Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i soanja, milahatra araka ny daty
soanja
(
31/03/2007 02:25)
Manina
Mba omeo hevitra anie hoe inona avy ny fomba atao mba hanalana ireny hangomana ireny. Zany hoe lasa ilay olon-tiana de malahelo be eo tsy hita izay hafitsoka fa na hihinan-kanina aza dia aleo tsy mihi...
tohiny
novalian'i soanja ny 18/04/2007 14:37
soanja
(
29/03/2007 17:56)
Ndao horesahina de ailika
Mieritreritra aho hoe tokony ho tanisana eto hoe inona avy ireo topics na size tena mampanasa vangy eto na hoe ifamaliana tena tsy misy indra-fo eto.
De avy eo ailika raha vitantsika manao izany: ...
tohiny
novalian'i soanja ny 30/03/2007 23:59
soanja
(
28/03/2007 06:02)
vorivorin-kena na garadobo
Tsy manezana akory aho na ahoana fa dia sambany aho androany hatramin'izay nahatongavako taty fa tena noana garadobo le fahandro any Dago le mainty sy be menaka ireny.
Ireny ve mba misy mivarotra at...
tohiny
novalian'i bilakarenjy ny 10/04/2007 21:42
soanja
(
26/03/2007 00:13)
JJR
Hoy i JJ Rousseau:
" Teraka Olon'Afaka ny olombelona nefa n'aiza n'aiza izy dia voarohy sy voageja." Ekenao ve? ...
tohiny
novalian'i cutie ny 02/04/2007 03:14
soanja
(
23/03/2007 18:33)
Vidin-tsakafo any Dago
Azafady indrindra mba raha mba misy afaka manome ahy ny vidin'ireto dia ho faly tokoa aho. Ny vidiny amin'izao an.
-Omby iray velona.
-Henomby 1 kg
-Misy mivarotra tonga de kitoza ve? ohatrinona ny...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/03/2007 05:32
soanja
(
22/03/2007 00:14)
ny siansa
"Hatramin'izay dia nisy ny aizina sy ny alina. De hoy Andriamanitra hoe Misia i Newton, de nisy ny mazava".
Ekenao ve io sa tsia?...
tohiny
novalian'i soanja ny 01/04/2007 00:28
soanja
(
20/03/2007 16:49)
Rehafa mihaona/Misy fihaonana
Hono hoa nareo le mila hifandramatra eto amin'ny serasera ireo. Na aleo ataoko hoe isika e.
Rehefa mihaona na misy fihaonana mba ahoana. Samy milaza ny ps-ny ve sa tonga de le tena anarana dia samy m...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 26/03/2007 14:12
soanja
(
20/03/2007 05:05)
Fanampiana tra-boina?
Hello, Inona no mba azontsika atao miaraka mba hanampiana ny tra-boina any Mada noho izao fandalovan'ny rivodoza izao?
Misaotra indrindra.
PS: Raha menamenatra ianao manoratra ny hevitrao eto dia v...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 06:58
soanja
(
18/03/2007 14:52)
dim sun
Misy mahay manamboatra ireny dim san sinoa ireny ve azafady? Mila vidiana sa amboarina ny fonosany? Ilay makamba no tiako. Misaotra o. ...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 22/03/2007 08:18
soanja
(
18/03/2007 14:29)
Ny fiteny mandreraka ny sofiko.
Tamzah mbola tanora zany dia miresaka eny ny zatovo de hoe: "Efa nomeko ny AZA MANADINO iny" mantsy izay sipa efa niarahany tany. De gaga aho hoe fa maninona ary ny bandy miteny tahak'izany. Sao de mb...
tohiny
novalian'i luciana5 ny 21/03/2007 00:39
soanja
(
17/03/2007 00:13)
Momba ny points tsy miakatra.
Manana namana izay aho ato dia nitaraina taty amiko izy fa tsy mety miakatra mihitsy hono ny points-ny nefa izy manoratra foana ao amin'ny mail. Ka asa hono sao misy fiangarana fa izy tsy sahy manorat...
tohiny
novalian'i karinah ny 19/03/2007 15:16
soanja
(
15/03/2007 15:41)
Alika mihinana mofo.
Mahagaga ahy ilay fomba fiteninay tany ambanivohitra lavitra be zay hoe :"Alika mihinana mofo rea!" rehefa mahita sipa manja be miaraka amin'ny bandy heverin'ny rehetra fa ratsy tarehy na tsy bogosy. ...
tohiny
novalian'i soanja ny 21/03/2007 04:27
soanja
(
15/03/2007 01:20)
Zavatra manafitohina.
Hono hoy aho, inona avy ny zavatra tena manafitohana anao rehefa misy fivoriana na olona be dia be tafavory eo . Fihetsik'olona na tenin'olona na zavatra hafa no tiako resahina.
Ohatra ny ahy dia ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/03/2007 21:15
soanja
(
12/03/2007 10:45)
Minoa fotsiny ihany!
Ahoana ny fametrahanao an'io amin'ny fiainanao? Mino ve ianao fa marina io? Misaotra mialoha. ...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/03/2007 23:42
soanja
(
11/03/2007 15:12)
vary fonosina ravim-boaloboka -sakafo grika.
Mba matsiro eky zalahy io vary nofonosina ravimboaloboka io. Sao mba misy mahalala ny tena fandrahoana azy azafady. Misaotra mialoha. ...
tohiny
novalian'i cutie ny 16/03/2007 19:51
soanja
(
06/03/2007 16:50)
I Fiffi
Miala tsiny fa tsy mba fanaoko ny manao toy izao saingy tiako mba hampitaina amin'ny rehetra ny fomba fisainako. Rehefa nandinika elabe zah dia nahatsapa fa midera an'i Fiffi aho amin'ny fomba famoaha...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/03/2007 08:01
soanja
(
04/03/2007 17:16)
Ilay Satana
Nohon'ny fitakiana tsapako ao anaty dia nanapakevitra aho hamoaka eto ny atao hoe SATANA na asan'ny satana amiko. Izany hoe OTA amiko.
- Ny filazana fa izy dia Ambony noho ilay Andriamanitra namoron...
tohiny
novalian'i niryna ny 16/03/2007 06:38
soanja
(
25/02/2007 05:54)
Resaka fangalarana
Hono hoy aho raha ohatra ve ka misy olona iray manana paiso sy paoma ary voankazo be de be ao an-tokotaniny, de masaka be ireo nefa tsy hohaniny fa jereny fotsiny ary lo ampitoerana eo satria izy tsy ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/03/2007 07:48
soanja
(
23/02/2007 03:37)
Artisao
Ny artisao: Kay tena matsiro be izy ireny. Zah mantsy mbola tsy nihinana an'ireny mihitsy raha tsy vao haingana. Fa lasa tena tia be anle izy zah. Nihevitra foana aho fa fikikisana lavareny mandany ni...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/03/2007 06:15
soanja
(
14/02/2007 04:13)
Tena tsy nampoiziko.
Tena variana de variana ny tenako mamaky ny tantaran'ny razantsika fa de sanatria ve ka nihinam-paty ny razantsika tamin'izany fotoana izany.
Azafady izay mahalala mba omeo fanazavana kely re.
...
tohiny
novalian'i bazylou ny 07/05/2007 21:45
