Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i lema, milahatra araka ny daty
lema ( 06/02/2004 15:43)
l'amour et l'interet
tsy hoe tiko be izy dé ho vadiko fa ilaiko mba fantarina kou ny mombamomba azy rehetra aloan'ny idirako... tohiny
lema ( 06/02/2004 14:59)
fitiavana mirindra
"zay tia anao hiarahana fa tsy zay tinao "... tohiny
novalian'i fijo ny 25/02/2004 09:51
lema ( 06/02/2004 14:57)
fialam-boly
ny fampirafesana dia anisan'ny fialam-boly mahafinaritra ho an'ny sasany... tohiny
novalian'i fijo ny 05/03/2004 11:35
lema ( 05/02/2004 14:42)
mba ho fiainana feno fitiavana
inona ny zavatra tokony sy tsy tokony atao mba ampaharitra ny fitiavana.fifanajana ve,fifampitokisana,fifanampiana,fandeferana,sns..................... tohiny
novalian'i fijo ny 25/02/2004 11:47
lema ( 05/02/2004 13:46)
faharetana
ny bandy dé mahavita tsy miaraka @ vehivavy mandritra ny 2 taona mba firy kosa ary ny anareo vhv... tohiny
novalian'i fijo ny 11/03/2004 09:46
lema ( 05/02/2004 13:42)
fandrobaka
ny lehiahy dia miteny hoe tsara ny sipa mipetrapetraka nefa any @ ilay sipa pelipelika reny foana no ifandrombahana sy iadivana plus elle est conne plus elle est bonne in no evitrareo amizany... tohiny
novalian'i kitjo ny 01/04/2004 16:09
lema ( 03/02/2004 10:41)
revy sa ditra
betsaka tokoa ireo "cousin" sy "cousine" no miaraka ary rehefa anotaniana izy reo dia mamaly hoe "azoko asiana fa tsy azoko alaina vady"inona ny evitrareo @ zany?... tohiny
novalian'i fijo ny 27/02/2004 20:25
lema ( 02/02/2004 09:39)
bandy tsy afaka
raha mitaraina ny sipa hoe "ny namanao mikitikitika ahy"inona no tokony ho atao... tohiny
novalian'i fijo ny 12/02/2004 09:36
lema ( 02/02/2004 09:36)
miady bandy
fantatrao t@ namanao fa ny sipa nao dé miaraka @ namanao akaiky, inona no ataonao?... tohiny
novalian'i fijo ny 04/03/2004 10:23
lema ( 31/01/2004 15:30)
sipa gasy
mahafinaritra tokoa ny miaraka @ sipa gasy be fitiavana no be fandeferana no mahari-pery ,mahakarakara,sns............nefa hoy ny ohabolana manao hoe "c bien mè c pas une qualité"lasa manararaotra d... tohiny
novalian'i fijo ny 18/02/2004 09:12
lema ( 31/01/2004 13:14)
fahasambarana
fa ao @ fitiavana ihany ve no ahitana fahasambarana sa mbola misy any ambadimbadika any?... tohiny
lema ( 29/01/2004 11:38)
tratrako
tratranao nampirafy ny vadinao na ny sipanao inona no fanapahankevitra ho raisinao... tohiny
lema ( 23/01/2004 13:02)
safidiko
raha iaraka @ na bandy énao dé inona no tena ambony indrindra aminao:ny volany ve;ny toetrany ve sa ny bogositeany sa inona no mba tadiavinao............raha toetra dia toetra ohatran'ny ahoana? rah... tohiny
novalian'i fijo ny 03/02/2004 19:13
lema ( 23/01/2004 12:59)
safidiko
inona no tsara miaraka @ sipa tsara toetra ve sa tsara tarehy.... tohiny
novalian'i mamikely ny 07/04/2004 09:39
lema ( 17/01/2004 13:07)
porofom-pitiavana
inona no anaporofoana @ olona ray fa tia azy énao.misy mantsy olona tsy mety mino mitsy hoe tia azy énao.... tohiny
novalian'i fijo ny 12/02/2004 11:06
lema ( 16/01/2004 11:51)
rahara tadiavina
betsaka ny sipa mitaraina fa napijaliana bandy,rehefa dinihina anefa dé tsy misy mampijaly azy fa ry zareo no mampijaly tena... tohiny
novalian'i fijo ny 03/02/2004 19:18
lema ( 16/01/2004 11:34)
sary indray mipika
fitantarana ny resaka fitiavana mety ho maha liana na mampiomehy na ireo tanatara tsy pitranaga isanandro.mazoto mitatantara ary e!... tohiny
novalian'i fijo ny 12/02/2004 11:07
lema ( 14/01/2004 14:13)
fitiavana hafa kely
mba misy fahasarota-piaro ve ao@ ndry zareo homo,ary mba misy virj zany ko ve ny ao @pelaka ao mety itsiriritra bandy virj ve ry zalahy ireny... tohiny
novalian'i fijo ny 23/01/2004 10:14
lema ( 08/01/2004 13:43)
tapo-ketsa
misy sipa be tapony ary misy ndray le fisaka iza @ireo ary no tena mahafinaritra misy koa ny be molotra misy koa ny kely mahaiza misafidy ry zalahy ... tohiny
novalian'i fijo ny 14/04/2004 21:27
lema ( 01/01/2004 16:50)
"tsy ampy tsy lany......
tena mba tsy azoko ry zalahy fa misy bandy efa manambady na manana sipa dé mbola manenjika makorely ihany.sa zay ve lé hoe "tsy ampy tsy lany ohatran'ny vady ao an-trano"... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0334