Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ronaldo09, milahatra araka ny daty
ronaldo09 ( 27/11/2006 10:36)
Pour qui allez vous voter ?
3179 personnes ont voté / 203 "votes blanc" (vides) - Quel est votre candidat favori - Philippe Tsiranana 19 votes ! ( 0.6%) - Pasteur Randrianjoary 13 votes ! ( 0.4%) ... tohiny
novalian'i fijo ny 30/11/2006 23:57
ronaldo09 ( 27/11/2006 10:24)
Hisy ny premier tour ary rafahavalo tsy ao tafiditra
Des 14 partants au scrutin du 3 decembre,5 concurrents se detachent nettement du peloton.Ils forment un quinte favoris! A une semaine du 1er tour du scrutin presidentiel ,cinq candidat... tohiny
ronaldo09 ( 26/11/2006 10:08)
raikitra ny gidra raha lany rafahavalo
Tsy hanaiky ho entin'ilery intsony manko ny any @ faritany noho ny toetra tsy mendrika ataony... tohiny
ronaldo09 ( 25/11/2006 15:14)
Porofo fa tsy ho lany i Ravalo
Raha natao ny fandinihana dia tsy ho lany mihitsy ity rangahy ity stria: Antananarivo:izy aloha no fav ,zany hoe ny ankamaroan'ny Mpifidy ao@ity faritany ity dia hifidy azy.saingy aza hadino fa a... tohiny
novalian'i moi ny 04/12/2006 07:07
ronaldo09 ( 21/11/2006 13:53)
La presse s’insurge contre les menaces du président Ravalo
Ils ont mis en place une cellule de crise devant assurer la défense de la liberté de la presse jusqu’au scrutin présidentiel du 3 décembre prochain. En réalité, cette mission devrait reve... tohiny
novalian'i prime ny 24/11/2006 12:05
ronaldo09 ( 21/11/2006 13:45)
Pety Rakotoniaina : « Personne n’a peur de Ravalomanana »
« C’est parce qu’il a fait fi de la démocratie et de l’Etat de droit que les gens et en particulier les militaires lui en veulent ». C’est en ces termes que Pety Rakotoniaina commente le ... tohiny
novalian'i kitjo ny 24/11/2006 12:00
ronaldo09 ( 20/11/2006 12:17)
Lasibatra ny FLM raha sanatria ka lany eo i Ravalo!
Raha sanatria ,sanatria sanatria,ka lany eo io rangahy io dia miomana isika FLM(Fiangonana Loterana Malagasy )amin'ny fanenjehana,tadidion-tsika tsara ny nanaovany ny FPVM izay nakatony satria niro... tohiny
novalian'i kitjo ny 21/11/2006 16:25
ronaldo09 ( 17/11/2006 21:22)
Canavarro :BALLON D'OR 2006!MENDRIKA AZY VE?
Dia nivoaka izany fa iCanavarro vody laharana Italianina milalao ao amin'ny Real Madrid no Ballon d'or Eropeana amin'ity .Nanantena an'izany ve ianareo?Ary ahoana ny hevitrareo amin'izany?... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 18/11/2006 09:50
ronaldo09 ( 14/11/2006 11:00)
Messi absent pendant trois mois
Victime d'une fracture du cinquieme metatarse dimanche lors du match du Championnat remporte contre Saragosse (3-1), l'attaquant argentin du FC Barcelone, Lionel Messi, sera vraisemblablement absent... tohiny
ronaldo09 ( 14/11/2006 10:22)
Mba inona no fari-pahaizan-dRavalo fa tiako ho fantatra!
Ny sasany milaza hoe :"Tsy nianatra mihitsy leiry",ny sasany indray " Niala classe de 4 eme",ny mpitamby ranon'apango milaza fa nianatra tany Suisse ledala.Menatra dia menatra manko aho indray andro... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 21/11/2006 14:20
ronaldo09 ( 01/11/2006 13:33)
Barcelone en danger apres le nul 2-2 concede а Chelsea
Un but de Didier Drogba inscrit dans le temps additionnel a permis а Chelsea de faire match nul 2-2 а Barcelone lors d'une quatriиme journйe de la premiere phase de la Ligue... tohiny
ronaldo09 ( 23/10/2006 09:06)
Le Real Madrid remporte le Clasico
Le FC Barcelone, imbattu cette saison en Liga, a trouvé meilleur que lui : le Real Madrid.Io no azo anafohezana ny lalao omaly zany hoe noporofoin'ny ekipanay fa mendrika izy ary tsy azo atao n'ino... tohiny
ronaldo09 ( 17/10/2006 10:49)
Iza no handimby an'i Ronaldinho
Dia nivoaka izao ireo lisitry ny mpilalao 51 izay ho safidianina amin'ny Ballon d'or France football 2006 ny 28 novembre ho avy izao ao Paris.Ny fanontaniana mipetraka ho antsika izay mpitia baolin... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 31/10/2006 10:15
ronaldo09 ( 13/10/2006 09:39)
Gasy hono i Thierry Henry
Tsy izaho no nilaza an'io fa nisy ady hevitra momba ny mpilalao afrikana milalao aty ivelany nataoko sy ireo namako ato @ Foyer-nay rehefa nandeha teo ny resaka fa gasy hono i Thierry Henry hoy ity ... tohiny
novalian'i miHAJA. ny 11/09/2017 17:34
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.032