Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i soanja, milahatra araka ny daty
soanja ( 26/05/2006 02:06)
Hanampy article ao amin'ilay wikianja?
Hery o, ahoana kay ny fomba fanampiana article ao amin'ily wikianja fa tsy mety hitako mihitsy ny fika fidirana amin'ny editer. Mahazo an'ilay hoe miverena amin'ny pejy iny foana aho. Azafady mba ampi... tohiny
novalian'i soanja ny 26/05/2006 11:17
soanja ( 26/05/2006 01:59)
critical thinking
Maninona isika any Madagasikara tsy mba nampianariny an'ilay "critical thinking" rehefa mianatra fa toa lesona par coeur fotsiny nefa tsy ilaina ilay izy rehefa tonga aty an-dafy, fa raha vao ilay nom... tohiny
novalian'i rapala ny 09/06/2006 06:11
soanja ( 25/05/2006 22:49)
CACHE
Nisy an'izay film frantsay izay nojereko (Caché) fa tena tsy voako. Efa mba nisy nahita an'io ve? Ny film frantsay aloha dia mampihaiky ahy fa vita amin'ny tsy ampoizina foana. Ary mety izay angamba ... tohiny
soanja ( 22/05/2006 23:34)
Ra8 mbola izy sa tsy izy intsony eo amin'ny fitondrana.
Inona avy ny zavatra tokony harenina na atsaraina na tsy ampy amin'ity fitondran-dra8 ity mba ahafahan'ireo izay mihevitra te hifidy azy hosaintsainina na ho possible ilay izy na tsia sa tokony hierit... tohiny
novalian'i marozevo ny 07/06/2006 20:18
soanja ( 22/05/2006 23:28)
Fampijaliana vehivavy ve ny porno?
Asa ianareo fa izaho rehefa mijery ireny porno ireny dia toa mahatsapa foana hoe fampijaliana vehivavy izany fotsiny ilay izy fa tsy misy izay mba hevitra hitako hoe ilana azy. Sa ve diso fijery aho n... tohiny
novalian'i tywa68 ny 31/08/2006 17:57
soanja ( 21/05/2006 00:29)
Milionera tadiavina maika!
Sao mba misy olona manam-bola be farafaharatsiny $1,000,000 na Euro io na Yen fa misy ilana azy maika eto amin'ny sehatra na fantatrareo gasy ihany an. Tena tsy misy sangisangy io fa tena izy. Mba man... tohiny
novalian'i soanja ny 22/05/2006 18:07
soanja ( 17/05/2006 13:35)
Ravitoto maina
Mba handefasan'ny havako ireny ravitoto maina anaty sachet ireny avy any Dago. Dia mahandro azy fa tena tsy haiko mihitsy. Sao mba misy havanana amin'ny fandrahoana an'ireny eto. Hanambahiny gasy aho ... tohiny
novalian'i cutie ny 18/08/2006 22:27
soanja ( 14/05/2006 10:59)
Hena Ritra
Mba mitady ny fomba fandrahoana Hena ritra azafady o. Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i titis ny 02/06/2006 17:33
soanja ( 11/05/2006 14:50)
Mbola Ra8 ihany alo
Nareo ka de nifoha, Rehefa avy namangy an'i Mada fotoana fohy (2 semaines) nitety faritra efa ho 5 tao dia nahatsapa fa manao raha ity prezidan-tsika ity na dia be aza ny tsy mpitia azy. Ny antony di... tohiny
novalian'i prime ny 26/05/2006 09:51
soanja ( 27/04/2006 11:04)
Lehilahy vazaha sa gasy? iza no tsara tiantsika vehivavy gas
Hono hoy aho rehefa mankany Dago aho dia be ny ankizivavy te hanambady vaza; io ve noho ny harena sa any amin'ny lehilahy vaza ny hatsarana sa ve ireto lehilahy gasy ireto mihitsy no tsy mamely? aza t... tohiny
novalian'i dailynews ny 27/06/2006 14:29
soanja ( 26/04/2006 18:49)
US president
Ity rangahy ity ny ahy no tiako ho President ny US. Mba misy manohana ve aho? mino aho fa mety hilamindamina ny tany raha ity no mitondra eo. Tsetsetra tsy aritro iny fa fantatro fa i Madagasikara n... tohiny
novalian'i fijo ny 06/05/2006 03:28
soanja ( 25/04/2006 02:54)
Broke Back Mountain
Mba tianareo ve ilay Broke Back Mountain. Izaho mantsy dia tena latsa-dranomaso. :(... tohiny
novalian'i cutie ny 20/10/2006 01:54
soanja ( 25/04/2006 02:40)
Babaique, Tsy nampoiziko
Azafady indrindra fa mba mitady an'ilay hiran'ny Babaique sy Cynthia ilay atao hoe " Tsy Nampoiziko" fa tena ankafiziko tanteraka. Misaotra mialoha o. ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/04/2006 12:54
soanja ( 21/04/2006 23:48)
Pirates
Variana be aho mamaky ny tantaran'ny razantsika fa kay hono isika Malagasy ity gravy raha hanao pirates tamin'izany andro izany ka nataontsika maivoka mihitsy hono ny Nosy Comores sy ny sintasintan'ny... tohiny
novalian'i soanja ny 12/05/2006 13:12
soanja ( 21/04/2006 23:35)
Jijy
Hono hoy aho sao mba misy mahay manao Jijy eto amin'ny sehatra fa mitady an'ireny aho azafady. Jijy fanaon'ny any amin'ny Antakarana no resahiko fa jijy baolina akory an na jijy hafa. Soanja.... tohiny
novalian'i soanja ny 26/04/2006 23:23
soanja ( 15/04/2006 11:40)
Famakiana fasana ao Anjanahary
Nisy namaky ny fasana na fianakaviana iray tao Anjanahary. Tsy nisy nampandre ry zareo fa nidanadana tao ny varavaran'ilay fasam-pianakaviana. Raha tsy nisy olona hafa nandeha namangy ny fasana hafa n... tohiny
soanja ( 13/04/2006 06:37)
Ranoampango na Ranovola
Hono hoy aho sao mba misy mahalala hoe vary karazana inona no tsara anaovana ranoampango aty an-dafy fa tena tsy mety mivoaka foana izay amboariko fa toa lasa rano hafa. Nefa anie dia vilan'Ambatolamp... tohiny
novalian'i vale ny 25/04/2006 11:19
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0728