Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i soanja, milahatra araka ny daty
soanja ( 06/09/2006 04:02)
I Madagasikara
Lasa eritreritra hoa zah hoe mety ho possible ve raha asiana takelaka momba ny fizahan-tany Madagasikara eto ry Hery, fantatro fa efa be ny asanao ary fantatro koa fa lafo be ny rehetra ary misaotra a... tohiny
novalian'i soanja ny 06/09/2006 19:45
soanja ( 06/09/2006 03:55)
Hosorana tantely!
Rehefa misy olona vao tonga voalohany ao antranonao dia milaza ianao hoe "Tongasoa ato aminay ary hosorana tantely mihitsy" Mba misy afaka manazava momba an'io ve. Sarisarin-teny ve io sa tena nisy ... tohiny
novalian'i soanja ny 22/09/2006 23:15
soanja ( 05/09/2006 11:13)
Aquarium
Hono hoy aho, mba efa misy ve vinavinan'asa ho fananganana Aquarium ngezabe tahak'izay ao Antananarivo fa mba te hanampy aho. Tsy izany mantsy fa hitako hoe betsaka ny zaza tsy mba mahita izany atao ... tohiny
novalian'i soanja ny 08/09/2006 00:15
soanja ( 05/09/2006 11:09)
Raha hofaty aho!
Ity no mba hafatro tamin'ny havako tamin'izaho niala tany Dago farany. "Raha maty aho dia aza manahy fa sambatra aho izay. Dia ho ny Laveniko no tsenainareo eny amin'ny avion, ka aza mitomany fa sam... tohiny
novalian'i soanja ny 22/09/2006 23:14
soanja ( 04/09/2006 06:38)
Ho Filoha
Ahoana ny hevitrareo hoe iza marina no tokony ho tsara hofidiana ho filoham-pirenentsika fa dia be loatra ilay mpilatsaka dia tsy arako intsony. Misaotra mialoha. ... tohiny
novalian'i faralisy ny 17/10/2006 12:38
soanja ( 01/09/2006 03:56)
Ny maha Malagasy
Mba liana te hahafantatra aho hoe inona avy ireo zavatra hita ety ivelany na hetsika dia milaza fa malagasy tokoa ianao raha aty an-dafy no mipetraka. Misy fomba ahafantarana ny mahasamihafa antsika a... tohiny
novalian'i dailynews ny 12/09/2006 20:05
soanja ( 30/08/2006 20:04)
Ambasady
Hono hoy aho inona no tena mba asan'i Ambasady ny fantatro fa io ve no solon-tenan'ny fanjakana aty ivelany. Tsy izany mantsy fa toa betsaka ny zavatra tsy vita ao rehefa mba misy ilana azy fa dia mil... tohiny
novalian'i prime ny 29/09/2006 12:30
soanja ( 30/08/2006 16:49)
Ipod
Ianareo ve mba adalana Ipod? zah manko tena tsy laitra akifika amin'io mihitsy. Hatramin'izao aloha raha nisy zavatra tsara namboarin'olombelona tena anisan'ny nahasarika ahy dia io. Vetivety USA-Mada... tohiny
novalian'i hery ny 02/09/2006 11:29
soanja ( 29/08/2006 19:45)
Ravin-draketa
Hono hoy aho, fa maninona ny Malagsy tsy mba mihinana ravin-draketa nefa io tena sakafo tsara tokoa any Mexico. Raha mihinana an'io tokoa mantsy iska dia tsy ho noana ny any Atsimo. Misy mahay mahan... tohiny
novalian'i soanja ny 31/08/2006 19:37
soanja ( 26/08/2006 05:12)
Tatao
"Tsipazo Vato ny Tatao" Misy afaka hanazava an'io amiko ve azafady? ... tohiny
novalian'i fijo ny 21/09/2006 21:44
soanja ( 25/08/2006 05:17)
Fiara Hybrid
Hono hoy aho inona no mahatsara ireny hybrid ireny dia inona no maharatsy azy sao mba misy mahafantatra. Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i booboo ny 20/11/2006 14:42
soanja ( 25/08/2006 00:15)
Maninona no tadiavina ny vady?
Hatramin'izay dia be dia be ny olona henoko miteny hoe mitady vady na hoe sipa sns fa ilay izy ve tsy tonga ho azy eo rehefa tahak'izay dia misafidy fotsiny, sa ve diso aho?... tohiny
novalian'i rata88 ny 11/06/2014 12:41
soanja ( 25/08/2006 00:08)
Ny Ampongambendanitra hono
Amin'izao fotoana izao dia malaza be ny asan'ny ampongambendanitra amin'ny vatan'ny olombelona ary betsaka ny kompania mamokatra zavatra avy an'io sakafo io. Sao mba misy re7 gasy azo andramana hije... tohiny
novalian'i unjila ny 05/09/2006 18:12
soanja ( 21/08/2006 01:23)
Kary
Hono hoy aho ny kary ve saka ihany sa biby hafa mihitsy fa mitovitovy amin'ny saka. Azo ompina ve izy io ary inona no tena sakafony any anaty ala? Misy an'io ve toeran-kafa any Afrika na andafy hafa?... tohiny
novalian'i cutie ny 29/11/2006 22:42
soanja ( 19/08/2006 04:45)
Nahita mpamono olona
Zah hoy aho nahita indray mandeha izay olona nifampitifitra dia naratra be ilay olona. Be dia be ny olona nahita an'ilay izy. Be no niantso polisy fa zah kosa lasa niafina aloha dia tsy nivoaka teo am... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/09/2006 15:36
soanja ( 18/08/2006 20:25)
Omeo sopapa indray sao de mba mety.
Misy Gasy atao hoe namana na mbola tsy namana fa fantatra vao tonga aty US any amin'ny Etat hafa. De nampiana izy mba ahafahany tonga taty fa nila fanampiana mafy. Dia izao tonga. Milamina tsara ny re... tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/09/2006 15:30
soanja ( 17/08/2006 15:06)
Trondro katilesy
Misy mahay manao trondro katilesy ve eto? Misaotra o.... tohiny
novalian'i cutie ny 18/08/2006 20:47
soanja ( 14/08/2006 12:47)
Eny fa na dia malalaka aza.
Ny tiako resahina re dia ny hoe tsara ny manana fahalalahana amin'ny fifidianana ps fa tsy tokony mba ho jeren'i mpiandraikitra kosa ve hoe inona no fetrany eto. Ohatran'ny mamparary maso tokoa mantsy... tohiny
novalian'i soanja ny 17/08/2006 03:33
soanja ( 14/08/2006 03:47)
Mitady solony fa mampalahelo.
Manana namana izay aho aty, izay nitaiza alika Coton de Tulear, ary noraisiny toy ny zanany mihitsy ilay alika. Mba fingavingiako eo ilay izy satria mba avy any amintsika. Maty anefa ilay alika tamin'... tohiny
novalian'i Fiffi ny 07/09/2006 16:44
soanja ( 09/08/2006 13:55)
24 hours
Efa nisy taminareo ve manaraka ilay episodes "24 hours" an'i Keiffer Sutherland? Mahavarina dia mahavariana.... tohiny
novalian'i soanja ny 26/09/2006 16:55
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.034