Liste des messages

Liste des messages, inserés par niryna, par ordre de date
niryna ( 04/05/2007 06:05)
Zava-doza 10 mety ateraky ny alikaola(alcohol) raha betsaka
Ny zavatra rehetra dia samy ratsy avokoa rehefa diso betsaka sy tsy voatandrina.Anisany iray amin'izany ny zava-pisotro misy alcohol. Tena tsy mety afaka amin'io mihitsy izahay hoy ny olona efa zatra... suite
répondu par niryna le 16/05/2007 17:57
niryna ( 03/05/2007 05:46)
Isan'andro dia fetin'i neny na mama.
Isan'andro isika dia tokony hisaotra ireo rar nahitana masoandro indrindra ny reny.Raha tsy manana intsony moa ianao dia ho fahatsiarovana ho azy sisa soratana fa vao maika ary ho faly ianao ahatsiay ... suite
répondu par sympa le 11/05/2007 17:02
niryna ( 01/05/2007 12:13)
Inona no ho entiko manantona an'i Jehovah???
Raha hanantona Azy izaho sy ianao, inona no hoentiko eo aminy? fanatitra? vola aman-karena ? ny fahafolon-karen-ko? Inona re no fankasitrahana velona sy tiany ary ekeny e?:roll::idea: Moa ve ho s... suite
répondu par veromahefa le 12/05/2007 16:02
niryna ( 01/05/2007 06:01)
Fahatokiana(confidence).Secrets fito tsara amin'izany.
Mety maro ny zavatra nianjady tamin'ny olona na ny fahazazany izany na ny fahatanorany ka mety mahatonga azy tsy nanana fahatokiana (lack of confidence) na mihevitra ny tenany ho latsa-danja(worthless... suite
répondu par firavaka2007 le 14/06/2007 13:55
niryna ( 28/04/2007 03:13)
Marina ve izany?Tsy dia hoe fahazaran-dratsy ilay izy fa ..
Misy milaza fa tsy dia hoe fahazaran-dratsy ny fisotroana toaka aty amintsika fa mba mampiseho fotsiny ny tovolahy hoe mahatakatra izahay fa sao heverin'ilay hoe tsy misy atokona?... suite
répondu par niryna le 30/04/2007 04:20
niryna ( 28/04/2007 00:26)
Miaramila tsaran'i Kristy ???
2Tim2:3 [i]Miaraha miaritra ny mafy amiko ianao tahaka ny miaramila tsaran'i kristy Jesosy.[/i] Inona no hevitra fonosin'io fehiteny io?... suite
répondu par niryna le 02/05/2007 06:29
niryna ( 27/04/2007 19:32)
Misy zavatra enina mety hanala ny adi-tsaina isan-karazany .
Six tips to reduce stress!!! Rehefa tsy voavaha ny olana sy ny disadisa isan-karazany dia mety hiteraka tsy fahampi-torimaso sy mety hiafara ny aretina sy tsy fahasalaman'ny vatana maro samihafa i... suite
répondu par linarako2 le 31/05/2007 12:48
niryna ( 26/04/2007 14:08)
Omeo porofo.. ny tena marina dia efa fantatrao saingy...
Mahavariana ahy indraindray ny resaka ato fa mila porofo foana ny olona.Amiko ny tena tiana ho fantatra dia efa mahalala ilay porofo ilay olona matoa izy mitady ilay sary tsy misy porofo:roll:Mpaka sa... suite
répondu par niryna le 03/05/2007 04:51
niryna ( 26/04/2007 06:59)
Nisy fihovana ve gasikara?
Miarahaba antsika rehetra indray aho.Andro tsara no nitsidihako an'i dago na dia efa vonona ny ho kotsan'ny orana aza aho.Tsy nisy intsony ny orana nandritra ny iray volana.Izao vao nisy orana indray ... suite
répondu par niryna le 12/05/2007 06:40
niryna ( 26/04/2007 06:30)
Fa maninona ny olona no mandositra Azy?
Kanefa Izy no mpanavotra, mpampahery,mpiaro, mpamonjy,mpanasitrana ahy.Tsy misy toerana hafa ahafahako miafina aminy ka tsy hitondrako fahoriana. Izy no manafaka ahy rehefa sendra onja-mahery aho.Iz... suite
répondu par tsiafoi1 le 30/04/2007 12:35
niryna ( 25/04/2007 11:53)
Iza no mpanasitrana ary iza no sitranina?
Raha resaka fanasitrana marary na ara-batana na ara-tsaina dia samy mahalala izany isika.Ity resaka ity indray anefa dia resaka ara-panahy no tiako tenenina eto.Maro ny aretina izay mety tsy ho vitan'... suite
répondu par niryna le 28/04/2007 03:56
niryna ( 25/04/2007 11:24)
Tery ny foko.Inona no antony?
Maro no olana mitranga amin'ny olona ary misy mahay mamaha ny olana,misy tsy mahita vahaolana.Dinika tamin'ny tanora ity ka inona no antony mety mahatery ny fon'ny tanora hoy ianareo? Mba valio ary k... suite
répondu par niryna le 19/05/2007 06:10
niryna ( 25/04/2007 10:52)
Dinika tamin'ny tanora. Mba omeo fampaherezana izahay.
Rehefa nandalo teto dago aho dia nanana hetaheta ny hitoriteny sy hampianatra ary hifampizara ny zava-misy mahazo ny tanora.Hisaorako ny Tompo izany fa tsy vitan'ny fitorianteny sy ny fanavotana ny fa... suite
répondu par niryna le 04/05/2007 06:06
niryna ( 04/04/2007 16:08)
Tonga amin'izany tanana ry ireto aho.
Manao ahoana daholo isika rehetra.Malahelo anareo aho saingy variana amin'ny fitsangatsanganana aiza ianareo no ho hitako? ahoana ihany ny fotoana eto dago? Sabotsy 14 Avril 2007 no mety ho tsara dia... suite
répondu par tisera le 13/04/2007 06:21
niryna ( 22/03/2007 15:08)
Mahita toerana tsara hotsidihana ve ianareo /Dago?
Manao ahoana daholo ianareo rehetra.Misaotra antsika rehetra aho tamin'ny fiarahana eto amin'ny serasera.Tohizo hatrany fa tsy hanenenanao ny mandany andro ato rehefa mifanaraka ny tianao sy hanampian... suite
répondu par dadie le 27/03/2007 09:09
niryna ( 21/03/2007 15:12)
Raha tsy tonga any mihitsy ny filazantsara dia ahoana?
Efa miely erak'izao tontolo izao ny fitoriana ny filazan-tsara ary Jesosy mihitsy no nanambara fa mihoatra ny zavatra hataony no hataon'ireo izay mino azy.Ny fiheverako izany dia tsy voatery mandeha l... suite
répondu par Zina le 23/03/2007 18:17
niryna ( 21/03/2007 13:24)
Mifanoratra/mifanome oroka/misangisangy/sera2!
Ahoana tokony ry ireto ny ao an-tsainareo na ny tena marina hoe ahoana no hieritreretanareo isaky ny mifanoratra isika(ianao/ny hafa/izaho) ato dia ahoana ilay olona azonao veroka hoe io ranonana ,... suite
répondu par dadie le 27/03/2007 13:38
niryna ( 20/03/2007 14:11)
Vavolombelona/tsy mpino/Andriamanitra?
Maro ny resaka mifanjevo ato mikasika ny misy Atra ,tsy misy Izy.Omeo porofo ny tsy fisiany.Tsy resaka sy fifamaliana fotsiny no tena tanjona eto fa ny hanampy ny namana tsy mahalala na mbola tsy te-h... suite
répondu par diamondra27 le 08/04/2007 21:48
niryna ( 20/03/2007 05:25)
Ny tombo-tsoa mety ho azo amin'ny fihomehezana. !!!
Rehefa natao ny fandinihina dia mahatratra hatramin'ny efa-jato isa hono ny zaza no mihomehy ao anaty indray andro ary ny lehibe kosa dia manao tsiki-vendrana eo amin'ny dimy ambin'ny folo eo ho eo.Ts... suite
répondu par niryna le 23/03/2007 15:23
niryna ( 19/03/2007 15:15)
Batisa @ rano/Batisa @ Fanahy Masina???
Mba misy afaka ny hanaza ny namana ve eto ny maha samy faha ireo na mifanampy ireo na hoe iza no atao batisa amin'ny rano ary ahoana indray ilay batisa amin'ny fanahy masina? (l)niryna... suite
répondu par Zina le 21/03/2007 17:02
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.9832