Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i soanja, milahatra araka ny daty
soanja ( 04/10/2006 08:52)
Rehafa mitantara hono
Mahavariana ahy ity fomba fihevitra ity hoe rehefa misy vehivavy hono mitantara amin'ny lehilahy iray namany na olom-patany ny fiainany momba ilay sipany na vadiny ka hoe tsy dia azoazony ilay sipany ... tohiny
novalian'i soanja ny 07/10/2006 23:33
soanja ( 02/10/2006 21:13)
Mahavariana be mihitsy
Gaga mihitsy aho fa tsy maintsy nianatra an'ity tany ampianarana aho. Sambany hatramin'izay no nahafantarako fa nisy an'izao ny fiainana'ilay Jesoa Andriamanitro. Tsy dia maninona aloha fa mba te hiza... tohiny
novalian'i prime ny 31/10/2006 10:18
soanja ( 02/10/2006 21:09)
Mbola finoanoam-poana ihany hono
Mba nijery ilay tanana nahazatra any Dago tao amin'ny Google Earth hoa izahay. De rehefa tena manondro hoe sao de aty le izy? aiza ny tranon'ian sy ian de manondro le ecran eo aho. Tsy tratra fa nisy ... tohiny
soanja ( 02/10/2006 14:01)
Sinema "GOD"
Hivoaka tsy ho ela ilay film mitondra ny lohateny hoe GOD ka dia mazotoa daholo mijery fa ny tantaran'io rangahy amin'ny film io no nanoratra ny "The Conversation with God" dia mba ento eto ny hevitra... tohiny
novalian'i soanja ny 09/10/2006 15:17
soanja ( 02/10/2006 04:00)
Tsy zaka e!
Miantefa aminareo lehilahy ny fanontaniana fa tsy ferana koa ny hevitry ny vehivavy. Inona marina no tena tsy zakanareo amin'ny toetran'ny vehivavy ka tena manelingelina anareo. Ary mety mitarika ... tohiny
soanja ( 30/09/2006 00:13)
Ny Fanano!
Resaka ve io sa tena misy mihitsy? Iza avy no mino azy raha izany? misaotra mialoha o. ... tohiny
novalian'i etoile129 ny 12/03/2016 10:15
soanja ( 29/09/2006 05:14)
Radama I
Inona avy ny zavatra mba fantantsika momban'io Mpanjaka io? Mba zarao izay mba fantatrao momba azy azafady fa mahaliana ahy tanteraka mantsy izy raha samy mpanjaka. Misaotra mialoha nizara. ... tohiny
novalian'i vazimba1 ny 05/03/2016 00:56
soanja ( 27/09/2006 06:16)
Temoins de Jehovah
Misy mpanaraka an'io finoana io ve eto azafady? Tsy izany mantsy fa tena manitikitika ny saiko be ny te hahafantatra ny ahoana i Jesoa amin-dry zareo. Anjely tokoa ve Izy sa zah no nandray vilana aza... tohiny
novalian'i Azrael666 ny 15/04/2025 05:35
soanja ( 25/09/2006 06:58)
The Black Dhalia
Mba nijery ilay film aho fa nifangaro be amiko le izy. Tsy arako intsony hoe iza no namono an'iza? Fa de violent izany raha film. Sa ve donjona be zah? Mba efa nisy nahita ve tompoko?... tohiny
novalian'i cutie ny 03/10/2006 15:33
soanja ( 23/09/2006 19:42)
Fifandraisana
Ahoana no tsara ho fifandraisana amin'ny samy vadina mpianadahy? Zany hoe teny amin'ny fanambadiana vao nifankahita ianareo nefa samy efa nanambady ny mpianadahy ao amin'ilay fianakaviana. De lasa nif... tohiny
novalian'i dailynews ny 27/09/2006 15:09
soanja ( 23/09/2006 19:32)
Portable ho an'ny ankizy (MADA)
Tokony ho firy taona eo ny zaza iray no izay vao azo omena portable any Dago. Ny ankamoaroany manko mangataka daholo satria efa manana ny namany any an-dakilasy any (CEG). Inona no fepetra azo raisina... tohiny
novalian'i tisera ny 03/10/2006 08:07
soanja ( 23/09/2006 19:27)
lasopy kokombra
Sao mba misy mahay re7 na lasopy kokombra milailay azafady? Misaotra mialoha. ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/10/2006 20:41
soanja ( 23/09/2006 19:25)
Fanafody bedy ta@ mbola kely
Ianareo ve tamin'ny mbolakely nisy fotoana nino hoe raha asiana ravina maintso (ravina sandaoro no tany Diego) atao ao ambany lela na hoe aforitra ao anaty tanan'akanjo de tsy bedy intsony. Zany hoe a... tohiny
novalian'i soanja ny 07/10/2006 11:55
soanja ( 19/09/2006 15:50)
MP4
Mba lazalazao indray anie sao mba misy mahalala ny mahatsara sy ny maharatsy ny MP4 azafady. Misaoatra mialoha. ... tohiny
soanja ( 13/09/2006 10:10)
Reny nisara-bady de manambady hafa
Mba tiako ho fantatra ny hevitrareo momba ny mety ho eritreretin'ireny zaza kely latsaka ny 10 taona ireny raha nisaraka ny ray aman-dreniny dia nanambady hafa indray ny reniny na ny dadany na manao s... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/10/2006 21:06
soanja ( 08/09/2006 19:51)
Mpanjamben'ny tany.
Tsy leo nareo an? zah manko tena adala-na ireto resaka ireto e. Mba hazavao amiko anie ilay hazo mpanjakaben'ny tany dia inona no tena asan'io teo amin'ny Gasy fahina na izao raha mbola misy? Misaotra... tohiny
novalian'i vale ny 12/09/2006 22:00
soanja ( 08/09/2006 02:29)
Radama II
Hono hoy aho ho an'izay tena naharaka tsara ny tantara na ny fahaizanareo azy. Tena maty tanteraka tokoa ve Radama faha2 nony nokendaina sa ve mody nikendana dia nisy nanampy azy nitsoaka nony nandeha... tohiny
novalian'i soanja ny 30/09/2006 00:11
soanja ( 08/09/2006 00:27)
Mbola misy ve ny takalo?
Te hahafantatra aho raha mbola misy any Dago ny takalo. Anisan'ny zavatra tena mba nahafinaritra ahy ny nieritreritra an'io hoe izany "ity sy nday" moa?. Samy sarobidy daholo nefa tsy idiran'ny resabo... tohiny
novalian'i mimich ny 13/09/2006 10:53
soanja ( 07/09/2006 05:31)
Rose/ Orchid Garden
Mba faniriako koa ny ahita Rose na Orchid garden mahafinaritra be isan-karazany ao Tana na any amin'ny Provinces hafa zany hoe feno Orchidees isan-tsokajiny dia afaka milalao ao ny ankizy sady maka ri... tohiny
novalian'i soanja ny 07/09/2006 19:43
soanja ( 07/09/2006 05:16)
Ny Viro
Ny viro- Sao mba misy afaka manome ahy ny andinindiny momba ity biby ity. Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i prime ny 25/10/2006 13:59
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.036