Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Nehemiah, milahatra araka ny daty
Nehemiah ( 14/01/2013 07:00)
Ilay dihy mipilapilaky ny tantely
Angamba samy efa azon'izany tsy mahita lalana nohon'ny torolalana mifanipaka antsika. Saingy raha vendrana be ny olombelona rehefa hanoro lalana, vitan'ny tantely amin'ny fomba mahagaga ny mifanome to... tohiny
Nehemiah ( 12/01/2013 07:09)
Bus athees
Tsy nahomby ny doka nataon'ny mpandà an'Andriamanitra tany @ Royaume-Uni. Toy izao no nanaovany azy. [url=http://forum.serasera.org/media/images/o/2bf1a260edadc387bf1065274e03bb7f.jpg][img]http://fo... tohiny
Nehemiah ( 11/01/2013 14:58)
Mpomba ny Fanekena Vaovao antsika
Tadido fa mpanao sonia ny Fanekena Vaovao antsika kristianina t@tsika nandray an'i Kristy ho Tompo. [i][b]Efa maty ho antsika i Jesoa[/b][/i]. Aza mivelona ny fiainanao tahaky ny tsy misy dikany ny Ha... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 18/01/2013 13:35
Nehemiah ( 09/01/2013 14:24)
Hevi-diso momba ny famonjena
"Mandeha any @ Paradisa ny tsara fanahy, mandeha any @ helo ny ratsy fanahy". Diso izany. "Samy nania avokoa izy rehetra, Samy tsy mahasoa avokoa izy rehetra; Tsy misy izay manao ny tsara na dia iray ... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 14/01/2013 12:12
Nehemiah ( 09/01/2013 08:53)
Ardipithecus Ramidus Kadabba
Ny ankabetsahan'ny sarambabem-bahoaka dia tsy mahazo an-tsaina loatra fa ny zavatra heverin'ny daholobe ho "porofo tsy azo toherin'ny evolision'ny olombelona" dia matetika loatra porofo fragmentaire m... tohiny
Nehemiah ( 17/12/2012 13:20)
Ny fiavian'ny kilalaka
Kay ve ny kilalaka t@ voalohany dia dihin'ny dahalo alohan'ny hanafika, araky ny Gazety Lakroa farany !... tohiny
novalian'i andrywui ny 25/01/2013 14:30
Nehemiah ( 13/12/2012 07:55)
Ny hafatry ny Rainao ho anao
Efa nandinika anao Aho ka mahalala anao, hatramin'ny fipetrakao sy ny fitsanganao, na mandeha ianao, na mandry, ary fantatro tsara ny alehanao rehetra (Sal. 139:1-2). Hatramin'ny volon-dohanao dia voa... tohiny
novalian'i Miharena ny 18/12/2012 15:22
Nehemiah ( 11/12/2012 07:57)
F'angaha azo hanina ny Coliseum ?
Lanin'ny valala ny ampahatelon'i Madagasikara, nefa tsy mahita raha atao afa-tsy ny mandany vola tsy fantatra avy aiza @ Coliseum sy ny fanokanana azy miaraka @ "artistes" avy eran'i Madagasikara. Fa ... tohiny
novalian'i moi ny 23/05/2013 11:39
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0299