Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i ronaldo09, milahatra araka ny daty
ronaldo09
(
22/09/2011 10:18)
Azo Ny fankatoavana!!!Nahazo fanasana ofisialy ny filoha hajaina!!!
Vita hatreo ny nofy ratsy,azo ny fankatoavana !!!! Nahazo fanasana ofisialy ny filoha hajaina Andry Nirina!!! Vaovao mahafaly izany ka isaorana ny Tompo!!!Kepoka raval,hody :higadra ,tsy hody lany...
tohiny
novalian'i Theophile ny 29/09/2011 05:50
ronaldo09
(
21/09/2011 06:19)
Hosamborin-dRavalomanana i ravalomanana
Araka ny vaovao mahafaly heno omaly dia re izao fa miaramila folo( zany hoe zandary sy polisy) no ho any afrika atsimo hisambotra ity filoha jadona nandripaka ny mpiray tanindrazana aminy teny Amboh...
tohiny
novalian'i Theophile ny 22/09/2011 11:02
ronaldo09
(
19/09/2011 11:22)
Christine Razanamahasoa « Ravalomanana sera arrété »
La Feuille de route et le droit international autorisent Marc Ravalomanana à rentrer au pays. La justice malgache entend cependant affirmer son indépendance.
La justice malgache affirme sa place dan...
tohiny
novalian'i trondrogasy ny 21/09/2011 10:31
ronaldo09
(
12/09/2011 11:02)
Vaovao Mahafaly hosoniavina ny zoma izao @ 4 ora ny tondro zotra!!!
Araka ny vaovao ofisialy avy amin'ny SADC ary nohamafisin'ny FILOHA HAJAINA ANDRY RAJOELINA dia ny zoma izao no daty ofisialy hanaovana sonia ny tondrozotra !! Vita hatreo izany ny resadresaka tsy a...
tohiny
novalian'i mirananirina ny 22/09/2011 07:14
ronaldo09
(
05/09/2011 07:08)
Miady amin'ny maty ravalo
Na dia efa noresahana teto aza ny fahalasanan'i Minisitry ny mponina Ramaroson nadine, ny zoma lasa teo tokoa mantsy no nandevenana ity olomanga nahavita be teto amin'ny firenena ity ary ny zoma lasa ...
tohiny
novalian'i xhavier ny 14/09/2011 07:00
ronaldo09
(
19/08/2011 12:31)
Ravalo sa Rajoelina no tena jadona ? Jereo ato ny marina
Mazava fa ry zareo ato miaro an-dravalo ireo dia tsy iza fa ry, rakotoarivelo, Guy Rivo, ivohasina, Lalao, Tojo, maika, josoa .....fa miafina ao anaty pseudo e!!!!! Raha ny didy jadona nataon-dravalo ...
tohiny
novalian'i afito ny 29/08/2011 12:59
ronaldo09
(
18/08/2011 06:22)
Afro basket: Kepoka ireo zanak'idada
nanomboka omaly ny afrobasket men izay mbola tsy nisy teto raha tsy tamin'izao fanjakana tetezamita entin'ny filoha hajaina ANDRY RAJOELINA izao;eto moa dia isaorana ity filoha hendry ary mamimbahoa...
tohiny
novalian'i afito ny 29/08/2011 13:17
ronaldo09
(
29/07/2011 14:00)
Vita hatreo ny amin-dRavalo!!!!!!
hatomboka ity ny fanaovantsonia ilay sori-dalana na fantatra amin'ny hoe TONDRO ZOTRA avy amin'ny SADC, vaovao mahafaly izany ary ny tena tsara dia ity: vita hatreo ny amin-dRavalo tsy misy fananten...
tohiny
novalian'i nilex ny 22/08/2011 05:37
ronaldo09
(
12/08/2010 07:09)
Maputo ihany hono e! Bravo aloha Raharinaivo a!!!
Amizao fotoana anoratana izao dia nody ventiny ny rano nantsakaina satria hita ihany ny marimaritra iraisana! Nivory sy nikaondoha teny amin'ny Ivotoerana Fandraisana fihaonana iraisam-pirenena en...
tohiny
novalian'i zakilinina ny 14/08/2010 07:07
ronaldo09
(
17/02/2010 13:25)
Voadk'analika ny GTT sy Guy Rivo ary ny SADC tany Geneve
=)) =)) =)) Zatra ny lalan-dririnina ka na fahavaratra avy hanao hitsin-dalana ry vendrana isany ka hisakana ny iraky ny HAT nakany Geneve! Nanao fihetsiketsehana ny Gaigy Thai Tanteraka, hisakana ...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/02/2010 21:09
ronaldo09
(
12/02/2010 13:31)
Vaovao misongadina
Raha namaky ireo gazety mpiseho isan'andron'i Madagasikara isika liam-baovao politika dia saika niompana tamin'ny fametram-pialan'i SEM Ny Hasina Andriamanjato ny rehetra , betsaka ny nidingi-drambo...
tohiny
novalian'i pikatti ny 15/02/2010 13:58
ronaldo09
(
25/09/2009 11:22)
Mandravarava ny Real Madrid
Tena marina io fa tsy lainga fa tao anatin'ny lalao 5 nataony dia baolina 18 be izao no tafiditry ry Kaka sy ny namany ary izy ireo no mitana ny laharana voalohany @ Liga sy ny groupe amin'ny CL!
...
tohiny
novalian'i xxx ny 28/09/2009 10:41
ronaldo09
(
25/09/2009 11:04)
Matoa nasaina i Andry dia izy no Filoha
Be ny resak'alika mandeha fa hoe tsy nomena fitenenana i Prsident Andry!Na hivovo eo mandramaraina ianareo ry lay tsy valahara reto dia fantatra eto anivon'izao tontolo izao fa izy no MAITRE eto Mad...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/09/2009 21:08
ronaldo09
(
08/08/2009 07:10)
Aleo ho any izay ho any!
Raha ny kisarisarin’ ny ady hevitra mety hisy any an-toerana, dia toa manome vahana ny hevitr’ ireo Filoha teo aloha ny Vondrona iraisam-pirenena. Indrindra ilay Filoha naloam-bahoaka farany tet...
tohiny
novalian'i milamm ny 08/08/2009 11:05
ronaldo09
(
31/07/2009 07:38)
Nofy ririnina !
Mbola mitohy ny fampanantenana poak’aty ataon’ireo mpitarika ny hetsika politika mpomba an-dRavalomanana etsy amin’ny « Magro » Ankorondrano. Mbola ambetin-dresaka eny mantsy ny hodian- dR...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 01/08/2009 08:19
ronaldo09
(
23/07/2009 10:47)
Ampy izay:Misy fetrany ny fandeferana
Ampy izay fotoana niaretan’ny vahoaka amin’ny asa fampihorohoroana amin’ny baomba sy famonoana olona ary fanafihana mitam-basy izay. Efa tsy takona afenina toy ny tafika andrefan-tanàna mants...
tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 25/07/2009 06:30
ronaldo09
(
29/05/2009 10:33)
Lasa amizay zao ny TGV fa tsy hoatry ny saretin le8
Taorian'ny Kadafi dia i Soanagaly indray zao no nirekonetira an'i Andry he!he!he!
Aiza ialahy ry Ravalomanana he!he!he!
Hoa vy ny bekintana fa efa invité any amerika i zandrikely de ho raisin'...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/05/2009 20:46
ronaldo09
(
28/05/2009 12:03)
Tsy ialaina ny fahatongavan'i dada !!
Tsy misy Ravalomanana miverina izany eo na hivadika ho lanitra aza ny tany ,afaka matory eny amin'ny Magro ialahy isany ry vendranosy ,afaka mitabataba sy mandany kaloria ihany koa fa tsy maninona f...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/05/2009 21:42
ronaldo09
(
25/05/2009 10:34)
Ny hadisoan'i TGV!
Tsy hoe akory TGV ny tena ka ny zavatra rehetra ataon'i Andry dia ho tehafina avokoa! Marina fa nahomby ny tolona natao ary ny fahombiazan'ny tolona dia tsy i Andry irery fa taon'ny dian-tanan'i Am...
tohiny
novalian'i xxx ny 25/05/2009 23:08
ronaldo09
(
22/04/2009 08:33)
Aiza foana dada fa sasatra ny zanany etsy Ambohijatovo???
Ho avy i dada e,ho avy dadanay!Ela ihany zay no niandrasana an'ambatobevohoka fa tsy hita faty i dada, sasatra sy tsemboka ry very seza sy very sakafo hoe hiverina amin'ny sabotsy idada nefa aiza za...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2009 21:30
