Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ronaldo09, milahatra araka ny daty
ronaldo09 ( 01/04/2009 12:13)
Eisy e ry Rasendrahasina!!!
Taitra sy gaga tokoa ireo mpanara-baovao nandre ny teny nataon’ny filoham-piangonana kristiana iray tamin’ny alahady lasa teo. Tsy ny tenany moa no tonga teny an-toerana fa taratasy nampitondrainy... tohiny
novalian'i fijo ny 01/04/2009 20:47
ronaldo09 ( 30/03/2009 13:31)
Ireo olona eo Ambohijatovo
Mirehaka ireo pro Ravalo fa hoe nahazo olona betsaka ! Fa betsaka amin’ny ahoana moa ? Moa va tsy ireo ihany ilay teny Iavoloha fahiny niaro an-dRavalo ? Ndao atao hoe 5000 ny olona teny Ambohijatov... tohiny
novalian'i fanou14 ny 01/04/2009 07:43
ronaldo09 ( 28/03/2009 08:13)
Ambasadaoro 5 no nesorina !!!!!
Denis Andriamandroso, Ambassadeur en Afrique de Sud, Jeannot Rakotomalala, Ambassadeur siégé à Bruxelles, Narisoa Rajaonarivony, Ambassadeur en France, Jean-Pierre Rakotoarivony, Ambassadeur en Eth... tohiny
novalian'i sero ny 28/03/2009 15:00
ronaldo09 ( 17/03/2009 09:08)
Nandresy eeeeee!!!!!!!!
Azo atao amizay ny mifando-mbera ry zalahy a, efa eny Mahazoarivo manko no miasa i toton Roindefo ,azo omaly koa Ambohitsirohitra ,ny fisamborana dahalo eny Mavoloha sisa he!he!he! Haninon'la avi... tohiny
ronaldo09 ( 12/03/2009 07:44)
Halohalika ny ranom - bary
Mampametra-panontaniana tokoa ny toe-draharaha misy eto amin’ny firenena. Tsy mety ahitam-bahaolana ny krizy politika na dia eo aza ny fanambarana samihafa izay milaza fa mandroso ny fifampidini... tohiny
novalian'i fijo ny 12/03/2009 21:19
ronaldo09 ( 11/03/2009 15:09)
Hifampiraharaha hono sady mifona fa diso!!!!
Tsara le fifonana fa tara ary tsara koa ny fifampiraharahana fa efa tsy amy place-ny zao ,miala tsiny ry zoky fa aleo ialahy miala na mitsoaka manaraka an'i Guy Rivo fa tsy hisy handray ny fifonanao... tohiny
novalian'i fijo ny 11/03/2009 20:44
ronaldo09 ( 09/03/2009 11:57)
24 ora no omena an'laisany
Vita hatreo ny fitondrana jadona,fanavakavahana ara-piaviana ,fitondrana tsy refesi-mandidy nataon-dRavalomanana sy ny tariny ny fandrobana. Ny VIVA nataon'ireo milisy , ny fisian'ireo mpikaraman... tohiny
novalian'i ngoiha ny 10/03/2009 12:44
ronaldo09 ( 09/03/2009 06:26)
Na inona ataon'la RESY ialahy!!!
Hatramin’ny omaly maraina tamin’ny 8 ora no tsy nety nandray baiko avy amin’ny lehibeny intsony ireo manamboninahitra lefitra eo anivon’ny Capsat Soanierana. Maro ny antony nanaovan’izy ir... tohiny
novalian'i Andribe ny 09/03/2009 08:16
ronaldo09 ( 06/03/2009 10:43)
Sous les yeux de l’Onu
Les affrontements, ayant opposé hier les forces de l’ordre aux manifestants, ont arboré une tournure ravageuse. En effet, mécontents d’être privés d’accès, durant deux jours, sur la Place ... tohiny
novalian'i fijo ny 06/03/2009 20:23
ronaldo09 ( 04/03/2009 12:53)
Vaovao androany!!!
Alarobia 04 martsa 2009: Tamin'ny 3 ora maraina niomana ny hirotsaka eny amin'ny 13 mai ny Miaramila 16 kamiao hanao zone rouge an'io kianja io 4 ora maraina:marim-pototra fa dia niatrana teny... tohiny
novalian'i kitane ny 05/03/2009 06:06
ronaldo09 ( 02/03/2009 15:38)
Iza marina moa ireo miseho ho mpomba an-Ra8 ato?
Mety ho gaga angamba isika hoe iza ireo mbola sahy ho manoha sy mandoka an'ilay iray iry ato!Izy ireo dia tsy iza fa ireo Ambasadaoro miasa sy monina any ivelany,ireo mpanolotsaina ao amin'ny ambasa... tohiny
novalian'i yuka ny 03/03/2009 12:20
ronaldo09 ( 02/03/2009 12:12)
Kianjan’ny 13 mey - « Tsy maintsy mipoaka ny sarom - bilany
Niova nanomboka tamin’ny sabotsy lasa teo ny fomba fitondrana ny fitokonana eny amin’ny kianjan’ny 13 mey. Nambaran’ny Filohan’ny fahefana ambonin’ny tetezamita fa « manomboka anio dia e... tohiny
ronaldo09 ( 27/02/2009 11:57)
Avy amizay!!!!!
Avy amizay ronaldo09,nangina ny tenanay teo noho ny adidy aman'andraikitra satria sady mpiasam-panjakana izao no eo ampanomanana ny doctorat! Mihazakazaka ny toe-draharahapirenena ankehitriny ar... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 01/03/2009 00:06
ronaldo09 ( 01/09/2008 09:47)
Fanaratsiana re izany e!!!
Loza raha hahay hanaratsy ny filoham-pirenena ny sasany eto amin'ity sehatra politika ity !Marary mihitsy ny maso mahita ny sasany tsy mitsitsy teny avoaka nefa anie ka olona voafidin'ny vahoaka m... tohiny
novalian'i bazylou ny 02/09/2008 16:11
ronaldo09 ( 31/07/2008 19:03)
Adala nitoraka ny fiaran’ny Filoha
Tamin’ny sabotsy lasa teo, raha nandalo teny amin’ny « Piste Vatofotsy” handeha hitokana ny tranompokonolona Antsirabe ny Filoha Ravalomanana no nisy olona iray nitoraka ny fiara nitondra azy. ... tohiny
novalian'i tsimati ny 02/08/2008 18:47
ronaldo09 ( 10/07/2008 17:49)
Sepp Blatter :Avelao i C. Ronaldo ho any @ Real Madrid!
Aoka izay ny fanandevozana amin'ny fomba moderna ,ary avelao i C.Ronaldo hifindra any am'ny Real araka ny faniriana! Io no fanakianana nataon'ny filohan'ny FIFA Sepp Blatter androanay araka ny vaova... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 13/07/2008 12:23
ronaldo09 ( 23/06/2008 10:04)
euro 2008 Rusiie : May endimboanjo ny eropeana tandrefana
Russie: Tompondakan'i Eoropa amin Basket ,Mpanjakan'izao tontolo izao amin'ny Tennis,Tsy azo atao ninoninona amin'ny Hockey ,andohalehana amin'ny athletisma , tsy ho lazaiko intsony moa ny volley sy ... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 30/06/2008 18:59
ronaldo09 ( 20/06/2008 08:57)
Ty ny Euro nahafinaritra indrindra
Nahafinaritra satria tsy nandray anjara ny Anglisy,nahafinaritra satria nihinana ny anganony ny frantsay ,nahafinaritra satria nangoron-damba ny portigey ary mahafinaritra satria hody tsy ho ela koa... tohiny
novalian'i brau ny 08/07/2008 11:22
ronaldo09 ( 02/06/2008 09:12)
Filoham-pirenena sy voan-dalana avy any Japon
Omaly maraina no tafaverina an-tanindazana ny Filoham-pirenena sy ny delegasiona niaraka taminy rehefa avy nanatrika ny fivorian’ny TICAD faha-IV, tany Yokohama (Japon). Voan-dalana nentin’ny ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 10/06/2008 06:02
ronaldo09 ( 21/05/2008 10:34)
zesijesta fahatany!!!
Dia tsy haiko hoe inona no mbola izesitiavana amina teny vazaha nefa ity serasera.org ity dia natao amin'ny teny gasy iray manotolo ary isaorana manokana ny webmaster amin'ny ezaka nataony satria man... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0292