Miady amin'ny maty ravalo

1. ronaldo09 ( 05/09/2011 07:08)
Na dia efa noresahana teto aza ny fahalasanan'i Minisitry ny mponina Ramaroson nadine, ny zoma lasa teo tokoa mantsy no nandevenana ity olomanga nahavita be teto amin'ny firenena ity ary ny zoma lasa teo dia andro natokana ho fisaonam-pirenena nantina nahatsiarovana ny nandaozany antsika!!!
Ny tena namampihetsi-po dia tonga teny mahamasina ny rehetra toa an-dry Zafy, Mamy rakotoarivelo; Ny amiraly moa dia tsy tara ihany koa!!
Ny tena nahagaga dia tsy heno mihitsy iry filoha teo aloha na dia fiaraha-miory fotsiny aza fa mbola miady amam-paty ; eo anie no itsarana ny olona na tsy manana alahelo izy na tsia !Ny maty tsy azo iadiana andriamatoa filoha a aa !!! marina fa teny ry mamy sy ry fetison fa ny avy aminao mivantana no nandrasana fa tsy nisy mihitsy !!!Izany ve ianao no mbola mikasa ny hiverina antanindrazana??? mampalahelo nefa na izany aza mipetraka ho olona ambony foana ianao satria efa nitantyana ity firenena ity koa aza miady amin'ny maty!!!!!
novalian'i xhavier ny 14/09/2011 07:00
2. xhavier ( 05/09/2011 07:42)
Na ianao io aza no teo amin'ny toerany tsy nanao koa ianao misy tantara lava be manko eo amin-dry zareo ireo ary tena tantara manahirana ka mino aho fa zay no antony tsy nanaovan-dRavalo izany santionany fotsiny zay nahalatsaka ny ranomason-dRavalo de ny nanaovan'i Allain Ramaroson ny fananany tamin'ny 2009 sao tsy fantatrao fa tao amin'ny Alain R. daholo anie no hita iero fiaran-dRavalo rehetra e! ary nahatonga azy niteny hoe raha olona mahantra no naka ny fananany tsy nampaninona azy fa saingy olona manana ny maha izy azy no tena ati-doha nikotrika azy ary zay no tena antony mahatonga an'Alain R. tsy hamela azy hody mintsy na inona hidona na inona ihatra satria hamaly faty ny iray de anjaranao ny mitsara ry havako
3. Rnrs ( 05/09/2011 08:24)

ronaldo09> mahagaga ko zan fitsaranao izan a! mpaminany mihitsy ianao mahita ny any ampon'ny olon!!!! jereo alo ny tenanao vo mitsara olona!

4. hery ( 05/09/2011 10:53)
:-)

Voalohany: Manaraha vaovao Jereo eto fa nandefa teny fampiononana Ravalo.

Faharoa: Ekeo hody izy dia maharaka tsara ny vaovao ary mety tonga teny Mahamasina mihitsy :-)
5. ronaldo09 ( 05/09/2011 12:18)
Ka ianao ange ry web master fantatra fa pro ravalo hatramin'izay e!!!Ary izao: Fantatro fa olona nianatra ianao matoa nahatsanga site tahak'itony nefa raha condoleance izany dia tokony ho ampahibemaso sy ofisialy no atao fa tsy anaty site tsy aradalana no manao ny fiaraha-miory ianao!!!! Raha toa koa ka mataohotra sao tsy avoakan'ny RNM/TVM dia ao ny RFI sy ny TV5 monde afaka anaovana an'izany!!!Ianao no tsy mahara-baovao!
tsy nisy olona nandroaka azy ka afaka hampody azy fa izy no nitsoaka todin'ny nataony tamin'ny 2002!!!Lazao an'i dada zany
6. hery ( 05/09/2011 15:09)
Manaraha vaovao ho'a.

Efa teny amin'ny Aeroport i Ravalo (dadanareo fa tsy dadanay) hody aty Madagasikara no tsy navelan'ny HAT hitondra azy ny fiaramanidina saika handehanany.

Marina fa nitsoaka izy, fa rehefa hitany hoe tokony hody izy dia nivonona ho hody... saingy natahotra ny HAT ka tsy navelany nody intsony.
7. andrywui ( 05/09/2011 22:18)
raha tena navela hody ny dadanareo ry hery anie de tsy sahy akory e jereo le kozin'i gal fidy ao amle video nalefandrapika ao ambany ao io ,,,,fa raha tena navela malalaka hiditra ane rakotobe ozy ka tsy sahy akory io e
--fantatra fa teo am aeroport izy fa reny no atao oe petaglasy ry mr heriniaina eugene a
8. andrywui ( 05/09/2011 22:19)
raha tena navela hody ny dadanareo ry hery anie de tsy sahy akory e jereo le kozin'i gal fidy ao amle video nalefandrapika ao ambany ao io ,,,,fa raha tena navela malalaka hiditra ane rakotobe ozy ka tsy sahy akory io e
--fantatra fa teo am aeroport izy fa reny no atao oe petaglasy ry mr heriniaina eugene a
9. andrywui ( 05/09/2011 22:19)
raha tena navela hody ny dadanareo ry hery anie de tsy sahy akory e jereo le kozin'i gal fidy ao amle video nalefandrapika ao ambany ao io ,,,,fa raha tena navela malalaka hiditra ane rakotobe ozy ka tsy sahy akory io e
--fantatra fa teo am aeroport izy fa reny no atao oe petaglasy ry mr heriniaina eugene a
10. Theophile ( 06/09/2011 07:06)
tsy marina izany hoe miady amn'ny maty zany Ravalo fa mba henoy ity ary manaraha tsara vaovao, aza faly fotsiny manaratsy olona

http://ti1ca.com/rtreyxl3-Fidiran-ny-Filoha-Ravalomanana-Toamasina-Fidiran-ny-Filoha-Ravalomanana-Toamasina.mp3.html

Mahavariana ahy mits ny olona sasany, ohatran'ny tsy mana-katao raha tsy manome tsiny an-dRavalo. Raha vao misy zavatra tsy mety miseho dia kinga ery ny milaza hoe Ravalo no nanao an'izay. Zah efa niandry mits vao nisy iny loza iny hoe hosamborina daholo zao ny mpitarika ny 3 mouvances, ary tsy nino mits aho hoe tsy hanao izany ny FAT satria efa fomba fanaony ny mamorona tantara mba ahafahany misambotsambotra olona.

Ny momban'ny hoe raha navela niverina i Ravalo dia tsy tonga akory, mampihomehy zany raha hevitra. Olona lazaina fa nanao heloka ve no mitono-tena fa ho avy dia sakana indray ny fahatongavany, izany dia midika fa tsy mari-pototra ny fanaratsiana azy. Firenena iza teto an-tany no efa nanao izany hoe olon-dratsy nanao heloka iny olona iny nefa nilaza ilay olona fa ho avy dia sakanana indray.

11. Theophile ( 06/09/2011 20:47)
Ny Minisitra Fat Hajo Andrianiainarivelo sy Rolly Mercia no voasakana tsy nahazo niditra t@ famangiana ny fianakavian'Itpkvv Nadine R. teny Ivandry nandritra ny fitsapana alahelo nataon'ny gvnm'i camille vital. Notenenin'Ing Alain Ramaroson mivantana teo imaso imaso teo fa tsy mahazo miditra ao @ fahoriana ireo ministra roa ireo!

Dia lazao ndray fa i Ravalo no miady amam-paty!!!
12. Rnrs ( 07/09/2011 08:50)

andrywui> dôdy ko nareo a!! fa inn alo le atao hoe miady amapaty e??? mba fantatrao ve?? so de tsy hainao ary fa tenitenenina fotsiny!! rah malagasy ianao de tsy ho niteny an'izany! i Alain R. zao no miady amaPhat sy amapaty! manaraha vaovao tsara e! aza manaraka ireny tv mpamafy lainga iren fa manadihady de arao tsara le vaovao tsy eto @ tchat ihany fa ren gazety amidy reny ko mba vakio!
13. lals ( 07/09/2011 13:50)
o ry Andriwui a, ny fozaorana no tena miady amam-paty, ... ny fozaorana no matetika mitortorina zay mampiseho mivantana le atao hoe fihatsarambelatsihy ...
14. lals ( 07/09/2011 13:51)
o ry Ronaldo a, ny fozaorana no tena miady amam-paty, ... ny fozaorana no matetika mitortorina zay mampiseho mivantana le atao hoe fihatsarambelatsihy ...
15. Theophile ( 08/09/2011 08:41)
Nadine était menacée de mort...

Pour conforter la réalité des menaces qui pesaient sur la ministre, je publie deux documents sans commentaires :
- la première où elle demande à la gendarmerie « de prendre les mesures qui s’imposent… pour mettre fin à ces agissements (les menaces)» et fait part de son intention de porter plainte,
- la seconde reprenant le texte d’un SMS où elle est explicitement menacée de mort, avec son inspecteur Angelo Rakotonirina.
A Sainte-Marie, avant d’embarquer sur la vedette, elle aurait encore appelé son collaborateur pour lui demander de faire attention. Mais c’est elle qui fut piégée.

Premier document

Antananarivo le 17 juin 2011,

La ministre de la Population et des Affaires sociales
A Monsieur le Général de Brigade, secrétaire d’Etat chargé de la Gendarmerie,

Objet : menaces de mort par SMS

Monsieur le Secrétaire d’Etat,

Des individus malintentionnés et sans scrupules, profitant de l’ignorance et de la pauvreté des paysans, déploient tous les moyens possibles pour étendre leurs propriétés foncières dans plusieurs localités de Madagascar. Et (plus) grave encore, ils parviennent à faire expulser, voire faire démolir des villages entiers, sur des fondements administratifs et judiciaires erronés, discutables ou sujets à caution.

Cette situation dramatique génère véritablement une détérioration immédiate des conditions sociales de la population, discrédite la transition et bafoue les droits de l’homme.

Mon département ne peut rester insensible, face aux sollicitations accrues et cris de détresse des victimes.

De temps en temps, une équipe du Cabinet, dont des juristes, est dépéchée sur les zones cibles pour s’enquérir de ce qu’il en est exactement, de mener une enquéte, négocier, et en aviser systématiquement les Ministères concernés.

Cette démarche ne fait pas du tout plaisir aux assaillants, d’où la menace de mort par SMS, dont je vous ai parlée, lors de notre entretien du 1er Juin courant, et dont la teneur intégrale est dans la présente.

Aussi, vous saurais-je gré, Monsieur le Secrétaire d’Etat, de prendre les mesures qui s’imposent, s’agissant notamment de l’expéditeur de cet SMS, contre lequel je porte plainte pour menace de mort, et, d’avance, je vous remercie de tout ce que vous pourrez entreprendre pour mettre fin à ces agissements.

Nadine Ramaroson

Différentes personnes ont été les destinataires en copie de cette missive dont Andry Rajoelina et le ministre de la Défense.

Second document

Date : Le 30 mai 2011
Heure : à 18h30mn02s
Tél. numéro : 033……

Texte : BONJOUR NADINE. CETTE FOIS-CI TON ANGELO A POUSSE TROP LOIN LE BOUCHON. NOUS ALLONS LE SUPPRIMER SOYEZ-EN SURE. NOUS L’AURONS ET TU SAURAS QUE C’EST PLUS UNE MENACE. A LA PROCAHINE.

http://alainrajaonarivony.over-blog.com/m/article-83544382.html
16. ronaldo09 ( 08/09/2011 10:28)
Marina ny ano ry adrywui fa cinéma reny tany afrique du sud ireny!!! raha mody eo ange ravalo betsaka amireo victime ny 07 fevrier no miandry azy amin'lay carnage teny Ambohitsorohitra ireny e!!!
17. Theophile ( 08/09/2011 18:58)
aza mba vendrana ihany hoa, ary tsy gaga aho raha miakatra be ny criminalité @ zao fotoana zao, avy hoe aleo tsy samborina e!!

I Ravalo ve efa vonona ny hiverina eto Madagasikara dia ianareo ndray no manakana azy ry akama isany, lazainareo izy fa diso ary mila saziana nefa efa vonona izy nareo ndray no matahotra. Fa misy inona no tsy tianareo ny hiverenany e!!

Mba vakio ito dia lazao ndray fa i Ravalo no naka ireo 4X4 ireo
Ordre a été donné au ministre de l’Education nationale, en conseil des ministres ce mercredi 7 septembre, de récupérer les véhicules 4x4 de modèle Toyota Prado et de couleur blanche réclamés par les bailleurs de fonds dans le cadre du programme Éducation pour tous. Selon le communiqué du conseil des ministres, l’UNICEF avait fait don d’un lot de véhicules (au nombre de 33 selon nos sources) à l’éducation nationale mais ils avaient été affectés à des utilisateurs autres que ceux spécifiés par les donateurs. La réussite de cette opération de récupération est la condition sine qua non du déblocage des subventions des fonds qui doivent servir pour les kits scolaires.

Le ministère de l’Éducation nationale et celui des Finances doivent alors convoquer les actuels détenteurs desdits véhicules, qu’ils soient des civils ou des militaires, pour qu’ils rendent ces biens qui ne leur appartiennent pas, dans l’intérét du petit peuple des parents dont les élèves sont en train d’étre privés de kits scolaires.
18. Theophile ( 08/09/2011 19:12)
tao @ Facebook-n'i Nadine Ramaroson
--------------------------------------------

Ma version sur l’affaire Faharetana / BIONEXX et l’arrestation de mes collaborateurs

Vous avez été nombreux(ses) à avoir réagi et surtout à demander des éclaircissements sur cette énième affaire foncière opposant des paysans à une société privée étrangère. Je vous livre ci-après et dans les détails le déroulement des faits qui inclut l’arrestation humiliante, dégradante et discréditant de 3 membres de mon cabinet le 04 août 2011.

Les motifs évoqués :
- les membres du cabinet seraient entrés en effraction dans un domaine titré et borné
- ils auraient distribué des terres au « FOKONOLONA »
- ils auraient clôturé les terres en question et planté des drapeaux dessus
- ils auraient incité le Fokonolona à la rébellion
- ils auraient forcé un barrage des gendarmes et auraient pris la fuite
- ils auraient été interceptés à Ambatomirahavavy.

Ces informations ont été transmises par le Général RAVALOMANANA Richard par téléphone le Jeudi dans la soirée en réponse de ma demande d’explication.

Le vendredi 05 Août, j’ai demandé au Général RAVALOMANANA de recevoir mon Directeur de Cabinet, le Colonel RALAIVAO Pierre Louis Charles, signataire de l’ordre de mission, et Monsieur RAKOTONIRINA Angelo, Inspecteur du Cabinet, dans le bureau du Général RAVALOMANANA avec le chauffeur de la voiture 4X4 qui a emmené les missionnaires (les 3 membres de mon cabinet) sur place et un représentant du Fokonolona. Objet de cette visite : la confirmation que ces membres du cabinet étaient bel et bien porteurs d’un ordre de mission pour constater sur terrain les doléances présentées par des représentants du Fokonolona qui étaient venus au Ministère. Ces représentants du Fokonolona étaient venus pendant trois mois, solliciter notre Ministère pour leur venir en aide.

Le lundi 08 Août 2011, avec tout le STAFF du Ministère, nous nous sommes rendus sur les lieux aux fins de recoupement des accusations portées à ces membres du Cabinet en présence des Autorités Locales (Adjoint Chef District, Maire, Chef Fokontany ) et accompagnés de journalistes. Il s’est avéré que les membres du Cabinet ne sont ni entrés en infraction dans le domaine en question, n’ont distribué de lopins de terres, ni clôturé des terrains ou planté des drapeaux. Ils sont venus écouter le Fokonolona, et ont demandé à s’entretenir avec les responsables de la Société exploitante dénommée « BIONEXX » en présence de quatre gendarmes qui assuraient la sécurité de ladite société.

Selon les témoignages que nous avons recueillis sur place, aucune des accusations n’est fondée. Ils n’ont forcé aucun barrage mais ont dû contourner la route suite au fait qu’un tracteur de ladite société a été mis en travers de leur chemin. Ils ont dûment informé les quatre gendarmes qu’ils allaient déjeuner au village où ils ont été appréhendés par des éléments de la gendarmerie, et emmenés dans l’un des deux véhicules 4X4 de la société BIONEXX et suivi en renfort par deux camions entiers de gendarmes.

Nos membres du cabinet ont été brutalisés et poussés de force dans un des 4X4 de la société « BIONEXX » immatriculé 6866 TAH.

Il n’y a eu à aucun moment aucune incitation à la désobéissance civile ou à la rébellion. Le seul fait qui a été rapporté par les quatre gendarmes est que, la veille, le Fokonolona s’est couché devant le tracteur pour empécher la destruction de leurs cultures.

Nous avons écouté les récits des représentants du Fokonolona à savoir l’historique du terrain et les raisons de leurs doléances, ce à quoi ils ont répondu qu’ils ont eu à faire à plusieurs sociétés :
1965 : CENTRE NATIONALE AVICOLE
1973 : FERME D’ETAT
1983 : LIMA HOLDING
1989 : MAGRI
1991 : PICOR puis GENIA
2008 : SOPRAMAD
2010 : BIONEXX

Durant quarante ans, ils avaient exploité les terres en toute quiétude et méme après la convention obtenue par LIMA HOLDING avec l’Etat. L’arrivée de la société BIONEXX en 2009 aurait tout remis en cause : cette société leur aurait demandé soit de quitter les terres soit de les louer à la société pour Ar 400,000 HTVA/Ha/An. Une poignée de paysans de la commune voisine aurait accepté de payer ce loyer mais tout le Fokonolona des Fokontany Fenomanana et Antanimarina ont refusé aux motifs qu’ils ne vont pas louer leur propre terre qu’ils ont mise en valeur depuis quarante ans et pour faute de moyens. Faut-il encore préciser que ceux qui ont accepté de payer seraient des employés de BIONEXX. Il est également à noter qu’on parle d’une prétendue décision d’expulsion alors que le Fokonolona n’a jamais été convoqué au Tribunal dans ce sens.

Ce Fokonolona a instamment prié le Ministère de la Population et des Affaires sociales de se pencher sur son cas depuis trois mois mais c’est la démolition de leurs habitations et de leurs tombeaux ancestraux qui a amené le Ministère à dépécher une mission d’urgence sur place.


Nadine Ramaroson
Ministre de la Population et des Affaires sociales
19. xhavier ( 14/09/2011 07:00)
ianao ve ry andrywui ve adala a? Inona no zavatra hitranga raha mody Ravalo miova ve ny fiainan'ny Gasy ary raha tsy mody de ahoana? ny eo ihany re eo e!fialana bala fotsiny ny anareo, za mino fa raha tafody eto iny rangahy iny ka misy zavatra mitranga eto de tsy maintsy ho voasambotra lay rangahy ary tsy voalaza fa izy no manao izao sy zao ny tena marina tsy tian'ny olona intsony i Andry ka raha tonga eto Ravalo sy Ratsiraka de ho hita mibaribary zany zavatra zany satria tsy maintsy ho feno olona hitsena azy ireo de rava daholo ny programa rehetra araka ny filazan'ny Atoa filoha hajaina ANdry Rajoelina ka aleo ry zalahy ireny hijanona any, ny loza mitatao hafa anefa de hoe tsy maintsy avoaka daholo ny gadra politika rehetra na tsy mody aza Ravalo de ahoana indray ary tsy mahazo managadra olona intsony de ho loza indray?
Theophile:

tao @ Facebook-n'i Nadine Ramaroson
--------------------------------------------

Ma version sur l’affaire Faharetana / BIONEXX et l’arrestation de mes collaborateurs

Vous avez été nombreux(ses) à avoir réagi et surtout à demander des éclaircissements sur cette énième affaire foncière opposant des paysans à une société privée étrangère. Je vous livre ci-après et dans les détails le déroulement des faits qui inclut l’arrestation humiliante, dégradante et discréditant de 3 membres de mon cabinet le 04 août 2011.

Les motifs évoqués :
- les membres du cabinet seraient entrés en effraction dans un domaine titré et borné
- ils auraient distribué des terres au « FOKONOLONA »
- ils auraient clôturé les terres en question et planté des drapeaux dessus
- ils auraient incité le Fokonolona à la rébellion
- ils auraient forcé un barrage des gendarmes et auraient pris la fuite
- ils auraient été interceptés à Ambatomirahavavy.

Ces informations ont été transmises par le Général RAVALOMANANA Richard par téléphone le Jeudi dans la soirée en réponse de ma demande d’explication.

Le vendredi 05 Août, j’ai demandé au Général RAVALOMANANA de recevoir mon Directeur de Cabinet, le Colonel RALAIVAO Pierre Louis Charles, signataire de l’ordre de mission, et Monsieur RAKOTONIRINA Angelo, Inspecteur du Cabinet, dans le bureau du Général RAVALOMANANA avec le chauffeur de la voiture 4X4 qui a emmené les missionnaires (les 3 membres de mon cabinet) sur place et un représentant du Fokonolona. Objet de cette visite : la confirmation que ces membres du cabinet étaient bel et bien porteurs d’un ordre de mission pour constater sur terrain les doléances présentées par des représentants du Fokonolona qui étaient venus au Ministère. Ces représentants du Fokonolona étaient venus pendant trois mois, solliciter notre Ministère pour leur venir en aide.

Le lundi 08 Août 2011, avec tout le STAFF du Ministère, nous nous sommes rendus sur les lieux aux fins de recoupement des accusations portées à ces membres du Cabinet en présence des Autorités Locales (Adjoint Chef District, Maire, Chef Fokontany ) et accompagnés de journalistes. Il s’est avéré que les membres du Cabinet ne sont ni entrés en infraction dans le domaine en question, n’ont distribué de lopins de terres, ni clôturé des terrains ou planté des drapeaux. Ils sont venus écouter le Fokonolona, et ont demandé à s’entretenir avec les responsables de la Société exploitante dénommée « BIONEXX » en présence de quatre gendarmes qui assuraient la sécurité de ladite société.

Selon les témoignages que nous avons recueillis sur place, aucune des accusations n’est fondée. Ils n’ont forcé aucun barrage mais ont dû contourner la route suite au fait qu’un tracteur de ladite société a été mis en travers de leur chemin. Ils ont dûment informé les quatre gendarmes qu’ils allaient déjeuner au village où ils ont été appréhendés par des éléments de la gendarmerie, et emmenés dans l’un des deux véhicules 4X4 de la société BIONEXX et suivi en renfort par deux camions entiers de gendarmes.

Nos membres du cabinet ont été brutalisés et poussés de force dans un des 4X4 de la société « BIONEXX » immatriculé 6866 TAH.

Il n’y a eu à aucun moment aucune incitation à la désobéissance civile ou à la rébellion. Le seul fait qui a été rapporté par les quatre gendarmes est que, la veille, le Fokonolona s’est couché devant le tracteur pour empécher la destruction de leurs cultures.

Nous avons écouté les récits des représentants du Fokonolona à savoir l’historique du terrain et les raisons de leurs doléances, ce à quoi ils ont répondu qu’ils ont eu à faire à plusieurs sociétés :
1965 : CENTRE NATIONALE AVICOLE
1973 : FERME D’ETAT
1983 : LIMA HOLDING
1989 : MAGRI
1991 : PICOR puis GENIA
2008 : SOPRAMAD
2010 : BIONEXX

Durant quarante ans, ils avaient exploité les terres en toute quiétude et méme après la convention obtenue par LIMA HOLDING avec l’Etat. L’arrivée de la société BIONEXX en 2009 aurait tout remis en cause : cette société leur aurait demandé soit de quitter les terres soit de les louer à la société pour Ar 400,000 HTVA/Ha/An. Une poignée de paysans de la commune voisine aurait accepté de payer ce loyer mais tout le Fokonolona des Fokontany Fenomanana et Antanimarina ont refusé aux motifs qu’ils ne vont pas louer leur propre terre qu’ils ont mise en valeur depuis quarante ans et pour faute de moyens. Faut-il encore préciser que ceux qui ont accepté de payer seraient des employés de BIONEXX. Il est également à noter qu’on parle d’une prétendue décision d’expulsion alors que le Fokonolona n’a jamais été convoqué au Tribunal dans ce sens.

Ce Fokonolona a instamment prié le Ministère de la Population et des Affaires sociales de se pencher sur son cas depuis trois mois mais c’est la démolition de leurs habitations et de leurs tombeaux ancestraux qui a amené le Ministère à dépécher une mission d’urgence sur place.


Nadine Ramaroson
Ministre de la Population et des Affaires sociales

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4731