Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ronaldo09, milahatra araka ny daty
ronaldo09 ( 21/05/2008 09:40)
Chealsea-Manchester United !!!!
Anio no andro nandrasan\'ny mpitia baolina kitra eran-tany satria rahariva no hiaka-tsehatra ny ngeza roa tonta dia i Chealsean\'i Didier Drogba sy Mnchestern\'i C.Ronaldo !!!Anio zany no mety ho ta... tohiny
novalian'i simplex ny 24/05/2008 22:11
ronaldo09 ( 15/05/2008 12:15)
Mivorivory pour rien!!!
Zany ve no azo ilazana ny fivoriana etsy sy eroa ataon'ny mpanohitra ?araka ny nambaran'ny gazety dia hoe toa nisy ny fihetsiketsehana natao tany Farafangana ,fa oviana koa moa no nisy fihetsiketseh... tohiny
novalian'i Jeankely ny 07/06/2008 01:15
ronaldo09 ( 08/05/2008 07:42)
Ny tsara ho fantatra momba ny fitadidiana!!!
Ny fivoaran’ny fitadidiana eo amin’ny olombelona Fahazazana -Vao hanomboka hiteny ny zaza dia ny fitadidiana no ahafahany manao an’izany voalohany ary mitombo arakaraka ny taonany sy ny fitomb... tohiny
ronaldo09 ( 08/05/2008 06:49)
Nomontsanin'i Real madrid i Barca!!!!
Montsana ary tena montsana tanteraka ny FC Barcelone ,ekipan'i rajoelina ,razouzou ,salmo ary anabavin-dry zareo i aino ......4 no ho 1 no isa nisarahana tao Bernabeu ,araka ny efa nambaran'ingahy ... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 15/05/2008 11:59
ronaldo09 ( 04/05/2008 20:09)
Ry Saoly fa ahoana ianao no manenjika ahy ????
Gaga ,hono, ny ato amin'ny serasera fa toa nivadika palitao i ronaldo ,tsotra tsy misy resaka fivadihana palitao eto fa teren'ny fahamarinana ka niala am'zavatra ratsy ,i Paoly anie ka mpamono Krist... tohiny
novalian'i Jeankely ny 08/05/2008 09:26
ronaldo09 ( 03/05/2008 11:22)
Isaorana ny Filoham-pirenena!!!!
Araka ny vaovao notaterin-dRazouzou namana mavitrika atsy @ sehatra fanatanjahantena moa dia raikitra ihany fa handray anjara amin'ny eliminatoire mondl 2010 i Madagasikara satria nisy ny fandresen... tohiny
novalian'i Jeankely ny 04/05/2008 23:53
ronaldo09 ( 03/05/2008 11:05)
Nolavin'ny FIFA ilay baolina matin'i Scholes!!!!!
Ho anareo mpankafy Barca ,toa an-dry rajoelina , razouzou,sy ny namany : Tena tafakatra i Barca satria nolavin'ny FIFA ilay baolina matin'i Scholes =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) Nolavin'n... tohiny
novalian'i rajoelina ny 05/05/2008 07:49
ronaldo09 ( 15/04/2008 09:38)
CL:Lionel Messi sa Cristiano Ronaldo???
Afaka andro vitsivitsy dia higadona indray ny manasa-dalana eo amin'ny CL taranja baolina kitra aty Eoropa ,hisongadina ary anisan'ny be mpiandry ny lalao hiahaonan'ny Manch.Untd sy Barca...Ity far... tohiny
novalian'i maradona ny 26/11/2009 11:39
ronaldo09 ( 15/04/2008 08:20)
Vaovao nentin'ny filoha
Anisan'ny vaovao nisongadina nentin'ny filoha avy any ivelany ny fahatongavan'ny filoham-pirenena frantsay eto amintsika amin'ny faramparan'ity taona 2008 ity ,midika izany fa manga ny lanitra eo am... tohiny
ronaldo09 ( 11/04/2008 07:43)
ROSSY:Toute la tournée à Madagascar annulée
"Les concerts de Rossy à Madagascar sont annulés » dixit Randrianarivony Jaobarison au cours d’un point de presse extraordinaire, hier après-midi. Une nouvelle qui n’en est pas vra... tohiny
novalian'i RAKVOL ny 13/04/2008 06:20
ronaldo09 ( 11/04/2008 07:21)
Dia homena tsiny ve ny filoha amin'ny zavatra toa itony !!!
Gaga aho raha namaky ny voalazan'ny gazetiko nivoaka androany fa dia hirotsaka eny amin'ny 13 mai ingahy Lecacheur ,toy izao ny ambangovangon'izany lahatsoratra izany : " Omaly tokony ho tamin’... tohiny
novalian'i Jeankely ny 20/04/2008 08:38
ronaldo09 ( 24/03/2008 12:03)
Mamelona zana-bady na manam-bady olona efa niteraka!
Za mba te hametra-panotaniana hoe ,tena misy olona a l'aise ve raha toa ka efa manan-janaka ny olo-tiany na efa niteraka roa na telo ary ireo zaza tsy zanakao ireo miara-mipetraka aminao ary ianao v... tohiny
novalian'i menavolo ny 21/05/2008 23:13
ronaldo09 ( 21/03/2008 08:30)
ADIOS BARCA!!!
Dia mampamangy any amin-dry puyol sy ry Eto'o indray fa dia vita hatreo ny amin'i Barca satria dia resin'i Valencia tamin'ny isa 3-2 , raha ny tena izy dia 3-0 satria samy hors jeu na i ragidro(Eto'o... tohiny
ronaldo09 ( 12/03/2008 12:01)
Barea:Tsy misy mpanohana fa mpanakiana no betsaka!
Za gaga mihitsy amintsika mpandray anjara mavitrika eto amity takelaka natokana ho an'ny fanatanjahantena ity ary ny tiako hasian-teny dia isika mpitia ny baolina kitra :Raha ny lohahevitra mipoitra... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 02/04/2008 11:22
ronaldo09 ( 10/03/2008 15:09)
rajoelina sy barca mihinanany anganony foana
Resy an-taniny ndray ny Barca omaly ary 3-1 fa nolavina ny baolina fahatelo matin'ny Vilareal!!!I Real anefa nandresy an'i Espanyol 2-1 ary manana isa 62 izao ary isa 8 be izao no elanelan'isa zany m... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 11/03/2008 12:33
ronaldo09 ( 07/03/2008 09:30)
FOOT: Ireo club mahay sy be palmares indrindra aty Eoropa!!
Ho an\'i rajoelina mihitsy ity lohateny ity: Ireto avy no azo isokajiana fa matanjaka sy mahay ary manana ny mahaizy azy ny ekipa iray :Eo aloha ny tanjaka ara-bola ,ka ireto omeko eto ambany ireto ... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 10/03/2008 15:05
ronaldo09 ( 03/03/2008 12:38)
rajoelina ! aiza ialahy ????
Nihinana ny anganony ny Barca fa resin'i Athletico ary i Real nandresy an'i Huelva recreativo ka hoy aho hoe : Aiza i rajoelina ,mivoaha raha mafy !!!Madrid leity mbola madrid ary tsy ho tratran'ny ... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 07/03/2008 10:18
ronaldo09 ( 03/03/2008 12:24)
rajoelina ! aiza ialahy ????
Nihinana ny anganony ny Barca fa resin'i Athletico ary i Real nandresy an'i Huelva recreativo ka hoy aho hoe : Aiza i rajoelina ,mivoaha raha mafy !!!Madrid leity mbola madrid ary tsy ho tratran'ny ... tohiny
ronaldo09 ( 27/02/2008 10:16)
Zaza hafahafa:Vao teraka dia efa nisy nify sy niresaka!
Nandritra ny efatra andro taorian’ny nahaterahany dia miresaka amin’ny reniny foana rehefa alina na amin’ny alalan’ny nofy na miteny mivantana. Vao teraka ity zaza ity dia tsy niaina nandritr... tohiny
ronaldo09 ( 26/02/2008 11:00)
Vehivavy 75 000 isan-taona no manala zaza
Isan’ny mampitombo ny taham-pahafatesan’ny vehivavy eto amitsika ny fanalan-jaza. Fantatra tamin’ny lahadinika nataon’ny avy amin’ny Foibe Arrupe (Fiangonana Katolika) eny Faravohitra nahita... tohiny
novalian'i soanja ny 02/03/2008 21:05
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0295