Liste des messages

Liste des messages, inserés par Soanja, par ordre de date
soanja ( 29/09/2007 11:45)
Ny planeta MARS
Ho antsika izay tia mijery/ mandinika ny lanitra. Hanakaiky antsika ny planeta tany, indray ny Planeta Mars atsy ho atsy ka raha te ahita izany fihetsiny izany ianao dia ataovy vonona ny telescopy m... suite
répondu par soanja le 30/10/2007 03:54
soanja ( 26/09/2007 16:02)
Ny zavadehibe dia izay hinoanao.
NY ZAVADEHIBE DIA IZAY HINOANAO Misy finoana toy ny zaridaina anaty fefy. Izay manilikilika ary mahatsapa fa nomena fiangarana manokana. Misy finoana izay mitatra sy mitondra amin'ny lalana mal... suite
répondu par rabilabila le 11/10/2007 21:41
soanja ( 26/09/2007 14:43)
Ireo anana misy aty aminay.
Ireto avy ny anana misy aty US mahazatra antsika Gasy ka sao misy tsy tazako ka mba lazao aho azafady an. Anandrano Ramirebaka Epinara Anambe Anambe fotsy vody Anan-tsinoa ilay fanao misao in... suite
répondu par rinja le 08/10/2007 15:37
soanja ( 22/09/2007 01:11)
Kininina manasitrana sy tsy tian'ny moka.
Mba misy mahafantatra ve ny anaran'ilay karazan-kininina (siantifika sns) ilay fihemboka rehefa misy gripa mamely ao an-trano. Mamboly an'io koa ny tanana sasany ho fiaro hialana amin'ny moka manatody... suite
répondu par soanja le 22/09/2007 23:10
soanja ( 19/09/2007 09:16)
Lelan'omby
Azafady indrindra mba izay mahalala mba omeo ahy anie ny fomba fandrahoana ny lelan'omby fa manambahiny aho e. Misaotra mialoha. ... suite
répondu par soanja le 09/10/2007 05:22
soanja ( 13/09/2007 06:52)
Ny fikasan'Atra vs Moraly
Rehefa natao ny fandinihina dia tsy nisy loatra ny "lalana moraly" na nisy ve sa tsy noraharahaina indraindray rehefa hanatontosa ny fikasan'Atra tamin'ny Testamenta taloha aloha no jereko eto. Oh... suite
répondu par soanja le 30/09/2007 02:28
soanja ( 18/08/2007 06:04)
Poma Varimasaka
hono hoy aho sao mba misy mahalala ny anaran'ny Poma Varimasaka any amintsika ireny amin'ny anarany amin'ny teny Anglisy na farafaharatsiny anarana siantifika. Tena te hihinana be an'ireny aho nefa ts... suite
répondu par rinja le 01/10/2007 15:57
soanja ( 10/08/2007 19:39)
Soa fa tratra aby!
Tsy hay ny tsy hisaotra ny serasara nampisera ahy tamin'ny namako be dia be tany Dago. Ialana tsiny koa ho an'izay nampanantenaina fihaonana nefa tsy tratra. Ny manetsa be mbola ho avy an. Amin'ny ma... suite
répondu par tianalala le 07/09/2007 08:36
soanja ( 04/07/2007 12:39)
Happy 4th of July!
Dia faly miarahaba ny Malagasy - Amerikanina rehetra aho amin'ny andro androany tratry ny asaramanitra. Enga anie ka hitondra mamy sy fahasoavana ho antsika ity tany diavintsika ity ary hanenika antsi... suite
répondu par cutie le 07/07/2007 01:53
soanja ( 23/05/2007 08:36)
Anganon'ny Ntaolo
Izay mahay zany mba mametraka eto. ANGANON'NY NTAOLO NY SAHONA SY NY LAMBO Fahiny elabe hono tafahaona ny sahona sy ny lambo, ka nifampitantara sy nifampiady karajia, sady nilaza ny toa teo s... suite
répondu par Fiffi le 31/05/2007 06:10
soanja ( 01/05/2007 15:52)
Androngo ve ianao sa sokatra?
Ny androngo na ny karazana reptile hafa dia tsy azo safosafoana na kasihana amin'ny tanana fa tonga dia manaikitra na miketoka. Efa normal izany satria izay no maha-reptile azy. I Crocodile hunter tal... suite
répondu par niryna le 02/05/2007 05:25
soanja ( 24/04/2007 05:58)
Anarana Malagasy
Saika mba hitady anaran-jaza vavy kely na lahy kely misy ifandraisany amin'ny Natiora, tsy be mpanana, ary milaza fahendrena Malagasy. Misaotra mialoha o. Azafady mba omeo ny dikany na ny fanazava... suite
répondu par Fiffi le 26/04/2007 12:58
soanja ( 23/04/2007 03:34)
terak'i anano
Hono hoy aho hoe raha mba te hiditra ao amin'ny dinika manokana ny tenako indrindra resaka faritra dia misy hoe terak'i Fianarantsoa ohatra na Mahajanga sns. Ka raha tsy teraka tany na hoe tsy lehibe ... suite
répondu par rinja le 21/09/2007 15:44
soanja ( 17/04/2007 06:45)
Isan'ny Malagasy ao France
Hono hoy aho azafady, firy kay ny isanareo Malagasy ao Frantsa ao fa mba mahaliana ahy ny hahafantatra izany. Tsy de misy antony goavana akory fa mba te hahalala fotsiny. Aleo manontanintany foana, t... suite
répondu par xxx le 12/06/2007 12:18
soanja ( 10/04/2007 14:13)
Sokola mampihena tosidra.
Nivoaka indray ny fikarohana iray fa mampihena ny be tosi-dra ny sokola mainty indrindra fa tsy ilay be siramamy sy ronono iny akory. Yam yam. Miakatra indray koa zany ny toekarena Malagasy fa mba m... suite
répondu par Fiffi le 20/04/2007 19:07
soanja ( 07/04/2007 21:57)
Zany ka toetra ratsy!
Afakomaly izany raha avy niasa aho dia namonjy fanaovam-beloma farany ho an'ity miaramila Amerikanina nitolefika noho ny hetraketraky ny politika. Zany hoe maty tany Iraq izy de namonjy izany izahay. ... suite
répondu par rinja le 21/09/2007 15:55
soanja ( 04/04/2007 16:26)
Ilay ps-ko
Nisy an'izay namana izay nanoratra tamiko dia nilaza ny momba ny ps-ko. Tapa-kevitra aho hijery akaiky an'io hoe inona tokoa moa izany no tena mahadiso ny fanonona azy. Ilay Soanja anie ka "Suuuu" alo... suite
répondu par soanja le 07/04/2007 21:09
soanja ( 01/04/2007 06:21)
Fiteny nampiasain'i Jesoa
Raha ny fazahoako azy dia fiteny Aramaic no tenin'i Jesoa. Ka nahoana ny baiboly (Malagasy, Anglisy, Frantsay sns) no nadika na nalaina tamin'ny teny hafa noho io? Ny soratra sy ny fandikan-teny m... suite
répondu par prime le 07/04/2007 07:02
soanja ( 31/03/2007 02:35)
Mahalia
Misy an'ity fanafody vita gasy sady efa ao anaty boaty tsara tarehy antsoina hoe "Mahalia". Fanafody inona kay izy io azafady sao misy mahalala? Efa nisy nampiasa ve ary mandaitra tokoa ve?... suite
répondu par soanja le 31/03/2007 20:45
soanja ( 31/03/2007 02:32)
Saint Augustine na St Augustin
Mba hazavao kely anie ry izy mianakavy izay mahazo azy ny tian'i St Augustin tenenina eto fa tena very be zah. "Tompo o, Ataovy "madio" na "tsy manao firaisana na mitandrin-tena" na "chaste" aho, kan... suite
répondu par ikaretsaka le 04/04/2007 16:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0341