Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i niryna, milahatra araka ny daty
niryna ( 20/07/2007 03:18)
Alcoolisme:aretina hono fa tsy vazivazy!
Misy ny olona tia manala sorisory fotsiny dia misotro,misy indray tena mamolava ka mandry an-tantatra,mamono vady,miova toetra,manankorontana ny mpiara-belona aminy,mampijaly ny vady aman-janaka ka mi... tohiny
novalian'i niryna ny 08/08/2007 05:20
niryna ( 18/07/2007 05:22)
Nampanantena izy kanjo.. Satana sy demony ary devoly?
Napetrak'ity ray teo amin'ny fikorisana ity zanany lahy ka lasa izy tery ambany hitaty azy.Mandehana hoy izy fa ho tatazako ialahy,nomeny fanantenana ity zanany.Ity zaza lahy dia nino an-drainy ary fa... tohiny
novalian'i niryna ny 08/08/2007 05:45
niryna ( 15/07/2007 18:13)
Fianarana sy fialam-boly ary fialantsasatra any aminareo!
Miarahaba antsika rehetra indray aho. Mba mahaliana ahy ny fianarana sy ny fialam-boly ary ny fialantsasatra any amin'izay misy anareo any.Mba afaka mizara amin'ny namana ve ianareo sy ilay toerana ?... tohiny
niryna ( 15/07/2007 04:41)
L'independance de la France: 14 Juillet
Miarahaba an'ireo gasy ao France izahay amin'izao fetin'ny fahaleovantena izao. Ny aty aminay koa dia mankalaza ny fetin'ny frantsay isan-taona ka feno sakafo sy filalaovana ary feno frantsay ny toer... tohiny
novalian'i niryna ny 20/07/2007 03:01
niryna ( 13/07/2007 08:27)
Inona no mitranga rehefa maty ny olona?
Ny lainga nataon'i Satana voalohany indrindra tamin'i Eva dia ny hoe "tsy ho faty ianao"(Gen 3:4) Vovo-tany no namoroanan'i Jehovah Atra ny olona ,ary nofofoniny fofoanaina mahavelona ny vavorony ;di... tohiny
novalian'i niryna ny 05/01/2008 00:45
niryna ( 11/07/2007 06:33)
Aiza no ahitana fifaliana?
Raha asiana mifidy ianao,inona no manome anao fifaliana? fahasalamana, fahafahana,vola sa zavatra hafa? Raha mijery ny tarehintsika eo amin'ny fitaratra isika :Inona no tazantsika? moa ve mahita sori... tohiny
novalian'i boraingy ny 27/07/2007 16:18
niryna ( 10/07/2007 23:52)
Kankan'aina.
Efa nahita olona ve ianareo izay tsy mety matavy mihitsy kanefa tsy mitsahatra mihinan-kanina? Nilaza izy fa misy kankan'aina izany hono ka io kankana io hono no mihinana ny sakafo ao anaty kibony ar... tohiny
novalian'i Anjoanina ny 03/08/2007 18:00
niryna ( 06/07/2007 06:21)
Tsy mamela ny Ray satria tsy mamela aho!
Tsy mamela ny Ray satria tsy mamela ny fahavaloko aho(na ny olona manana ady amiko,na ny namana nivadika tamiko,na ny olona nandratra ny foko,na ny hafa nanao toetra tsy zaka,sns):cry: [i]..Fa rah... tohiny
novalian'i tslem ny 20/07/2007 08:59
niryna ( 01/07/2007 06:29)
Kristiana sa tsy kristiana no ho vonjenao?
Nisy fanontaniana ity nomen'ny olona ahy ka mba zaraiko amintsika rehetra eto. Raha manana namana ianao:ny iray kristiana,ny iray tsy kristiana. Samy sahirana be izy ireo ka mila vonjy.Ataovy hoe ar... tohiny
niryna ( 28/06/2007 17:36)
Ahoana no fankalazana ny fetim-pirenentsika tany aminareo?
Maro ny namana mipetraka hatraiza hatraiza.Mba manitikitika ahy raha mba mankalaza ny fetim-pirenena malagasy ny firenena hipetrahanareo.Ny ao dago moa dia nahafinaritra hono. Raha ny aty amerika ind... tohiny
novalian'i niryna ny 29/06/2007 04:47
niryna ( 28/06/2007 06:08)
Fahafahana(freedom):Afaka ny gadrako(....and free at last!)
Maro no fanangejana nihantra ity olona iray izay tsy inona akory fa fahabibiana,fahatezeran-dava ka niteraka fanimbana zavatra vokatr'izany,fo feno fankahalana,ary lolom-po sy famaliana faty. Vokatr'... tohiny
niryna ( 23/06/2007 17:24)
Torimaso:Fa nahoana no tsy maintsy matory?
Misy fanontaniana kely manitikitika ity.Na inona ataontsika,na aiza alehan-tsika ,rehefa tonga ny fotoana fahatoriana dia matory foana.Na mazava na maizina ny andro rehefa tonga ilay fotoana dia mator... tohiny
novalian'i marozevo ny 28/06/2007 09:37
niryna ( 20/06/2007 17:18)
Tsy mitovy ny fananarana sy ny fanasaziana.
Inona no atao hoe mananatra/na manome fehezan-tena(discipline) ary ny atao hoe manasazy(punishment)? Ahoana ny hevitrareo misy hitovizany ve ny mananatra ny ankizy sy ny manasazy azy? Amiko rehe... tohiny
novalian'i BRINAL ny 05/07/2007 14:18
niryna ( 20/06/2007 07:06)
Ny fijoroana vavolombelona no manome fanantenana ny hafa fa.
Rehefa tonga zanak'Andriamanitra isika noho ny fianoana an'i Kristy dia manana andraikitra ny hiteny amin'ny olona ny amin'i Kristy. Tsy misy zavatra tsara sy mahafinaritra ny mizara izany fitiavan'A... tohiny
novalian'i marozevo ny 14/07/2007 21:18
niryna ( 18/06/2007 17:44)
Ry dada malala,ry dada malala
Sao dia mba misy mahatadidy an'io hira io ianareo. Ry dada malala,ry dada malala. Misento ny foko,misento fa lavitra anao. Misaotra betsaka... tohiny
novalian'i kazanov ny 01/02/2016 08:52
niryna ( 17/06/2007 06:46)
Famonjena na salvation.
[i]Fa na iza na iza no ta hamonjy ny ainy,dia hahavery azy,ary na iza na iza no hahavery ny ainy noho ny amiko sy ny filazantsara dia hamonjy izany.Fa inona no soa azon'ny olona ,raha mahazo izao tont... tohiny
novalian'i niryna ny 12/07/2007 04:48
niryna ( 12/06/2007 17:13)
1-Roa minitra ihany a!......2- Vakio ny ato an-tsaiko!
1. Amin'ity indray mitoraka ity dia roa minitra ihany no anananao hamaliana ireto fanontaniana telo A,B,D ireto. A. Zarao 1/2 ny isa 24 ary ampio 16 avy eo.Firy ny valiny hitanao? B.Firy amin'ny... tohiny
novalian'i niryna ny 22/06/2007 20:20
niryna ( 12/06/2007 06:17)
Ny anjely
Ity misy tantara kely ho antsika rehetra na ny tanora na ny ankizy dia afaka zaraina ity:D Indray andro izay hono nisy zazakely miandry ny fahaterahany. Indray andro izy dia nanontany t@Atra. ... tohiny
novalian'i marozevo ny 22/06/2007 18:04
niryna ( 10/06/2007 23:32)
Antony:Tsy maheno ny olona fa variana rehefa anontaniana ..
Misy dinika manokana mikasika ny fanambadiana(niryna) no efa nandefasako an'ity,saingy mikasika ny fanambadiana ihany.Afaka mandray anjara na mametraka olana na vahaolana mikasika izany ao anaty dinik... tohiny
novalian'i niryna ny 14/06/2007 04:45
niryna ( 10/06/2007 23:10)
Ny mahazava doza ny gaz carbonique sy ny herin-jiro?
Efa fotoana mangatsiaka izao any dago ka mitaraina ny olona.Mibonoka bodofotsy sy manidy trano hoy ry zareo. Nahatsiaro ity tovolahy niasa tany ambanivohitra aho noho ny fahanginany dia noentiny ity... tohiny
novalian'i niryna ny 20/06/2007 04:49
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 2.7269