Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Nehemiah, milahatra araka ny daty
Nehemiah ( 12/03/2013 06:51)
Ny Trinite, fizaràna faha-3 : ilaina tokoa ve ny miaro an'izay fampianarana izay ?
[b]Trinite i Zanahary[/b] Naloakan'ny vavan'ny Ray ny baiko izay nahatonga ny zavatra rehetra hisy t@ famoronana. I Jesoa no enti-manatanteraka an'izay (ilay [i]Logos[/i] resahan'i Jaona @ [url=http:/... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 12/03/2013 06:52
Nehemiah ( 05/03/2013 07:03)
Dinôzôra mihondratsondratra
Hita matetika mipetraka @ pôzy hafahafa ny fôsilina dinôzôra : mitràka mafy mankany aoriana ny lohany, miforitra ny tongony ary mitsotra mankany ambony ny rambony. [url=http://forum.serasera.org... tohiny
novalian'i Miharena ny 13/03/2013 15:27
Nehemiah ( 04/03/2013 08:52)
Ny Trinite, fizarana faha-2 : ireo Persona 3 ao anatiny
[b]Andriamanitra ny Ray[/b] Ity angamba no tsy iadiana hevitra indrindra - ny heresia rehetra t@ tantaran'ny fiangonana dia nanamafy fa Andriamanitra ny Ray, fa diso t@ fijeriny ny fifandraisan'ireo P... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 12/03/2013 06:51
Nehemiah ( 02/03/2013 13:24)
Labozia firy ho an'ny gâteau-n'ny Tany ?
Raha ataontsika hoe misy olona manapa-kevitra ny hanamboatra "gâteau d'anniversaire" ho an'ny Tany, mila labozia firy izy ? Betsaka ny olona izay hamaly hoe mila labozia 4 500 tapitrisa satria 4 500 ... tohiny
novalian'i Miharena ny 12/03/2013 00:39
Nehemiah ( 01/03/2013 14:00)
Ny Trinite, fizaràna voalohany : Tena misy an'izay tokoa ve ny Baiboly ?
[color=goldenrod][b]Ilay Andriamanitra 3 izay 1[/b][/color] Raha hanompo an'ilay Andriamanitra velona antsika dia tsy maintsy farafaharatsiny mba manana fahalalàna ifotony momba ny maha-Izy Azy. Mar... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 11/03/2013 06:58
Nehemiah ( 28/02/2013 05:45)
Be loha == lalin-tsaina ve ?
Tsy tian'olona rehefa atao hoe "be loha", nefa misy manam-pahaizana sasany izay mety mandray an'izay ho fideràna. Ngeza lavitra nohon'ny karandohan'ny rajako ny karandohan'ny olombelona, ary satria l... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 02/03/2013 06:51
Nehemiah ( 27/02/2013 06:28)
Tsy ampy izany "fiovàna tsikelikely" izany
Lazain'olona matetika fa fiovàna tsikelikely ny evôlisiona, ka satria hita @ toerana rehetra @ karazan-jazamananaina rehetra izay fiovàna tsikelikely izay, dia mazava ho azy fa marina ny evôlision... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 11/03/2013 07:43
Nehemiah ( 26/02/2013 14:00)
Trondro jamba
Tsy mahagaga ve fa rehefa jamba ny olona iray dia zava-doza no fahitantsika azy, nefa rehefa trondro mivelona anaty zohy no lasa jamba dia antitranterina ho porofon'ny evôlisiona izany ? Misy trondro... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 06/04/2013 07:03
Nehemiah ( 26/02/2013 13:25)
Sity fandikana teny
Mainka ho 90%-n'ny net no teny anglisy avokoa. Nefa tsy voatery havanana @ teny anglisy daholo antsika gasy. Ka ity misy sity fandikan-teny tena tsara kalitao : http://www.wordreference.com/... tohiny
novalian'i Jessimi ny 03/02/2014 09:07
Nehemiah ( 23/02/2013 13:08)
Helo/Afobe
[color=goldenrod][b]Nahoana no handefa olona any @ helo ny Andriamanitra fitiavana?[/b][/color] Betsaka ny fiampangàna ataon'olona momba ny Andriamanitry ny Baiboly ; anisan'ny tena fahita dia ny ho... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 25/06/2013 07:11
Nehemiah ( 14/02/2013 06:17)
Baiboly protestanta online
Ho antsika izay tsy manana Baiboly ka sahirana @ andininy ampidirin'ny mpiserasera, ity misy sity azo itadiavana andininy na teny @ Baiboly protestanta : http://www.smartbaiboly.org/online... tohiny
Nehemiah ( 13/02/2013 14:51)
Information @ teny gasy
Ahoana kay no andikàna ny teny "information" @ teny gasy @'ity fehezanteny ity ? "Le vivant est bâti sur l'information, l'ADN est une bibliothèque de la taille de plusieurs millers de dictionnaire... tohiny
novalian'i Miharena ny 09/03/2013 17:45
Nehemiah ( 12/02/2013 06:11)
Encodage des caractères
Tokony amboarina ny encodage @ serasera fa lasa tsy hay vakiana intsony ny caractères accentués ! Hitanao izany !... tohiny
novalian'i Tibao ny 11/02/2014 18:18
Nehemiah ( 01/02/2013 08:04)
Mitady hiran'i Jaojoby
Aiza moa no azo hanaovana téléchargement ny hiran'i Jaojoby misy hoe : "Samy taranak'i Adama sy Eva ka mifankatiava" azafady ?... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 05/04/2013 06:49
Nehemiah ( 26/01/2013 07:54)
MIFANOHITRA @ FAHASOAVANA NY FITANDREMANA LALÀNA
[b]MIFANOHITRA @ FAHASOAVANA NY FITANDREMANA LALÀNA.[/b] Betsaka ny mieritreritra fa ny finoana dia fankatoavana ny Lalàna, nefa tsy marina izany : [b]Gal. 3:12 : "Ary ny lalàna tsy araka ny fi... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 30/01/2013 13:06
Nehemiah ( 21/01/2013 06:12)
Notifications
Tokony asiana ny lohatenin'ilay lohahevitra novaliana ny notifications rehetra fa ny sasany tsy misy ka manjary sarotra be ny mikaroka an'ilay izy ao @ serasera rehefa tsy tadidy ny misy an'ilay lohah... tohiny
novalian'i hery ny 21/01/2013 14:40
Nehemiah ( 18/01/2013 14:40)
Ny Sabatan'Andriamanitra
"Ary Andriamanitra nitahy ny andro fahafito sy nanamasina azy, satria tamin’ izany no nitsaharan’ Andriamanitra tamin’ ny asany rehetra izay noforoniny tamin’ ny nanaovany azy." (Gen. 2:3) Rah... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 05/02/2013 14:29
Nehemiah ( 16/01/2013 06:48)
Plagiat
Izany teny vahiny izany dia midika hoe maka tahaka ny asa tanana na asa kolon-tsain'ny olona iray nefa tsy manome azy ny fiekena sy fankasitrahana sahaza azy. Heverin'ny daholobe ho zavatra ratsy be i... tohiny
Nehemiah ( 15/01/2013 15:16)
Ireo mpandà ny famoronana
Efa tonga tao an-tsainao ve izany hoe inona no karazana porofo haharesy lahatra ny mpandà an'Andriamanitra fa nohariana izao tontolo izao. Nanome valiny mahavaky vava i Scott Todd, miasa @ Canada Sta... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 14/03/2013 06:24
Nehemiah ( 14/01/2013 07:06)
Ilay omby blanc-bleu-belge
Raha ataontsika hoe manana omby ra-Schwarzie dia minoa ahy fa tsy maintsy omby blanc-bleu-belge izany. Iny karazan'omby iny dia be hozatra be tsy misy toy izany, sady kely tavy. Ny ankamaroan'ny olona... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0326