Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Soanja, milahatra araka ny daty
soanja ( 30/09/2010 15:59)
planeta mety misy aina hafa.
Arabaina daholo zany isika mianakavy fa indro fantatra ny mety ho fisian'ny havantsika any ambony tsy taka-maso any. tp://news.yahoo.com/s/ap/20100929/ap_on_sc/us_sci_new_earths Araka ny voalazan'ny ... tohiny
novalian'i RAR.DAGO ny 07/11/2010 06:21
soanja ( 26/09/2010 21:38)
Biogas
Mianatra momban'ny fanaovana Biogas avy amin'ny biby fiompy/ enerjia mora azo sy miodina ary maharitra ve ny mpianatra EPP na CEG any Madagasikara?... tohiny
novalian'i soanja ny 03/04/2011 18:30
soanja ( 26/09/2010 21:36)
Biogas avy amin'ny alalan'ny biby fiompy
Misy toerana na tanana na fianakaviana manao/ mampihatra ny Biogas avy amin'ireo zeziky ny bibifiompy ve ao Madagasikara? Raha misy dia azo tsidihana ve ry zareo hitondrana mpianatra mianatra momban'n... tohiny
novalian'i 5laody ny 05/04/2013 20:33
soanja ( 21/09/2010 14:07)
Mila fanampiana resaka info ao Mada.
Sao mba misy mahalala re ianareo azafady hoe iza/ aiza ao amin'ny governemanta no afaka manome ahy ity valim-panontaniana ity fa tena ilaiko maika. Sao misy mahalala ny contact tokony antsoiko. Ny min... tohiny
novalian'i bazylou ny 13/12/2010 19:44
soanja ( 20/09/2010 09:44)
hotely tsara sy mahafinaritra ny manodidina
Saika mba hanontany azafady izay mba hotely na toerana fandraisam-bahiny tsara sy milamina ny manodidina ao Antsiranana sy Nosy Be ary Sambava. Toerana manana wifi na afaka manao internet aho na tsy l... tohiny
novalian'i soanja ny 13/11/2010 19:30
soanja ( 18/09/2010 15:36)
Get Low
Isany filma tena nahavariana ahy tokoa. Efa nisy nijery ve io? Mampandefa eritreritra hoe inona avy no fomba iatrehantsika ny fiainana ary n'inona izay atao dia mitaky ny hafa isika amin'ny farany fa... tohiny
novalian'i hery ny 20/09/2010 22:01
soanja ( 10/09/2010 03:15)
Fahalalahan-tanana: Gisitra i Madagasikara
Araka ny voalazan'ity takelaka ity dia gisitra isika Malagasy na isika no farany kaidy indrindra amin'ny firenana rehetra amin'ny fahalalahan-tanana na charite ho an'ny hafa. Asa re dia nahoana loatra... tohiny
novalian'i milamm ny 27/09/2010 17:53
soanja ( 26/08/2010 02:57)
Araho anie ity video ity e
http://english.aljazeera.net/programmes/peopleandpower/2010/08/201081864237806607.html Mino aho fa maharaka an'io daholo ianareo. Za manko tara raha vao resaka politika. Io ilay firenentsika. Tsy mi... tohiny
soanja ( 26/08/2010 02:32)
Ny nofon-kena mitam-pihavanana.
Hazavao ny fanaon'ny Ntaolo amin'io na hoe fantatrao ve inona io hena io na io karazan-tsakafo io rehefa lazaina ny momba azy? ... tohiny
novalian'i soanja ny 13/09/2010 11:16
soanja ( 24/08/2010 13:57)
Ny fofon-damosina.
NY FOFON-DAMOSINA Inona ary io raha fantatrareo? mba hanao fitsapana kolontsaina isika amin'izay mba sady mianatra ny maha-malagasy koa. Miandry valiny ary. Soanja... tohiny
novalian'i sitlo ny 16/11/2010 20:08
soanja ( 10/08/2010 01:13)
Ireo adala amin'izao tontolo izao, hoy ny baiboly.
Indro misy soratra notsiponiko avy ao anaty baiboly milaza zavatra mahavariana tokoa. Inona no handraisanao azy? 1 CORINTHIANS 1:27 27 fa ny adala amin'izao tontolo izao no nofidin'Andriamanitra ha... tohiny
novalian'i ouioui ny 20/08/2010 22:41
soanja ( 09/08/2010 19:49)
Lasa mpitsabo malaza ny Kalanoro.
Mahavariana sy mahaliana tokoa. Fanahy sa olona izy ireo? Tsy tena mazava amiko tsara ilay fandehany. 52 be izao no miasa araka ny tatitra an-gazety. http://www.taratramada.com/spip.php?article2680... tohiny
novalian'i harena2 ny 01/09/2011 12:32
soanja ( 03/08/2010 04:21)
Raharaha izy ity. Rajakom-bazaha tokoa ve isika?
Mahalaza azy tokoa ny voasoratra ao anaty Gazety androany. Trafo-kena ome-mahery ka ambava homana ampo mieritreritra. http://www.madagascar-tribune.com/Rajakom-bazaha,14470.html... tohiny
novalian'i louval ny 23/11/2012 17:40
soanja ( 09/07/2010 01:29)
Toerana be mpanendaka ao Tana
Nisy namako nanoratra ho ahy ity dia tonga saina aho hoe aiza avy tokoa ireo toerana tsara ho fantatra ao Tana ao mba tsy handehanana irery satria efa be ny voa na atoandro aza. Raha efa nisy nanendak... tohiny
novalian'i soanja ny 15/02/2011 23:26
soanja ( 28/06/2010 08:52)
Ny Fahafahako- Izay no katsahiko.
Fetim-pirenena tsy ela izay ary lasa ny saiko mandinika hoe manam-pahafahana tokoa ve ny vahoaka malagasy? Soa fa misy ny fahafahan'ny isanisany avy. Indro hira atolotro ho an'ireo izay mbola ampi... tohiny
novalian'i soanja ny 23/07/2010 14:29
soanja ( 16/06/2010 02:15)
Boky fandrahoana avy ao la Reunion
Sao mba misy namana afaka mifandray amiko fa mba maniry te hividy boky fandrahoana sakafo kireoly avy ao la Reunion aho. Afaka mifanakalo koa raha mety boky fandrahoana sakafo kireoly avy aty New Orle... tohiny
novalian'i mangabe ny 14/01/2011 13:10
soanja ( 14/06/2010 17:06)
Ratsy nify ny Malagasy.
Araka ny voalazan'ny Gazety Taratra dia 90% ny Malagasy da simba nify avokoa na misy maharary ny aty vava. Ilaina tokoa ny fanabeazana ny Malagasy amin'io fikarakarana nify io. Rehefa mba misy manka... tohiny
novalian'i soanja ny 19/06/2010 03:16
soanja ( 11/06/2010 05:17)
Nahoana no dia toaka?
Arakan'ny voalazan'i gazety iray ao Madasikara tamin'ny herinandro lasa teo dia 35% ny vehivavy malagasy ao Madagasikara dia manana fahazarana misotro toaka avokoa. Toaka? 35%? Betsaka anie izany... tohiny
novalian'i fijo ny 17/07/2010 19:07
soanja ( 10/06/2010 15:11)
Karama 2 arivo ariary.
Dia nivanaka ny vavako raha nahalala fa hatramin'izay ka hatramin'izao dia mbola roa arivo ariary na 10, 000 fmg ny karaman'ny 2eme classe ao amin'ny foloalindahy malagasy isambolana. Inona re tompo... tohiny
novalian'i fijo ny 17/07/2010 19:16
soanja ( 09/06/2010 02:25)
Ara-dalana ny fanafody rongony jamala.
Efa hatramin'izay no niady mafy ny mba ho ara-dalana ity rongony iray antsoina hoe " marijuana" na jamala ity aty aminay. Sonia efa impiry no andrasana eny amin'ny sisin-dalana ary ezahana mihitsy iza... tohiny
novalian'i soanja ny 11/06/2010 03:50
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.034