Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i ronaldo09, milahatra araka ny daty
ronaldo09
(
14/03/2007 13:44)
Referandaoma. Efa mitsangana ny «Plate-forme pour le NON»
Efa mihetsiketsika ny mpikambana ao amin’ny Crn amin’izao fotoana izao, na dia tsy re firy aza tato ho ato. Araka ny nambaran’Ing. Betiana Bruno izay any amin’iny Faritra Sava iny amin’izao ...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/03/2007 05:37
ronaldo09
(
07/03/2007 11:23)
FITSAPAKEVIBAHOAKA:Fanomanana ny 3em Mandat !Mailo ry gasy a
Io fitsapakevibahoaka amin'ny 04 /04 io dia tetika maizina hanomanana ny 3em mandat fa tsy hitako mihitsy no hanovanana ny lalana fototra eo amin'ny firenena raha toa ka ,tsy manohintohina ny firaisa...
tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 24/03/2007 12:44
ronaldo09
(
05/03/2007 13:34)
Eto'o sa Drogba ?
O ry mpitia ny baolina kitra a!Be ny resaka mandeha fa tsy tokony ho i Drogba mihitsy no ho mpilalao mendrika aty Afrika fa i Eto'o Za anefa miteny fa i Drogba no hitako mahay noho i Et'o!Nefa moa s...
tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 07/03/2007 10:46
ronaldo09
(
27/02/2007 09:09)
serie malagasy :Jiaby jiaby !Tohizo fa tena tsara
Nisy gasy nakaty Dago dia nitondra an'ilay serie mitondra ny lohateny hoe Jiaby jiaby nosoratan'i rikomsa Randria !Za aloha dia faly ary tena fier satria mahavita zavatra isika gasy!Mahafinaritra mi...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/03/2007 10:42
ronaldo09
(
27/02/2007 08:40)
misy marina ve ny olona toka-po?
O ry zareo a!Tena marina ve fa misy tokoa ny vehivavy toka-po?Zany hoe ohatra lasa nianatra any ampita ny fofombadiny mandritra ny 7 taona dia afaka mijoro vavolombelona ve nareo fa tena mandra-piver...
tohiny
novalian'i xxx ny 16/03/2007 14:52
ronaldo09
(
27/02/2007 07:42)
Tsy ny fanovana ny constitution velively no hampandroso
Gaga ny mpanara-baovao politika eran-tany amizao toe-javamisy ao Dago izao!Izay rehetra tonga eo dia manova ,raha tsy diso ny fitadidiako dia i-5 na in-6 izay no niova ny lalam-panorenana nefa vao ma...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/02/2007 23:39
ronaldo09
(
15/02/2007 11:58)
Midika inona ny voninkazo atolotra ?
Fotoanan’ny fanomezana izao, ka raha misy manome anao dia fantaro fa ny :
-Azalée : fankafizana
- Bleuet : hasarotan-kenatra
- Coquelicot : marefo
-Cyclamen : hasarotam-piaro
- Fushia : f...
tohiny
novalian'i tisera ny 21/02/2007 13:11
ronaldo09
(
15/02/2007 11:35)
Hatao Firenena Federaly ahitana Faritany 8 i Madagasikara
Raha ny hevitry ny depiote Zakahely Boniface izay hanolotra ny tolo-keviny eny amin’ny Komitin’ny fanitsiana ny Lalàmpanorenana anio maraina amin’ny 10 ora, dia tokony hovàna ho Repoblika F...
tohiny
novalian'i jefra ny 27/02/2007 23:30
ronaldo09
(
15/02/2007 10:14)
Mba nifanena tamin'ilery ve ny mpanohana azy ao Frantsa?
Any Frantsa ny filohanareo !Ry fiffi sy ny tariny ve mba nifampidinika aminy ?Nareo manko manohana fotsiny fa tssss!!!Raha i Lahiniriko aloha tonga aty dia izaho no voalohany mitsena azy eny amin'ny ...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/02/2007 05:57
ronaldo09
(
09/02/2007 10:44)
Pety tsy manantsiny nefa enjehina!
Mampalahelo ihany ny zava-misy eto,enjehina zao i Pety zany hoe atao toy ny manao halambo ny fitadiavana azy ,nefa raha ny zava-misy no atao jery todika dia i Ravalomanana no toy izao dia i Pety no ...
tohiny
novalian'i lebatoto ny 17/02/2007 00:17
ronaldo09
(
06/02/2007 11:39)
Parti Socialiste et Démocratique pour l’Union à Madagascar
VIVE LAHINIRIKO,VIVE MADAGASCAR!!!!!
Le second à la présidentielle du 3 décembre 2006 propose aux membres de l’opposition de s’associer à son parti.
L’objectif est de former...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/02/2007 23:17
ronaldo09
(
05/02/2007 13:04)
Dia i Ravalomananareo ve no filoha mendrika indrindra?
Hatramizao dia ny fandokafana foana no ataonareo an-dravalonareo fa tsy mba aseho hoe inona no zava-bitany ary manao ahoana ny firenena ?Raha ny tantaran'i Madagasikara no atao jery todika dia i Ts...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2007 20:51
ronaldo09
(
29/01/2007 10:03)
Inona no tianareo bandy bogosy sa bandy besosy?
O ry sipa a!Mba inona kay no tena tianareo e!Bandy bevola ve sa bandy bogosy.Hoy manko izay sipa anakiray izay hoe:Hataoko inona izay mahabogosy azy nefa sady tsy hihira no tsy hanao tsianjery!Ka mb...
tohiny
novalian'i menja700 ny 24/04/2015 03:25
ronaldo09
(
29/01/2007 09:50)
Lo ny fitondrana:Ekipan-dRabemananjara 4eme division!
Tena ekipa 4eme division no ao anaty Governemanta!Hay i Syllah fotsiny no nesorina dia izay ! Afaka kelikely eo dia hahoraka eran-tany fa isika no firenena farany hahantra indrindra .Lo ny fitondran...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/02/2007 23:56
ronaldo09
(
24/01/2007 10:54)
Efa nisy nahazo vady tato ve?
Mba saika hanontany ihany aho hoe efa nisy amintsika namana ve tato no nifankalala dia lasa mpivady na hoe mpisipa fotsiny!Mahafinaritra manko ny fifandraisana ato ary misy ny namana sasany ny tanjo...
tohiny
novalian'i Papoose ny 08/02/2007 07:53
ronaldo09
(
24/01/2007 10:45)
Ary mba misy tia tennis ve isika ato e!
Zao manko dia mandeha ny OPEN D'AUSTRALIE!
Ny demi-finale dia toy izao manaraka izao ny fandaharam-potoana
Dames:
Maria Sharapova(Russie) et Kim Clijsters (Belgique)
Serena Williams(USA ...
tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 27/01/2007 15:42
ronaldo09
(
22/01/2007 14:10)
hey! io fa ho rendrika ny sambo
:roll::roll::roll:Dia notendrena ny PM vaovao .Vao hitako ilay anarana dia tora-kovitra aho sady natahotra ny ho avin'i Madagasikara .Toton Ravalo a!Tsy misy tsaratsara kokoa no ho io ve?Ovay fa ho r...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/01/2007 00:13
ronaldo09
(
15/01/2007 11:28)
Ligue des champions:Huitièmes de finale.hafana izy ity
Tot. Aller Retour
PSV - Arsenal 20/02 07/03
Real Madrid - Bayern 20/02 07/03
Lille - Man. United 20/02 07/03
Celtic - Milan 20/02 07/03
Inter de Milan - Valencia 21/02 06/03
Porto - C...
tohiny
novalian'i Mandefitra ny 11/04/2007 06:08
ronaldo09
(
15/01/2007 10:38)
afaka kelikely dia vehivavy no hifehy an\'izao tontolo izao
Amizao fotoana izao aloha dia toa efa miova ny rivotra politika eran-tany ,hita lany fa mitombo isa ny vehivavy lasa filoham-pirenena na koa praiminisitra!Ny an-dry zareo anglisy moa dia tsy asian-te...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/01/2007 23:29
ronaldo09
(
09/01/2007 14:05)
ho anareo zay efa nanandrana:iza no matsiro kokoa?
Miala tsiny aloha fa somary mivatambatana sady resa-dehilahy koa moa izy ity:o ry bandy akama isany a!Ho antsika izay efa nanandrana iza no tena matsiro kokoa sipa mainty hoditra ve sa sipa mavo hodi...
tohiny
novalian'i volatil ny 19/03/2007 16:48
