Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i lema, milahatra araka ny daty
lema ( 21/07/2004 19:22)
fitiavana be
matetika dia mifanaratsy sy mifaneso ny vhv sy ny lhl ato @ forum fa androny kosa dé samy hiteny hiafanatsara tsika, ny lhl miteny ny zavatra tsara hitany ao @ vhv ary ny vhv kosa miteny ny zvt tsara... tohiny
novalian'i fijo ny 12/08/2004 20:31
lema ( 21/07/2004 11:37)
inona marina...........
inona marina mou ny vokadratsin'ny fampirafesana? ary inona ny vokatra tsara azo aminy?... tohiny
novalian'i fijo ny 12/08/2004 20:36
lema ( 12/07/2004 12:07)
tantara ratsy
tantarao eto ny tantara mpitiavana ratsy ndrindra niainanao,mandratra fo reny,zay tsy adinonao.... tohiny
novalian'i fijo ny 12/08/2004 20:44
lema ( 12/07/2004 12:00)
la jalousie est une preuve d'amour
ny fahasarotam-piaro dia porofom-pitiavana. inn no evitrareo @ zany... tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2004 21:32
lema ( 08/07/2004 14:40)
lhl lesy ka lhl ihany
ny lehilahy hono tsy mba ratsy. ahona ny hevitry ny sipa amizany?... tohiny
novalian'i mimich ny 19/07/2004 07:24
lema ( 07/07/2004 14:40)
fitiavana daholo zany
iza no efa raiki-pitia t@ vadin'olona na efa niaraka mihitsy ? za oua misy sipa efa manana zanaka sy manambady te hiaraka amiko. inn no fika amizany kay? za zokiko 15 ans lé sipa nefa zay samy sim... tohiny
novalian'i ramaso ny 01/11/2004 22:06
lema ( 03/07/2004 10:28)
nga mou tsy maintsy..........
nga mou rehefa miaraka dé tsy maintsy hoe hivady. tsy mety ve ra hoe resahana hoe miaraka fotsiny tsika fa tsika tsy hivady zany. ny sipa mantsy no tena tsy mahatanty an'io kozy io.... tohiny
novalian'i fijo ny 17/08/2004 22:08
lema ( 02/07/2004 13:38)
tiko énao
matetika dia tsy mitovy ny fomba fandraisan'ny olona miteny sy ny olona tenenina zany hoe "tiko énao" ho anao indray inn no ao an tsainao raha miteny. ary inn ndray raha misy miteny. ampy ho ana... tohiny
novalian'i fijo ny 12/08/2004 20:54
lema ( 25/06/2004 07:07)
anatra sy toro hevitra
inona no anatra sy toro evitra ifanampiantsika mba isorohana ny ady lava sy korontana ao @ mpifankatia na tonkatrano ka mahatonga ny fisarahana.... tohiny
novalian'i kitjo ny 10/07/2004 16:42
lema ( 17/05/2004 19:17)
afa ihany ialy voalohany
ahona ny fandraisanareo zany premier amour nareo zany tsy maintsy ho tinareo be v le izy sa tsy ho dinonareo fotsiny,misy mantsy izy reny vita par accidents... tohiny
novalian'i booboo ny 14/08/2004 10:00
lema ( 05/05/2004 11:58)
tantara tsy adino
azonao tantarain ve ny fomba nahazakanao ny sipanao (grand A)izay tsy adinonao de ahona ny fomba nanekeny... tohiny
lema ( 24/03/2004 14:27)
sexy girl
nareo ve mba tia manao sexy rehefa mampiaraka dé tsy mikozy vé le bandy hoe mba manaja tena e!!!... tohiny
novalian'i fijo ny 21/04/2004 22:48
lema ( 23/03/2004 15:46)
tokony ho saro-piaro ve
atraiza ny fetran'ny fahasarota-piaro eo @ anabavy za dé tsy mba saropiaro t@ anabaviko mihitsy fa tsy aiko... tohiny
lema ( 18/03/2004 13:50)
famaritana
ahoana ny famaritanareo vhv zany hoe lhl mahay mirevy zany: mahay mandambolambo ve mahay mitsaokalentika ve mahay mampifila ve sa inona mitsy e........... tohiny
novalian'i fijo ny 05/04/2004 22:37
lema ( 18/03/2004 13:34)
vehivavy hono ka hoe
"ny vehivavy no fototry ny ratsy rehetra" manaiky an'izany ve nareo?... tohiny
novalian'i ramaso ny 04/04/2004 03:49
lema ( 18/03/2004 13:26)
tsy mety afa-po
fa ny ankamaroan'ny sipa tena tsy mety ho afa-po mihintsy an efa atao daholo zay rehetra mety ampifaly anareo fa nareo tena mahay mila vaniny mihitsy,oh:mba mitodika kely énao dé ozy ny sipa hoe fa ... tohiny
novalian'i fijo ny 05/04/2004 22:38
lema ( 11/03/2004 12:41)
fille facile
misy ireo zatovo vavy izay mora kotina sy mora asina tokoa, misy ny milaza azy hoe maivan-doha misy koa anefa milaza zavatra hafa,ary samy manana ny fijeriny daholo isika rehetra fa ny fahafataran'ny ... tohiny
novalian'i fijo ny 19/04/2004 21:20
lema ( 14/02/2004 13:44)
tsy tantiko
inona no tsy tantinao indrindra ra toa ny vadinao no :mamolava, mpiloka,tia vehivavy,sa izy mankany à mamany foana............sa inona no tena mampiady matetika ao @ couple ao... tohiny
novalian'i fijo ny 13/04/2004 22:15
lema ( 14/02/2004 12:54)
kilalaom-pitivana
afaka amoronana fitiavana ve ityt "forum" ity. mila misoratra anarana zay te amirona ny fitiavany ato ary tsy misy resaka atao privé fa ny bandy sy ny sipa ny forum no mitsara.... tohiny
lema ( 07/02/2004 14:58)
mila mandinika ve sa ...........
rehefa miaraka @ na sipa énao dé elaela lou izy zay vo manao. inona no conditions tadiavinareo zay nareo vo mety manaohoe :hoe tena tia anareo ve lé bandy sa........ ary nareo ve mahavita manao @... tohiny
novalian'i fijo ny 30/03/2004 09:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1045