Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i soanja, milahatra araka ny daty
soanja ( 09/08/2006 03:25)
Ary maninona?
Mahavariana ahy fa tena vitsy be ny hevitra ato an? Tena tsy misy fika mihitsy ve?... tohiny
novalian'i dailynews ny 20/09/2006 23:57
soanja ( 08/08/2006 14:41)
Ny nifidiana'Andriamanitra ny vahoaka Israely (Jiosy)
Tamin'ny andron'ny Abrahama dia nahatsapa Andriamanitra fa I Abrama irery ihany no nino fa Iray izy ary Izy no mpanjaka ny universe. Nahita izany Andriamanitra dia niteny tamin'i Abrahama hoe: [b](... tohiny
novalian'i prime ny 01/09/2006 09:48
soanja ( 04/08/2006 03:28)
Ny Fiforonan'ny Fanahy (Jiosy)
Ny fiforonan'ny Fanahy (Jiosy) [b]Araky ny eritreretin'i Rabbis tamin'ny andron'ny Talmudic dia toy ny namoronana an'izao tontolo izao ihany, no namoron'Andriamanitra koa ny olombelona. Amindry za... tohiny
novalian'i prime ny 26/09/2006 07:58
soanja ( 03/08/2006 18:04)
Nofy misy dikany.
Talohan'i papanay maty dia nanonofy azy nirotsahan'ny fotoka na vovoka be dia be avy eny amin'ny valindrian'ny ny trano eny ambanivohitra ireny aho. Dia maty izy 4 andro tafaran'io zah efa natahotra b... tohiny
novalian'i nofyy ny 29/07/2021 20:02
soanja ( 03/08/2006 14:00)
Mofo sakay
Inona avy (sakafo) no tsara azo anamboarana mofo sakay dia mba ahoana azafady no fanaovana azy? Misaotra mialoha. ... tohiny
novalian'i kelly13 ny 14/08/2006 09:42
soanja ( 03/08/2006 03:36)
Ireo filana hofenoina vao afaka hiteny hoe Sambatra
Inona avy moa ireo zavatra izay tadiavintsika vao mety hahatsiaro sambatra isika. Sarotra be ny mamaly an'izany saingy ity olona iray ity, Maslow, dia nametraka ity antanan-tohatra ny filan'ny olombel... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/08/2006 04:53
soanja ( 31/07/2006 23:27)
Andriamanitra dia Reny koa fa tsy Ray ihany (Jiosy)
[b]Tamin'ny andron'ny Kabbalah (Medieval Jewish nandinika ny Talmud sy ny Torah) izay niforona tany Provence sy Espana tamin'ny taon-jato faha 13 dia nihevitra fa sarom-patarina Andriamanitra ka sarot... tohiny
novalian'i prime ny 21/08/2006 12:01
soanja ( 26/07/2006 13:01)
Mofogasy
Zavatra ilaina: - Dry Yeast (levure) na lalivay 2 sosokelin-dite. - Kobam-bary 1 kapoaka (na Nestle io na 1 measuring cup) - Lafirinina 1/5 kapoaka - Siramamy 1/4 kapoaka - Ronono na rano mafana... tohiny
novalian'i Achia ny 12/08/2006 16:11
soanja ( 25/07/2006 14:43)
Iza moa Andriamanitra?
Ity dia ho an'i Rakaroka izay nanontany ny momba an'Andriamanitra tamiko. Santatra fotsiny ity fa mbola be ny tohiny fa lava loatra azafady indrindra. Nomeko hevitra vaovao satria afaka manampy izay t... tohiny
novalian'i prime ny 27/09/2006 08:54
soanja ( 20/07/2006 18:32)
trondro sesika
Ary sao mba misy mahay ilay fahandron'ny sinoa trondro sesika. Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i vale ny 25/07/2006 19:45
soanja ( 20/07/2006 12:21)
Sakafo tsy misy hena
Sao mba misy afaka manome havitra ahy amin'ny karazan-doka tsy misy hena (sakafo Malagasy). Ankoatran'ny trondro. Misaotra mialoha. ... tohiny
novalian'i soanja ny 01/08/2006 03:36
soanja ( 15/07/2006 00:37)
Ny hiafaran'ny Fanahy
Miovaova be ny fahitan’ireo mpandinika taloha ny momba ny fianan-koavy (Life after Death). Ao amin’ny Genesis 3: 17-19 dia milaza fa nohon’ny fahotan’ny Adama sy Eva dia ho faty isika ary tsy ... tohiny
novalian'i prime ny 30/08/2006 08:06
soanja ( 10/07/2006 23:48)
Ny fanahin'ny olona tohiny
Mahavariana ahy fa misy itovizana be dia be amin’ny zavatra eritreretin’I Jiosy ny fomba handraisantsika ny fanahy indrindra ny an'i Prime. Ny antony moa izany matetika dia hitambarantsika aminâ€... tohiny
novalian'i prime ny 01/08/2006 07:21
soanja ( 10/07/2006 22:44)
Tokony ho fitafiana Kristianina
Sao mba misy mahalala hoe: Inona no fitafy mendrika tian'Andriamanitra hotafiantsika na lehilahy na vehivavy ary azo ampiharina amin'ny toerana rehetra ve io sa miankina amin'ny toeana misy? Raha ar... tohiny
novalian'i prime ny 16/08/2006 12:18
soanja ( 10/07/2006 22:40)
Fiarovana ara-panahy
Inona no tokony ataon'ny Kristianina iray amin'ny maha Kristianina azy hanampy ny tsy mitovy finoana aminy hitodika amin'ny hinoany? Ary koa ny inona ny fomba iray hiarovana ny finoanao tsy ho hitsak... tohiny
novalian'i prime ny 19/07/2006 12:40
soanja ( 09/07/2006 03:55)
Resaka SIDA
Izao izany vao kopy ny fanjakana hatramin'izay fa somary tantely afa-drakotra ihany ny vola natokana hiadina amin'i SIDA tany Mada hatramin'izay. Fa dia efa volabe no lany vao hita ny olana sasany. ... tohiny
novalian'i prime ny 31/10/2006 13:48
soanja ( 08/07/2006 15:53)
IVF (In Vitro Fertilization)
Inona no fihevitr'Andriamanitra momba an'io azafady? Resabe mantsy io aty aminay satria nisy Mpampianatra Katolika nanao an'io mantsy taty aminay dia niteraka telo ka nony fantatry ny mpampiasa (ecole... tohiny
novalian'i prime ny 12/07/2006 09:17
soanja ( 07/07/2006 13:25)
Ny Tempolin'Andriamanitra (Islam)
Ny Tranon'Andriamanitra Toy izao ny tantaran'i Silamo momba ny Ka'aba: Rehefa nandika ny lalan'Andriamanitra i Adam dia noroahina tao anatin'ilay paradisa ka teny antampon- tendrombohitra ny India ... tohiny
novalian'i prime ny 31/07/2006 14:22
soanja ( 30/06/2006 22:37)
Olona tia mividy zavatra tsy ilaina
Hono hoy aho, ianareo ve mba efa mahafantatra olona tia mividy zavatra amin'izao fotsiny nefa tsy ilainy ilay izy na efa ananany be dia be na omeny ny hafa fotsiny. Ireny ve aretina sa ahoana? Ary ino... tohiny
novalian'i soanava ny 08/08/2006 07:18
soanja ( 30/06/2006 00:50)
Ny Jihad (Islam)
Ny Jihad : Mission ary ny Ady Ny Silamo sasany dia mihevitra fa andry faha-6 amin'ny finoana Islam ny ezaka hatao amin'ny anaran'i Allah. Efa nazavaiko moa fa ny Jihad dia ao anaty sy aty ivelany ... tohiny
novalian'i booboo ny 03/07/2006 12:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.034