Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i lema, milahatra araka ny daty
lema ( 28/10/2009 17:30)
tsa tsiou
sao mba misy mahay ny fanaovana ireny tsa tsiou reny lé" henan-kisoa amidy eny @ sinoa reny mamy masira"... tohiny
novalian'i riah ny 30/10/2009 09:21
lema ( 27/05/2009 17:37)
ravalo manana
mba tanisao ze mahalala ny harena an'i ravalo hazony sy ny halatra nataony teo @ fitondrana mba ho hitan'ireo zé mbola miaro azy ny zavatra tsy mety nataony... tohiny
novalian'i xxx ny 28/05/2009 06:25
lema ( 17/05/2009 20:00)
saucisse
ahona ny fanaovana saucisse pur porc sy saucisse hena omby?... tohiny
novalian'i Ratoa ny 20/08/2009 14:56
lema ( 04/04/2009 21:18)
departement française
ny hetrao ra averina omena ny frantsay i mdagasikara... tohiny
novalian'i xxx ny 05/04/2009 19:43
lema ( 06/12/2006 16:51)
tsy adinoko
mba tantarao eo hoe ny fahatsiarovana tsara sy ratsy teo amin'ny fitiavanao... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/12/2006 06:48
lema ( 08/10/2005 13:13)
mifameno
mety ve ny fitiavana tsisy firaisana na ny firaisana tsisy fitiavana... tohiny
lema ( 08/10/2005 13:11)
tsy fahadisoana ny fampirafesana
fantatra fa tsy misy olona manana ny ampy ka zany no mahatonga ny olona mampirafy satria tsy feno ny olona miaraka aminy ary tsy adisony zany fa tsy maintsy afeniny nefa fa misy ny tsy mahatanty... tohiny
novalian'i hesham ny 10/11/2005 03:25
lema ( 11/02/2005 16:13)
omeo hevitra
inn no tokony ho ataona tsy manana valentin sy valentine... tohiny
novalian'i fijo ny 24/02/2005 22:35
lema ( 11/12/2004 11:37)
fitiavana marina
misy marina ve ny fitiavana marina? amiko alou dé tsy misy,fa ny olona rehetra toa solafaka kely daholo,misy ny miteny ,misy koa anefa ny tsy mivaky,fa samy efa nampirafy kely daholo,na nitsiriritra... tohiny
novalian'i fijo ny 24/02/2005 22:55
lema ( 01/12/2004 19:14)
ny fitiavana sy ny vola
mety mampitombo na mampiena ny fitiavana ve ny fisiana na tsy fisian\'ny vola ao an-trano na @ couple. fa ny fantatra alou dé ny vola foana hatramin\'izao nbo mahery nohon\'ny fitiavana e!... tohiny
lema ( 30/11/2004 16:22)
ampianaro
ahona kay ry reto ny fanaovana \"tsa-siu\",\"canard laqué\",sy sakafo sinoa reny e!... tohiny
novalian'i fijo ny 08/12/2004 23:44
lema ( 29/11/2004 10:06)
ny fahadisoanay
inona ny famaizana tsara indrindra raha nanao fahadisoana taminao ny olon-tianao ka tsy maintsy ho faizina kely.... tohiny
novalian'i pitchou ny 25/02/2005 19:37
lema ( 20/11/2004 21:47)
fitiavana tsara rindra
inona ny metimety: miaraka @ namana efa mifankalala toetra tsara ve sa miaraka @ olona vaovao mbola tsy fantatra mihintsy dé ao no mifankalala?... tohiny
novalian'i fijo ny 21/02/2005 23:12
lema ( 11/11/2004 21:20)
ny fitiavana teo @ malagasy
samy mba miteny izay ohabolam-pitiavana fantany dé mba azvaina tsotsotra mba ho azon\'ny rehetra ny dikany raha tsy vita de afaka azavain\'ny sasany.... tohiny
novalian'i fijo ny 13/12/2004 23:18
lema ( 25/08/2004 17:23)
sazy
misy mahafantatra ve ny sazy azon'ireo efa ni-cland ka tratra?... tohiny
novalian'i ludo ny 26/08/2004 22:14
lema ( 17/08/2004 13:00)
tonkatrano
iza kay no tokony itantana ny vola ao ary ahona no fomba itantanana azy.... tohiny
novalian'i fijo ny 24/08/2004 19:31
lema ( 06/08/2004 09:02)
un bon joueur
raha ny tokony ho marina dé avy any @ vhv foana ny fisarahana fa ny lhl tsy hiteny mintsy hoe ndao isaraka fa satriny hono anana1 isam-pokotany fa ny lhl sarim-bavy hono no miteny hoe ndao isaraka,an... tohiny
novalian'i fijo ny 09/02/2005 22:33
lema ( 30/07/2004 19:59)
fa maninn
rehefa miditra ato @ forum raha iova lohahevitra na mampiditra lohahevitra dé lasa mampiditra login sy pass foana fa maninn kay?... tohiny
novalian'i ramoul ny 01/08/2004 17:59
lema ( 30/07/2004 19:28)
tsara atao namana
misy olona mahafinaritra be mihintsy ao @ groupe-na namana mahay miaina miramirana lalandava mahafinaritra tanteraka ny toetrany dé roboka énao iaraka aminy,fa rehefa miaraka aminy kosa dé ny mifan... tohiny
novalian'i fijo ny 16/08/2004 20:52
lema ( 30/07/2004 19:23)
mahay miala
misy ny fifankatiavana ary misy kou ny fisarahana aorian\'ny fisarahana anefa dia matetika lasa mpifahavalo ny olon-droa ka inn ary no evitra mba ampilay ny fisarahana. misy olona -tonga dé mitsot... tohiny
novalian'i fijo ny 16/08/2004 20:53
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0338