Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Soanja, milahatra araka ny daty
soanja ( 06/04/2011 03:54)
Taratasy misokatra ho an'i Bazylou, Ravonjison, Kitjo, sy ny maro hafa
Any ianareo izay tia miady ho an'ny fanatsarana ny tanindrazana, Miala tsiny raha manoratra ity taratasy ity aho fa ianareo izao no namana fantatro ato fa mafana fo te hanova zavatra any ambanivohit... tohiny
novalian'i bazylou ny 01/06/2011 10:08
soanja ( 04/04/2011 02:59)
Arabaina Vonerika
Ry namako, Vonerika. Amin'izao fetinao izao dia miarahaba anao ny tenako. Enga anie hitondra fanambinana ny tombonandro sy taona ary hahita firoboroboan'ny taranaka noho izany fahasoavana izany. Soan... tohiny
novalian'i dadabe ny 01/05/2011 02:01
soanja ( 04/04/2011 02:44)
Fanontanina-Fampianarana momban'ny fanabeazana aizana ao Mada
Hono hoy aho sao misy mahalala inona avy ny fikambanana na toerana mampianatra momban'ny fanabeazana aizana ao Madagasikara? Ireto misy fanontaniana vitsivitsy tiako azahoana valiny raha mety. 1-I... tohiny
novalian'i soanja ny 07/05/2011 04:39
soanja ( 04/04/2011 02:20)
Asa misokatra- Peace and collaborative Development network
http://www.internationalpeaceandconflict.org/forum/topic/show?id=780588%3ATopic%3A406936&xgs=1&xg_source=msg_share_topic... tohiny
novalian'i soanja ny 21/06/2011 16:53
soanja ( 28/03/2011 03:24)
Lincoln Lawyer
Mahay mihitsy ilay mpilalao sary mihetsika malaza Matthew McConaughey. Tsara ilay film. Suspence hatramin'ny farany. Tsara koa ilay fisainana hoe n'inona mitranga dia mitazona ny fahamarinana ao anaty... tohiny
soanja ( 13/03/2011 10:06)
Namana ao Allemagne
Hono hoy aho misy namana eto am serasera ve ao Allemagne? mba andefaso mail aho raha maniry te hihaona amiko ianao. Hiresaka momba an'i Madagasikara sy ny ho aviny. am Avril. Siegen, Hannover, Berlin ... tohiny
novalian'i soanja ny 04/04/2011 01:12
Soanja ( 08/03/2011 20:56)
Ilay sambon-danitra
Araka ny vaovao dia efa nahavita ny asa nampanaovina azy avy ireo mpanamory an'ilay sambon-danitra ary efa niainga niala teo amin'ilay Fiantsonana Eny Ambony Tsy takamaso ISS ry zareo ka hamonjy ny ta... tohiny
novalian'i soanja ny 09/03/2011 23:47
soanja ( 01/03/2011 23:11)
oh la la !
Dia lasa nahafitafy be ilay fiara. Ahoana indray ary izao ny mba hevitr'ireo hippie namana. Soa sy kanto lahy ilay zavabita!... tohiny
soanja ( 28/02/2011 14:00)
Mba tsy afako loatra....
Jereo kely anie ity asa sarimihetsika momban'i Madagasikara ity. Moa va tsy tena mahalasa fisainana mihitsy ny fampivoitra'ny tena zavamisy, ny kalitao, ny fahaiza- mandrobaka ny fokely malahelo ilay ... tohiny
novalian'i soanja ny 01/03/2011 22:12
soanja ( 26/02/2011 05:25)
Malagasy voatazon'ny piraty tany andranomasina
Mba misy miahy koa ve ireo malagasy 4 sa 5 mbola voagejan'ireo somalianina piraty??? ... tohiny
novalian'i soanja ny 28/02/2011 14:28
soanja ( 26/02/2011 05:20)
voankazo vaovao- peppadew
Misy an'ity voankazo ity ve any Madagasikara? Hita any afrika atsimo hono izy io. http://en.wikipedia.org/wiki/Peppadew Mamy masiaka ny tsirony. lavaka no ao ampovoany ary mena ny lokony rehefa ma... tohiny
novalian'i booboo ny 06/04/2011 13:36
soanja ( 18/02/2011 05:12)
mitsetsitra sofina
Gaga be za androany raha naheno fa hoe raha misy sipa hono mitady hitsetsitra sofna rehefa miara-matory aminy ny lehilahy iray dia mila ialana haingana ilay sipa ary tsy tsara avela hanapatra izany iz... tohiny
soanja ( 08/02/2011 19:52)
The Client list
Efa nisy nahita ve io sarimihetsika io? mba tsara ve? misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i soanja ny 10/02/2011 13:45
soanja ( 01/02/2011 01:42)
Fitadiavana volamena manimba ny zaza malagasy
Tena dia malahelo dia malahelo tokoa ny tenako milaza aminareo fa dia vitsy ny zaza na ankizy miakatra any an-dakilasy any ambanivohitra any amin'izao fa dia variana mihady na mitaty volamena eny amor... tohiny
novalian'i vonynive ny 07/03/2011 07:39
soanja ( 25/01/2011 17:33)
Ety an-danitra ety
Lasa indray ny fisainako fa ambony dia ambony tokoa ny misy ahy raha oharina amin'ny tany. Tazako ery lavitra ambany ery ny rahona. Foana ny manodidina. Feo mireondrehona no heno. Tony dia tony avokoa... tohiny
novalian'i ledala ny 05/03/2011 22:48
soanja ( 19/12/2010 14:27)
Noelin Antananarivo
Niakatra antanan-dehibe indray aloha mba hijery izay mamiratra eto an-drenivohitra. Nitsidika ny Braderie teo Mahamasina aho satria nanantena mafy sao mba ahita ny miraitra ho amin ilay fiainana MahaG... tohiny
novalian'i ledala ny 06/01/2011 21:25
soanja ( 03/12/2010 18:04)
ngoma movies
Raha misy zava-mahamanina ahy any an-dafin'ny riaka any dia ny films na ny movies. Aiza re izay zoma mahafinaritrako hijery cinema izay e!!!! Ntsooh aleo alako amin'ny boky sy ny tonokalo ato aloha. ... tohiny
novalian'i soanja ny 05/02/2011 00:51
soanja ( 03/12/2010 18:04)
ngoma movies
Raha misy zava-mahamanina ahy any an-dafin'ny riaka any dia ny films na ny movies. Aiza re izay zoma mahafinaritrako hijery cinema izay e!!!! Ntsooh aleo alako amin'ny boky sy ny tonokalo ato aloha. ... tohiny
soanja ( 17/11/2010 12:29)
fil information
Mercredi 17 novembre 2010. *11h45->Le Cdt Roger Luc, Gal Noel Rakotonndrasana, Lt Col Charles Andrianasoavina ont déclaré au RFI Ivato : la Hat est dissoute, tous les ministres sont démis de leur f... tohiny
soanja ( 13/11/2010 20:00)
Ny aty aminay
Lasa eritreritra aho mandinika ny tontolo. Tontolo vaovao indray no iainako. Tsy haiko na ambanivohitra no misy ahy na an-tanan-dehibe. Feon'akoholahy maneno no mamoha ahy vao maraina. Somary renoka k... tohiny
novalian'i soanja ny 21/03/2011 12:10
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0341