Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Soanja, milahatra araka ny daty
soanja ( 29/05/2010 13:22)
Ireo hevitra xxx
Miala tsiny indrindra raha mety hanahirana ny hevitro. Fa mahatsapa aho fa tsy rariny raha niseho ny xxx satria ireo namana ireo dia nanana tokoa ny zony hanao ny xxx saingy dia amin'izao toa lasa mis... tohiny
soanja ( 28/05/2010 07:33)
Inona no atao hoe Vangy?
Handramatra ve sa hitrongy? ... tohiny
novalian'i hery ny 30/05/2010 20:23
soanja ( 21/05/2010 19:38)
Mitovy ve ny fitiavako ireto boky ireto?
Eny , mitovy ny fitiavako mamaky ny boky baiboly sy ny boky coran ary ny boky hafa maro milaza finoana sy kolontsaina. Samy mampianatra ary manome anao fahafahana mahalala ny mombamomba ny olombelona ... tohiny
novalian'i xxx ny 25/05/2010 13:12
soanja ( 21/05/2010 15:01)
Ny resaka fidarohana vady ao an-tokatrano
Mbola de dia be tokoa ireo lehilahy na vehivavy midaroka sy mamono vady ao Madagasikara. Mino aho fa efa misy tokoa ny lalana manafay ireo olona manao izany toetra ratsy izany saingy vitsy ny olona vo... tohiny
novalian'i Miguele33 ny 22/06/2010 06:04
soanja ( 07/05/2010 01:30)
Inona ny dikan'io teny io?
Misy an'ity teny ity izay notenenin'ny Mpanjaka Ranavalona Voalohany sy ny Malagasy maro nanatrika ny kabariny tamin'izy vao teraka ny zanany lahy voalohany. Tsy azoko mihitsy anefa ny tiany tenenina ... tohiny
novalian'i soanja ny 20/08/2010 02:28
soanja ( 01/05/2010 23:35)
Olana ara-piarahamonina
Aiza no alehan'ireto ankizy tsy manan-kialofana sy tsy manan-kaleha noho ny hetraketraky ny fiainana? Iza no tompon'Andraikitra voalohany? Ho aiza isika sy ny ho avintsika Malagasy? Aza miravi... tohiny
soanja ( 01/05/2010 15:05)
Ilay Lanitra paradisa
Mahavariana tokoa ny fitiavan'olombelona ilay finoana sy ny imatematesany aminy. Raha dinihina moa izany ny an'i Xtianina dia ny hahazoana ny fanavotana ka hidirana ho isan'ny mponina any an-danitra.... tohiny
soanja ( 28/04/2010 04:48)
Vidin'alika iray ao Dago
Azafady fa tsy hitako hoe aiza no ametrahako ity fanontaniana ity. Ohatrinona azafady izay mahalala ny vidina chien berger allemand na rottweiler iray ao Madagasikara. Aiza no toerana mety mivarotra a... tohiny
novalian'i soanja ny 17/05/2010 17:00
soanja ( 23/04/2010 01:01)
Fijerena ny olana ao anatin'ilay finoana inoana?
Averina ombieny ombieny eto ny tsy fetezan'ny finoana ny Razana sy ny fanompoana isan-karazany tsy mitory an'i Kristy. Ahitana izao faharatsiana rehetra rehetra izao sy ny hoe mbola miaina ao anaty ma... tohiny
novalian'i soanja ny 27/04/2010 16:03
soanja ( 22/04/2010 02:47)
Hira tsy lany manja
Hay ilay hira hoe "[b]Hotel California[/b]' hoy aho tsy mety lany manja aty aminay. Asa re fa dia isaky ny mandefa radio dia io no heno matetika. K'efa firy taona izay io hira io. Efa mahay azy aby na... tohiny
novalian'i bonanga ny 27/06/2010 20:47
soanja ( 20/04/2010 15:44)
Finoana inona no ahitana fitoniana/ filaminan-tsaina?
Nisy olom-pantatray/ namana izay pasitera no asany tamin'izay. Nisy fotoana izy tsy mahavita ny asany mihitsy dia gaga ny olona entiny ao. Rehefa mifankahita anefa izahay mitaraina izy fa tsy hoe mara... tohiny
soanja ( 15/04/2010 14:38)
Henomby tamin'i Joro
Nisy fety natao izany tany ambanivohitra lavitra be ny lalana misy ny fivarotan-tsakafo, ka dia tsy nanaiky ny olona tao an-tanana raha tsy hatao Joro/ fomba ny famonoana ilay omby-novidianay mpivahin... tohiny
novalian'i niryna ny 25/04/2010 04:55
soanja ( 14/04/2010 14:15)
Ilay vola 1 dolara
Manana namana niara nianatra tamiko , tena tiako be, aho tany Ankatso ary samy nanao literatiora Amerikanina izahay mirahavavy. Aty aminay (US faritra misy ahy andrefana) dia misy izay finoanoa-po... tohiny
novalian'i soanja ny 17/04/2010 18:45
soanja ( 11/04/2010 20:20)
Eka ro!
Hanafika any amin'ny [b]Clash of the Titans[/b] indray ary! Ho ela velona anie ny faminaniana isan-karazany. :D ... tohiny
novalian'i soanja ny 29/06/2010 16:44
soanja ( 10/04/2010 16:18)
Silamo nihaiky ny hitany.
Nisy namako izay avy any Ejipta tonga taty US. Izy dia ireny Imam ireny. Sambany izy no tonga taty. Ny namanay nifandraisanay taty dia tsy mpino an'Andriamanitra no ankamaroany. Gaga be tokoa anef... tohiny
novalian'i soanja ny 21/04/2010 13:20
soanja ( 06/04/2010 00:11)
Ho lany tarangana ny Sokatra malagasy
Mampalahelo tokoa ny zavamisy fa dia 20 taona eo ho eo dia ho lany tarangana ny sokatra ilay mahazatra antsika fahita any Madagasikara. Izay no vaovao mivoaka momba an'i Madagasikara. Tato ho ato dia... tohiny
novalian'i soanja ny 06/10/2010 03:32
soanja ( 05/04/2010 14:22)
Ka raha tsy inona koa #2....
Tantaraiko indray ny nanjo ahy ianareo... Tamin'za mbola tany amin'ny Lycee dia nanana namana telo lahy mpiara manao baskety amiko(15 taona izahay tamin'izay). Mpinamana be tokoa satria sady mpiar... tohiny
novalian'i soanja ny 24/04/2010 19:03
soanja ( 03/04/2010 00:17)
Ireo bibilava jamba
Mizara fotsiny aho an. Araka ny voalaza tamin'ny fikarohana vao hita moa izany dia efa ela no nisian'i bibilava jamba tao Madagasikara, zany hoe ela noho ny fisian'i Madagasikara aza hono. Raha tsorin... tohiny
soanja ( 28/03/2010 16:18)
Fantatrareo va?
Misy zavatra mampihomehy ahy kely dia tiako ho zaraina, Fantatrareo ve fa tamin'ny andro voalohany nitondra ny soavaly teto Madagasikara ka tonga tamin'ny sambo dia tonga tany mihitsy ny Mpanjaka R... tohiny
novalian'i arialy ny 25/08/2010 10:54
soanja ( 24/03/2010 15:43)
Ny fiangonana aty Amerika
Dia variana aho mahita fa misy ny fiangonan'ny mainty ary misy ny fiangonan'ny fotsy hoditra any aminareo ao Atsinanana ka hatrany midina any Atsimo ao. Fa ahoana loatra re ny fandehany amin'io? Isika... tohiny
novalian'i neaj ny 07/03/2015 16:04
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0341