Liste des messages
Liste des messages, inserés par ronaldo09, par ordre de date
ronaldo09
(
19/02/2008 08:20)
Efa nihinana ati-dohan’olona i Andry
Tovolahy 25 taona i Andry, nitantara ny fiainany hatramin’ny fahakely. “Anisan’ny tiako ny nankao amina tranom-paty satria niasa tamin’ny hopitaly aho; maharomotra ahy tokoa ny mahita faty sat...
suite
répondu par mansoor le 10/04/2008 16:32
ronaldo09
(
19/02/2008 07:35)
Ligue des Champions 8e de Final
Hanomboka anio ny lalao 1/8 amin'ny fiadiana ny tompondakan'i Eoropa eo amin'ny taranja baolina kitra,lalao efatra no azontsika rehetra mpitia ny baolina kitra arahana anio ireto avy izany
-Shalk...
suite
répondu par ronaldo09 le 24/02/2008 23:52
ronaldo09
(
15/02/2008 21:22)
Maninona raha mampiantrano ny CAN isika!!!!
Za mba manana hevitra aroso ho an'ny Ministeran'ny fanatanjahantena na ny federasiona malagasy momba ny baolina kitra :isika maniry mafy ery ny handray anajara amin'ny CAN nefa mandrak'ity ny androan...
suite
répondu par eisy le 07/03/2008 12:02
ronaldo09
(
15/02/2008 13:09)
Andry Rajoelina:Matoky ny kaominina ny mpanohana frantsay
Tamin’ny talata lasa teo no tafaverina an-tanindrazana, avy any Frantsa ny Ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra. Vaovao tsara no nentin’Ing Andry Rajoelina satria nambarany fa resy lahatra...
suite
répondu par Jeankely le 18/02/2008 00:59
ronaldo09
(
15/02/2008 12:47)
Naneno tao an-kibon’ilay rangahy ilay akoho nohaniny!
Hatairana ny an’ity rangahy ity nony natory ny alina rehefa avy nisakafo tamin’ny fandrenesana feon’akoho tsy an-kijanona tao an-kibony. Tsy nety nijanona izany na dia efa maraina aza ny andro. ...
suite
répondu par naughtyboy le 19/02/2008 18:16
ronaldo09
(
14/02/2008 12:18)
Soprano sy Blacko manasoketa an'i Madagasikara !!!
Ferme les yeux et imagines-toi .......
Imagine Madagascar et ses montagnes d’ordures
Imagine tes 8 ans et tes pieds sans chaussures
Imagine tes mains dans les détritus
Ahoana moa no fomba aha...
suite
répondu par ikaretsaka le 14/02/2008 21:56
ronaldo09
(
30/01/2008 12:25)
Toran-kovitra izay mahita ilay jiro manga sy aloka mainty !!
Tany amin’ny tanàna iray any amin’ny kaominina Marokarima, distrikan’i Mananjary no niseho ny zavatra hafahafa mampihoron-koditra ny mponina.
Rehefa tonga ny eo amin’ny 12 ora alina ka hat...
suite
répondu par ronaldo09 le 04/02/2008 13:11
ronaldo09
(
21/01/2008 11:34)
CAN 2008 any Ghana!
Dia nanomboka omaly iny ny fiadiana ny amboaran'i Afrika eo amin'ny taranja baolina kitra ,omaly no niaka-tsehatra ny avy ao amin'ny sokajy A ,nahitana an'i Ghana mpampiatrano sy i Guinee ,teo amin'...
suite
répondu par ronaldo09 le 15/02/2008 21:12
ronaldo09
(
10/01/2008 13:07)
Barack Obama sa Hillary Clinton
Ndao mba hitety an'izao tontoloizao ara-politika isika ,somary milamindamina aloha izao ny ao Dago ary mafotaka ny any amerika indrindra eo amin'ny antoko Demokraty : I Barack Obama sy i Hillary Cli...
suite
répondu par Jeankely le 12/01/2008 02:33
ronaldo09
(
25/12/2007 10:22)
O ra-salmo1 a !Aiaza ialahy e?Mivoaha raha mafy!
Tsy hoe mihantsy ady fa mba resaka atao fotsiny e!Samy mpitia baolina kitra za sy leiry ,ny ahy Real Madrid no ekipa tiako indrindra ary ny an'lery ny FC Barcelone .Afak'omaly nihaona ireto ekipa ro...
suite
répondu par niryna le 28/12/2007 19:09
ronaldo09
(
24/12/2007 11:47)
Le Real Madrid s'impose au Camp Nou
Victoire du Real Madrid qui fut supérieur au FC Barcelone et qui repart du Camp Nou avec sept points d'avance. Le seul but de Julio Baptista a permis de ramener la victoire des terres barcelonaises. ...
suite
ronaldo09
(
18/12/2007 11:14)
"Clasico" :REAL MADRID sa FC BARCELONE?
Dia amin'ny alahady 23 decembre izao izany ilay daty andrasan'ny mpitia baolina kitra rehetra indrindra ho antsika izay mpanaraka ny LIGA any Espagne.
I Barcelona no handray an'i Real Madrid ao Cam...
suite
répondu par ronaldo09 le 25/12/2007 15:28
ronaldo09
(
14/12/2007 11:57)
Apres la defaite à Tana ,Mecontentement au Tim
L'heure est au reglement de comptes. La defaite de Hery Rafalimanana, candidat du Tiako i Madagasikara (Tim), aux municipales à Antananarivo-renivohitra laisse des traces au sein de la formation poli...
suite
répondu par Jeankely le 07/01/2008 09:12
ronaldo09
(
04/12/2007 10:21)
Fidio ny candidat TIM raha tianao ny fandrosoana!
Ao anatin'ny fampielezan-kevitra ny ao Mada amizao fotoana izao ,ny aty Russie anefa vaoafak'omaly no vita ny fifidianana solombavambahoaka amin'ny douma koa nazava ny fandresen'ny Russie Unis na ny...
suite
répondu par ari.malala le 11/12/2007 13:16
ronaldo09
(
16/11/2007 10:28)
Ravalomanana:asa fa tsy kabary!
Ny Alakamisy, raha nitsidika tampoka ny Faritra Atsinanana any Toamasina sy ny Faritra Diana any Antsiranana ny Filoham-pirenena dia nanambara fa hisy fanavaozana ao amin’ny Minisiteran’ny Fiarov...
suite
répondu par Jeankely le 22/11/2007 13:39
ronaldo09
(
16/11/2007 10:24)
Te ho lasa mpilalao mendriky ny taona 2008 i Robinho!
Mpilalao ao amin'ny ekipan'ny Real Madrid any Espagne ary mazava ho azy rahateo ihany koa fa manatevina ny ekipam-pirenena breziliana i Robson da Sousa na i Robinho!
Nandritra ny valandresaka natao...
suite
ronaldo09
(
16/11/2007 10:19)
Te ho lasa mpilalao mendriky ny taona 2008 i Robinho!
Mpilalao ao amin'ny ekipan'ny Real Madrid any Espagne ary mazava ho azy rahateo ihany koa fa manatevina ny ekipam-pirenena breziliana i Robson da Sousa na i Robinho!
Nandritra ny valandresaka natao...
suite
répondu par NathanScott le 28/11/2007 00:26
ronaldo09
(
13/11/2007 12:11)
Gasy voalohany ve raha handala ny fihavanana?
Malaza dia malaza mihitsy isika malagasy raha resaka fihavanana ,ary tsy ao Dago ihany fa eo amin'ny sehatra iraisam-pirenena mihitsy no malaza fa tia fihavanana ny gasy!Vaotsy ela akory nisy mpamp...
suite
répondu par fijo le 22/11/2007 21:27
ronaldo09
(
13/11/2007 11:39)
Ary mba misy ve ny vehivavy mpidaroka ny vadiny?
Fa hono hoy aho ,eo amin'ny fiaraha-monina misy vehivavy ve midaroka ny vadiny ,zany hoe ny hery tsy mitovy no asiako resaka eto a!Za aloha mbola tsy nahita e!...
suite
répondu par slym le 12/12/2007 07:02
ronaldo09
(
09/11/2007 12:48)
Fidio ze tianareo vehivavy
O ry andriambavilanitra a!Fidio zay tianareo :Bandy mpiloka ve sa bady midaroka vady sa bandy saro-piaro sa bandy mamolava sa bandy tsy andalovana sa bandy tsy mpampidi-bola an-trano ?
Zao anakir...
suite
répondu par yah le 13/11/2007 04:17
