Ahoana no fankalazana ny fetim-pirenentsika tany aminareo?
1. niryna
(
28/06/2007 17:36)
Maro ny namana mipetraka hatraiza hatraiza.Mba manitikitika ahy raha mba mankalaza ny fetim-pirenena malagasy ny firenena hipetrahanareo.Ny ao dago moa dia nahafinaritra hono.
Raha ny aty amerika indray dia mifanaraka ny fetim-pirenena amerikana io ka matetika atambatra ny fankalazanay azy(26 juin sy 4 Juillet)
Tonga daholo izay manomboninahitra eo an-toerana manatrika ny fetim-pirenena.Aroso ny fivavahana,ny hiran'ny fahaleovan-tena,ary ny ny hira fahatsiarovana ny 29 mars(Zanahary o tahio ny tanindrazanay)
Manomboka ny fitenenan'ireo manampahefana dia mandeha amin'izay ny lanonana.Ny sakafo sy ny hafindrafindrao ary ny hira eny anelanelany.
Ny anareo ahoana raha misy fankalazana?

novalian'i niryna ny 29/06/2007 04:47
2. xxx
(
28/06/2007 17:41)
fanitsiana kely ho an'i niryna: Tsy hiran'ny 29 Mars izany io hira nosoratanao io.
3. pissoa
(
28/06/2007 17:49)
:-D:-D:-D
taty aminay nisy fankalazana (tany Pretoria mantsy e ) fa za tsy nandeha :-D
dia amin'ny 30 Jiona koa mbola hisy fihaonan'ny gasy ao amin'ny ambasady (any Pretoria koa) fa za koa toa mbola tsy ho afaka njay ^^:-D

4. niryna
(
29/06/2007 04:42)
xxx:
fanitsiana kely ho an'i niryna: Tsy hiran'ny 29 Mars izany io hira nosoratanao io.
Misaotra betsaka nanitsy ilay hira.Madagasikara tanindrazanay,tany sarobidy masina tokoa. No izy.
5. niryna
(
29/06/2007 04:43)
pissoa:
:-D:-D:-D
taty aminay nisy fankalazana (tany Pretoria mantsy e ) fa za tsy nandeha :-D
dia amin'ny 30 Jiona koa mbola hisy fihaonan'ny gasy ao amin'ny ambasady (any Pretoria koa) fa za koa toa mbola tsy ho afaka njay ^^:-D
Mampalahelo izany indry tsy mba afaka.
6. niryna
(
29/06/2007 04:47)
Dia avy eo indray manao picnic miaraka ny mpiara-miangona rehefa avy miangona ka mihira ny hiram-pirenena malagasy sy ny an'ny amerikana.Mitondra sakafo izay avy any amin'ny fihaviany daholo ny olona.Ary tsy maitsy misy mahandro ravototo sy henakisoa, vaonjobory,lasary karoty,lasary voatabia ary ny saika masika tsy adino.Ny samosa sy ny nem ary ny mofo akondro sy ny mofo koba.