Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Nehemiah, milahatra araka ny daty
Nehemiah ( 28/08/2013 06:30)
Marina ve ny Evanjely ? Fizaràna faharoa : fandinihana
[size=16][b][color=darkslategrey]Ny fanadinana bibliôgrafika[/color][/b][/size] Fampitahàna ny antontan-taratasy 1 @ antontan-taratasy hafa nosoratana t@ vanim-potoanany ilay izy. Ireto avy ny fano... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 28/08/2013 06:31
Nehemiah ( 26/08/2013 08:55)
Marina ve ny Evanjely ? Fizaràna voalohany : ny amin'ny porofo manohana azy
[size=16][b][color=darkslategrey]Marina ve ny evanjely[/color][/b][/size] Tena fitantaran'ny vavolombelona ny tantaran'i [color=darkturquoise]Jesoa Kristy[/color] ve ny Evanjely @ Testamenta Vaovao, ... tohiny
Nehemiah ( 22/08/2013 13:23)
Nitsangana tamin'ny maty tokoa ve i Jesoa Kristy ? Fizaràna fahatelo : ny tsoa-kevitra
[size=16][color=darkgoldenrod][b]Nanonofy antoandro ve ny mpianatra?[/b][/color][/size] Ao ny olona izay mieritreritra fa mbola mahita zazavavindrano any anaty ala any. Ao koa ny olona izay mieritrer... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 11/09/2013 14:09
Nehemiah ( 22/08/2013 13:21)
Nitsangana tamin'ny maty tokoa ve i Jesoa Kristy ? Fizaràna fahatelo : ny tsoa-kevitra
[size=150][color=darkgoldenrod][b]Nanonofy antoandro ve ny mpianatra?[/b][/color][/size] Ao ny olona izay mieritreritra fa mbola mahita zazavavindrano any anaty ala any. Ao koa ny olona izay mieritre... tohiny
Nehemiah ( 14/08/2013 14:55)
Fianakaviam-be iraisam-pirenena donto saina
Maharikoriko ahy ity fianakaviam-be iraisam-pirenena ity : - eo andaniny, mitaky ny fialan'i Lalao Ra8 satria misolo ny vadiny ihany hony izy - eo ankilany, lazainy fa afaka mametraka olona hisolo azy... tohiny
Nehemiah ( 13/08/2013 13:02)
Nitsangana tamin'ny maty tokoa ve i Jesoa Kristy ? Fizaràna faharoa : ny finoan'ny Apôstôly
[color=darkgoldenrod][b]Maty ambony hazofijaliana tokoa ve [color=darkblue]Jesoa[/color] ?[/b][/color] Mety efa fantatry ny sasany ny "A Christmas Carol" nosoratan'i [color=darkcyan]Charles Dickens[/... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 22/08/2013 13:25
Nehemiah ( 10/08/2013 06:47)
Nitsangana tamin'ny maty tokoa ve i Jesoa Kristy ? Fizaràna voalohany : ny zava-misy
Iza amintsika no tsy manontany tena hoe inona no ho aviko aorian'ny fahafatesako ? Fanontaniana efa fametraka taloha lavitry ny nahatongavan'ny misiônera kristiana izany, efa fametraky ny razambe tal... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 13/08/2013 13:03
Nehemiah ( 07/08/2013 15:08)
Rétine mivadika ?
Maro ny milaza fa mivadika ny fipetraky ny fifandraisan'ny rétine @ fitatitra. Izay no entiny antitranterina fa tsy nisy Mpamorona namorona azy satria raha nisy Mpamorona namorona ny rétine dia toko... tohiny
Nehemiah ( 05/08/2013 07:24)
Le Président de Madagascar lié au trafic illégal de bois rose (vidéo)
http://fr.mongabay.com/news/2010/fr1105-rajoelina_eia_video.html Ôviana ny vahoaka malagasy voa taitra @ torimaso mandrenoka azy ?... tohiny
novalian'i bor2lais ny 08/08/2013 15:37
Nehemiah ( 03/08/2013 13:01)
Antontan-kevitra sy ny fiandohan'ny fiainana
Inona ary izany ? Samy ananan'ny solosaina sy ny olona, fa sainga mila atao "mise à jour" matetika @ solosaina ? Ny logiciel. Angamba tsy mahatsiaro ny tenanao ho manana logiciel loatra ianao, kanefa... tohiny
Nehemiah ( 31/07/2013 07:56)
Ny tena tantaran'ny dinôzôra, fizaràna fahavalo
[color=crimson]Niara-nivelona ve ny dinôzôra sy ny olombelona ?[/color] Jereo tsara koa fa ahitàna anganon-dragona ny ankabetsahan'ny firenena eran'izao tontolo izao. [img]http://creation.com/ima... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 20/08/2013 06:59
Nehemiah ( 29/07/2013 07:25)
Ny tena tantaran'ny dinôzôra, fizaràna fahafito
[color=crimson]Miresaka momba ny dinôzôra ve ny Baiboly ?[/color] Alohan'ny hamaliako an'izay fanontaniana izay dia averiko hatrany fa t@ 1842 no noforonin'i Richard Owen ity voambolana ity. Kanefa... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 31/07/2013 07:57
Nehemiah ( 27/07/2013 06:12)
Ny tena tantaran'ny dinôzôra, fizaràna fahenina
Tonga @'[b]ilay[/b] fanontaniana lehibe isika : [color=crimson]inona no nahalany tamingana ny dinôzôra ?[/color] Maromaro ny teôria naroson'ny mpandala evôlisiona/tapitrisa taona anazavàna an'iz... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 29/07/2013 07:26
Nehemiah ( 26/07/2013 06:14)
Ny tena tantaran'ny dinôzôra, fizaràna fahadimy
Milaza zavatra mahatalanjona i Philip J. Currie sy Eva B. Koppelhus @ bokiny "[i]101 questions about dinosaurs[/i]" : nahitàna taolan-dinôzôra aman'arivony tsy mba niharan'ny perminéralisation ny... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 27/07/2013 06:14
Nehemiah ( 25/07/2013 07:49)
Ny tena tantaran'ny dinôzôra, fizaràna fahefatra
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/cafe08adc608f5c7447dae15fe218f8a.png][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/cafe08adc608f5c7447dae15fe218f8a.png[/img][/url] Ireto no dian-tongon-... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 26/07/2013 06:16
Nehemiah ( 24/07/2013 06:49)
Ny tena tantaran'ny dinôzôra, fizaràna fahatelo
Lasa somary hafahafa ny dôgman'ny evôlisionan'ny dinôzôra sy ny vorona. Tsy misy intsony ny tetiarana (arbre généalogique) ankehitriny, fa ny [i]cladistique[/i] no ampiasaina. Ny tetika mahazat... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 25/07/2013 15:13
Nehemiah ( 23/07/2013 06:20)
Ny tena tantaran'ny dinôzôra, fizaràna faharoa
T@ Nôvambra 1999, nilaza i National Geographic fa nahita ny chaînon manquant mampifanohy ny evôlisionan'ny dinôzôra sy ny vorona, dia ny Archeoraptor. Toy izao ny endriny t@ pejy voalohany : [ur... tohiny
novalian'i Miharena ny 24/07/2013 09:19
Nehemiah ( 23/07/2013 06:20)
Ny tena tantaran'ny dinôzôra, fizaràna faharoa
T@ Nôvambra 1999, nilaza i National Geographic fa nahita ny chaînon manquant mampifanohy ny evôlisionan'ny dinôzôra sy ny vorona, dia ny Archeoraptor. Toy izao ny endriny t@ pejy voalohany : [ur... tohiny
Nehemiah ( 22/07/2013 06:26)
Ny tena tantaran'ny dinôzôra, fizaràna voalohany
Ny fanontaniana voalohany tsy maintsy apetrakantsika dia ity : inona no atao hoe dinôzôra ? Ity voambolana ity dia noforonin'i Richard Owen t@ 1842, rehefa namorona taxon (sokajin-javamananaina) vao... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 23/07/2013 06:23
Nehemiah ( 19/07/2013 08:32)
Tosi-dra ambony sy fokom-pirenena
Raha ambony ny tosi-dranao dia tsy mba ianao irery no tratran'izay. Ny loza mitatao ho an'ny olona manana tosi-dra ambony dia ny fahatapahan'ny lalan-dra. Rehefa hanasitrana an'izay ny dokotera dia ma... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 09/09/2013 07:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0332