf262e98f78136a26dba7b666063.jpg[/img][/url]... tohiny
novalian'i RBNIR ny 10/04/2013 14:03
Nehemiah ( 10/04/2013 05:43)
Entropie génétique
Tsy mba fideràna ny fiantsoana olona 1 hoe "[i]sampona[/i]" satria ny sampona, izay "diso kôpia" ao anatin'ny ADN, dia matetika dia matetika fahavoazana. Raha ny marina dia betsaka ny sampona izay f... tohiny
Nehemiah ( 08/04/2013 06:10)
Fanambaràna ny Genesisy
Efa nandinika zavatra 1 ka nieritreritra ny fomba namoronan'Andriamanitra ny particules atomiques ao anatiny avy @ habaka ka namorona ny fizotra sy ny angovo izay hahatonga an'ireny particules ireny h... tohiny
novalian'i sitlo ny 08/04/2013 18:07
Nehemiah ( 06/04/2013 08:51)
Andriamanitra tokoa ve i Jesoa ? Fizaràna fahatelo : Nandainga ve i Jesoa ?
[color=purple][b]Nandainga ve i Jesoa ?[/b][/color] Vitsy dia vitsy ny olona mba niseho nanendrikendrika an'i [color=indigo]Jesoa[/color] ho mpandainga, na dia eo anivon'ny mpankahala Azy aza. Kanefa,... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 26/04/2013 14:41
Nehemiah ( 06/04/2013 08:42)
Valim-panontaniana momba ny Sambofiaran'i Noah
Nametraka fanontaniana rariny maromaro ny namana Hery momba ny fitantaran'ny [url=http://www.smartbaiboly.org/online#Genesisy%206-9]Gen. 6-9[/url] ny namana Hery, ka ho valiana eto tsirairay izy ireo.... tohiny
Nehemiah ( 06/04/2013 08:41)
Valim-panontaniana momba ny Sambofiaran'i Noah
Nametraka fanontaniana rariny maromaro ny namana Hery momba ny fitantaran'ny [url=http://www.smartbaiboly.org/online#Genesisy%206-9]Gen. 6-9[/url] ny namana Hery, ka ho valiana eto tsirairay izy ireo.... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0331