Ampidiro aloha ny tenimiafina
Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i niryna, milahatra araka ny daty
niryna
(
15/08/2007 00:44)
"Catholic charismatic",mitovy @kato rom.sy kato orto ve io?
Miala tsiny fa tsy fantatro ny fiantso azy amin'ny teny gasy.Ny "Catholic charismatic" inona no dikan'izany?
Miaraka amin'ny kato. rom. sy ny kato. orto. ve io?
Inona no tanjony na tsy mampitovy azy...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 01/09/2007 05:33
niryna
(
13/08/2007 05:51)
Ny zaridainan'Andriamanitra!!!
Indraindray isika dia mitady ny ho tonga lafatra hatrany,saingy tsy misy izany fa miezaka ny hanao ny tsara hatrany no azontsika atao..Matahotra ny ahazo latsa sy habokain'ny hafa ilay ezaka tiana ata...
tohiny
novalian'i niryna ny 18/08/2007 00:29
niryna
(
11/08/2007 06:15)
Fanaovam-beloma farany!
Efa niatrika na nikarakara ny fanaovam-beloma farany ny olon-tianao ve ianao?Tsy mba tao an-tsaiko mihitsy hoy izy raha tsy niatrika sy nikarakara ny fahafatesan'ny raiko aho.
Na dia nojereko ny fiho...
tohiny
novalian'i niryna ny 26/08/2007 04:19
niryna
(
10/08/2007 06:15)
Aza kivy raha mahita ny hafa ambinina.Fialonana inona izany?
Nisy tantara nitranga toy izao ka mba mangataka fanampiana aminareo aho omeko ilay olona .Mpinamana izy efa-bavy,ary tsy mifankafohy mihitsy.Nanatona ahy izy fa tsy manana fifaliana fa misy zavatra mi...
tohiny
novalian'i niryna ny 26/08/2007 04:14
niryna
(
09/08/2007 06:17)
Iray ihany isika ao amin'ny Kristy Tompo!
Fa ny Fanahy Masina no mahatonga antsika iray miaraka amin'i kristy,iray ihany isika rehetra ao amin'ny Tompo,ary iray ihany koa manerana an'izao tontolo izao ao amin'ny finoana dia i Kristy izany.
...
tohiny
novalian'i niryna ny 26/08/2007 04:12
niryna
(
06/08/2007 04:07)
Misy anarana maro iantsoana an'Atra (+30 )Inona no antony?
Raha mandinika ao anaty baiboly isika dia misy anarana maro samihafa iantsoina an'Atra.
1- Fa maninona Atra no manana anarana maro? Inona no antony?
2-Iza no antsoinao Azy?
Raha mahita ao anat...
tohiny
novalian'i niryna ny 10/08/2007 05:42
niryna
(
05/08/2007 06:53)
Aza anontaniana Azy ny antony ..satria efa nampanantena Izy
Maro ny fanontaniana mifamahofaho rehefa misy zavatra mahazo na manjo ny olona .Ao ny hoe:
[u]Fa maninona[/u] no .......?
[u]Fa nahoana[/u] aho no .....
[u]Rahatena misy Izy [/u]maninona no tsy ma...
tohiny
novalian'i niryna ny 20/08/2007 03:15
niryna
(
03/08/2007 07:22)
Jesosy,mpitsara sy mpanelana @A/tra,tsy misy hafa noho Izy?
[i]Fa [u]iray no Andriamanitra ,ary iray no Mpanalalana amin'Andriamanitra sy ny olona[/u],dia KRISTY JESOSY,Izay olona no sady nanolotra ny tenany ho avotra hisolo ny olona rehetra,dia zavatra ho fit...
tohiny
novalian'i niryna ny 16/08/2007 05:08
niryna
(
02/08/2007 07:12)
Inona no atao hoe finoana sy fiainana ao amin'ny kristy?
Raha miteny isika hoe mino sy miaina mitovy ny nataon'i Kristy,ahoana izany fiainana kristiana izany?...
tohiny
novalian'i niryna ny 15/08/2007 21:57
niryna
(
01/08/2007 05:03)
Manaja ny sainan'ny vahiny ve ny firenena misy anareo?
Manaja sy mankalaza ny fetim-pirenena vahiny ve ny any aminareo?
Ahoana no fankalazana izany ?
Manaiky ve ny fanjakana sa tsy mahazo atao?
Misy aty aminay toerana iray izay misy building avo ...
tohiny
novalian'i niryna ny 04/08/2007 02:14
niryna
(
30/07/2007 06:15)
Toy ny vhvvy eo am-piterahana ny fahoriana mahazo antsika?
Afaka mba hanaza ve ianao raha oharina amin'ny vehivavy mihetsi-jaza ny fahoriana mahazo antsika?
Inona avy izany fahoriana izany?
Aretina maro samy hafa,fahafatesana,mandao olon-tiana,mipetraka...
tohiny
novalian'i niryna ny 07/08/2007 06:27
niryna
(
29/07/2007 05:13)
Tia mamorona sakafo ve ianao? Inona?Andramo ity!
Manao ahoana daholo indray e ! :D Asa hianareo raha tia mamorimporina sakafo fa izaho io no tena ataoko,raha mety dia averina raha tsy mety dia fanandramana8O
Ny lafitsarany dia mety foana matetika:m...
tohiny
novalian'i niryna ny 04/08/2007 02:19
niryna
(
27/07/2007 15:29)
Zoky fanaja,mandidy ny fiainanao koa ve?Ampio aho!
Ny zoky fanaja ary indraindray dia manararaotra izany fahazokiny izany izy.Moa ve amin'ny mahazoky azy dia izay teneniny na diso aza dia ekena,na izy no mandidy ny fiainanao?Moa ve tsy maitsy ny tenin...
tohiny
novalian'i beloha2 ny 11/08/2007 01:11
niryna
(
27/07/2007 15:05)
Mahavaly ny soa ataon'ny olona anao ve ianao?
Manao ahoana daholo,ho antsika aty ivelany no tena hiantefan'ity,ho an'ny rehetra manao soa olona ka miandry valiny ihany koa no resahiko,ho an'izay olona nataon'ny olona soa ka tsy afaka na tsy namal...
tohiny
novalian'i Bola ny 28/06/2008 05:11
niryna
(
26/07/2007 05:52)
Ny tenin'Atra dia toy ny fitaratra.Ahoana izany?
Ny tenin'Atra dia toy ny fitaratra ,raha mamaky,mijery,mianatra ary mamerimberina ny teniny.Ny tenin'Atra no mampiseho antsika ny zavatra tsy mety ataontsika ary ny fampiasana azy sy ny fianarana azy ...
tohiny
novalian'i niryna ny 15/08/2007 12:49
niryna
(
24/07/2007 07:14)
Inona no atao hoe rahona/what is a cloud?
Nahatonga saina ahy androany raha sendra teny ambon'ny fiaramanidina aho.Fotsy be daholo izay jereko ary toa tsy mandeha izahay,toa tsy mihetsika.Tara ny fiainganay satria nisy orambe .Nandeha ihany a...
tohiny
novalian'i niryna ny 27/07/2007 22:01
niryna
(
24/07/2007 06:23)
Firenena aiza no misy matsilo- saina indrindra ny ankizy?
Mitovy ve ry ireto ny firenena raha resaka hoe intellingent izany no resahina?
Misy milaza mantsy fa hoe any Japon hono no tena mahay indrindra ny mpianatra.
Vokatry ny sakafo sa ny ora hianarana no...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 11/03/2014 07:07
niryna
(
24/07/2007 06:02)
Namana tahakan'ny ahoana no tianareo/tsy tianareo?
Sarotra hono no mahita namana tena azo antoka sy hamborahana ny alahelo sy ny fahoriana.Ataovy maro ny sakaiza fa iray ihany no itokio.
Ny namana tahaka ny ahoana no tianareo ho namana?
ary ny toetr...
tohiny
novalian'i niryna ny 04/08/2007 02:16
niryna
(
20/07/2007 05:26)
Tezera fa aza manota:voadaka ny alika!
Matetika rehefa misy mahatezitra ny sasany dia izay olona manakaiky na tandrifiny eo no mahazo(na teny maharary ,na felaka na daka ,na fahatezerana,eny fa na ny fihetsika ataony fotsiny aza, sns..)
...
tohiny
novalian'i Rasiligaoma ny 06/08/2007 05:23
niryna
(
20/07/2007 03:40)
Ianao ihany dia afaka mahafantatra azy!
Afaka mahafantatra olona hono isika ka ahoana tokoa izany? Mba afaka manome fanazavana ve ianao?
Ohatra:
1- Eo amin'ny fomba izay fiteninao miaraka amin'ny namanao.
2-Eo amin'ny fomba fampiasanao...
tohiny
novalian'i niryna ny 24/07/2007 05:43
