Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Nehemiah, milahatra araka ny daty
Nehemiah
(
16/07/2013 15:22)
Fahasamihafana ara-pototarazo @ olombelona
Maro ny olona izay mihevitra (@ fomba diso) fa tena miavaka ny ADN'olona izay tsy mitovy fokom-pirenena (race), fa tsy marina izany. Mahavariana mihitsy fa ny olombelona rehetra dia tsy dia misy fahas...
tohiny
Nehemiah
(
11/07/2013 15:26)
Olombelona hatr@ voalohany
50 taona lasa izay, nisy mpahaiaina (biologue) nahazo amboara Nobel izay nanao filazàna mahavariana : nilaza izy fa mifanohitra @ lalàn'ny immunologie ny fahaizan'ny tsaikan-jazakely mivelona ao ana...
tohiny
Nehemiah
(
03/07/2013 13:37)
Fitanisàna mpanao pôlitika malaza
[quote=Louis XIV]
En politique, il faut donner ce qu’on n’a pas, et promettre ce qu’on ne peut pas donner
[/quote]
[quote=Édouard Hérriot (1872-1957)]
Quand, dans un État, vous ne percevez le...
tohiny
novalian'i Miharena ny 07/07/2013 12:35
Nehemiah
(
01/07/2013 15:24)
Safodrano tany Marsa ?
Nandefa sarin'ny planety Marsa, izay planety akaikintsika indrindra, voa haingana ny saondin'ny Fandraharahanam-pirenena momba ny Fanamboarana Fiaramanidina sy ny Habakabaka any Etazonia (NASA). Nanai...
tohiny
Nehemiah
(
24/06/2013 14:17)
Réincarnation sy finoana kristiana
Inona aloha no atao hoe "[i]réincarnation[/i]" ? Raha fintinina ilay izy dia finoana fa rehefa maty ny olombelona dia tsy mandeha any @ Paradisa na ny fiainan-tsi-hita ny fanahiny fa miverina mitafy ...
tohiny
novalian'i Miharena ny 14/08/2013 08:20
Nehemiah
(
19/06/2013 09:01)
Don't feed the Troll
Zavatra tokony hain'ny mpandray anjara @ serasera rehetra izay :
http://fr.wikipedia.org/wiki/Troll_%28internet%29...
tohiny
novalian'i 5laody ny 19/06/2013 21:50
Nehemiah
(
17/06/2013 08:13)
Tondra-drano @ Ranomasina Mainty fotsiny ve ny Safo-drano ?
[img]http://www.keynoteresource.com/speakerphotos/RobertBallard.jpg[/img]
Robert Duane Ballard no anaran'itony rangahy itony, Bob Ballard ho an'ny namany. Mety efa nahita azy ny olona izay nanaraka n...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 19/06/2013 07:04
Nehemiah
(
15/06/2013 06:06)
Ny tena finoana ara-Baiboly
Hevero anie ireto fomba fijery 3 ireto :
- misy mpanao "délivrance henjana", ataontsika hoe Rafidilala no anarany, izay milaza an'i Rakoto fa hositraniny ny areti-nifiny. Mametra-tanana @ Rakoto ing...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 19/06/2013 07:05
Nehemiah
(
14/06/2013 07:09)
Mpanao pôlitika miaiky fa nanary an'Andriamanitra
Nilaza i Ra8 t@ fotoan'andron'ny korontana 2009 fa "tsy maintsy miverina @'Andriamanitra [i]isika[/i]".
Nilaza koa i Rajoelina voa haingana (t@'izy nifady hanina tany Ambohitsorohitra raha tsy diso ah...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 14/06/2013 12:27
Nehemiah
(
13/06/2013 14:27)
Hanao "isolement magnifique" koa ve ny gasy ?
Misy lohahevitra nivoaka voa haingana mitondra ny lohateny hoe "Ny Malagasy sy ny Afrikana no voalohany @ fanaratsiana ny finoan-drazany" na zavata mitovitovy @'izay. Ny tanjoko dia tsy ny hamelabelat...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 18/06/2013 07:41
Nehemiah
(
12/06/2013 07:46)
Omby anaty Sambofiara ve ny biby rehetra ?
Mitoraka matetika an'ity fanontaniana fihaikena ity ny tsi-mpino ary mieritreritra fa tsy hay valiana ilay izy. Kanefa misy tokoa ny valiny, ary valiny tsotra.
[b][color=crimson]Nila naka biby firy t...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 14/06/2013 06:40
Nehemiah
(
12/06/2013 07:42)
Neerlandey nanamboatra Sambofiara
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/0d005586a72b2a2593db2269bf944b3a.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/0d005586a72b2a2593db2269bf944b3a.jpg[/img][/url]
Johan Huibers no anar...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 14/06/2013 06:35
Nehemiah
(
12/06/2013 07:37)
Noa sy ny Sambofiaran'ny Safo-drano, fizaràna fahafito
Miroso @ tapany farany @'ity lohahevitra ity isika, dia ny momba ny Sambofiaran'i Noa, isika. Arabiana matetika dia matetika izy io.
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/3c25192e61860a36d3c4...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 12/06/2013 07:52
Nehemiah
(
10/06/2013 15:09)
Noa sy ny Sambofiaran'ny Safo-drano, fizaràna fahenina
Efa hitantsika t@ fizaràna farany fa raha ny Tektônikan-Takelaka Mandoza no arahina dia mora ny mamaly hoe "Avy taiza ny ranon'ny Safo-drano ary nankaiza ?", izany hoe avy t@ ranomasina ary niverina...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 12/06/2013 07:39
Nehemiah
(
08/06/2013 14:02)
Noa sy ny Sambofiaran'ny Safo-drano, fizaràna fahadimy
@ fomba ahoana no nahatongavan'ny Tektônikan-Takelaka Mandoza (TTM) ny Safo-drano ?
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/9fbb25858debdea2c849edd97ce7278b.png][img]http://forum.serasera.org/...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 10/06/2013 15:11
Nehemiah
(
06/06/2013 06:35)
Noa sy ny Sambofiaran'ny Safo-drano, fizaràna fahefatra
Efa nisy teôria ananki2 momba ny fizotran'ny Safo-drano nohazavaina t@ fizaràna farany, nezahina novaliana ny hoe "Avy taiza ny ranon'ny Safo-drano ary nankaiza?" Misy fomba tsotra amaliana an'izay ...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 08/06/2013 14:04
Nehemiah
(
05/06/2013 06:01)
Noa sy ny Sambofiaran'ny Safo-drano, fizaràna fahatelo
Efa hitantsika t@ voalohandohan'ny lohahevitra fa ny olana voalohany rehefa mandinika ny Safo-drano dia ny mahavaly ny fanontaniana hoe : avy taiza ny rano rehetra, ary nankaiza ?
Zavatra voalohany, ...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 06/06/2013 06:36
Nehemiah
(
05/06/2013 06:01)
Noa sy ny Sambofiaran'ny Safo-drano, fizaràna fahatelo
Efa hitantsika t@ voalohandohan'ny lohahevitra fa ny olana voalohany rehefa mandinika ny Safo-drano dia ny mahavaly ny fanontaniana hoe : avy taiza ny rano rehetra, ary nankaiza ?
Zavatra voalohany, ...
tohiny
Nehemiah
(
04/06/2013 07:52)
Ny Safo-drano, fizaràna faharoa
Raha ohatra ka nisy tokoa izany Safo-drano maneran-tany izany, ary raha taranaky ny roroa 4 monja isika, ka nisy fotoana ampy iraketan'ireny tranga ireny @ anganon'ny vahoakan'izao tontolo, tsy tokony...
tohiny
novalian'i Nehemiah ny 05/06/2013 06:03
Nehemiah
(
04/06/2013 07:52)
Ny Safo-drano, fizaràna faharoa
Raha ohatra ka nisy tokoa izany Safo-drano maneran-tany izany, ary raha taranaky ny roroa 4 monja isika, ka nisy fotoana ampy iraketan'ireny tranga ireny @ anganon'ny vahoakan'izao tontolo, tsy tokony...
tohiny
