Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Soanja, milahatra araka ny daty
soanja ( 13/03/2010 18:55)
Ireo teny voalaza.
Araho akaiky anie ny tiany ho lazaina eto. Lioka toko 1 andininy 47-55 47 Ary ny fanahiko efa ravoravo t[b]amin'Andriamanitra, Mpamonjy ahy[/b]; 48 Fa efa nijery[b] ny fahambani-toetry ny ankiz... tohiny
novalian'i fijo ny 25/03/2010 22:23
soanja ( 07/03/2010 16:59)
Ho antsika avy any Bira
Raha mba mandalo tanana ianareo ka te hanampy ireo mahantra ao an-tananantsika ao dia mba mivilia ao [b]Tsivatrinikamo[/b] fa misy sekolim-pokotany izay ao tena mila tokoa fanampiana avy amintsika. To... tohiny
novalian'i soanja ny 27/03/2010 22:09
soanja ( 21/02/2010 14:37)
The Shutter Island
Naika hijery an'io aho fa filaharam-be taty dia nivadika nijery The Wolfman. Tsara tokoa ve io film io ka worth ilaharana ela ao anaty mangatsiaka??? :P ... tohiny
novalian'i hery ny 10/08/2010 12:34
soanja ( 11/02/2010 15:19)
Lasopy jare na tongotromby na rambonomby
Tsy tadidiko hoe ahoana tsara ny fanaovana azy fa ilay somary masiatsiaka iny tiako amboarina. Misaotra mialoha. ... tohiny
novalian'i soanja ny 07/03/2010 16:42
soanja ( 09/02/2010 01:29)
Izay mahavangivangy....
Mba lasa ny saiko fa mihamiova tokoa ny kolontsainantsika ao Mada- indrindra ao Iarivo ao, nefa asa anefa, ny tena moa tsy mipetraka ao fa mba te hahalala misimisy ho antsika monina ao aho, satria ni... tohiny
novalian'i soanja ny 03/03/2010 03:33
soanja ( 05/02/2010 23:53)
Ny Fara andro
Heno ombieniombieny tokoa io teny iray io hoe "Fara andro" indrindra rehefa misy voina mitranga ka betsaka ny olona namoy ny ainy, toy ny nitranga any Haiti. Efa elabe koa anefa no nahenoana fa akai... tohiny
novalian'i fijo ny 18/03/2010 22:01
soanja ( 26/01/2010 04:50)
Ny pilokelin' Andrianampoinimerina
Mba sendra nahita ity asa soratra ity aho ka mba ho zaraiko amin'ireo izay liana ny kolontsaintsika. Maromaroa ny toy izao! Ny pilokelin' Andrianampoinimerina http://www.haisoratra.org/article.... tohiny
novalian'i soanja ny 26/01/2010 23:56
soanja ( 23/01/2010 16:07)
Handefa vola any Cuba avy aty US
Hono hoy aho sao efa mba nisy tamintsika aty US nandefa vola mankany CUBA. Ahoana ny fomba atao azafady. Misaotra mialoha. ... tohiny
novalian'i soanja ny 07/03/2010 16:43
soanja ( 18/01/2010 15:37)
Ilay sambo MADAGASCAR
Ho an'izay liana amin'ny tantara. Indro misy sambo iray nomena anarana hoe Madagascar mba hampatsiahy ilay sambo nitondra andevo be dia be tokoa niainga avy any Afrika ka niampita taty andafin'ny riak... tohiny
novalian'i milamm ny 31/01/2010 15:46
soanja ( 01/11/2009 21:33)
Manina an'i Ari.malala aho
Ela izay i Ari. malala tsy tazako teto. Mampamangy any aminy raha misy mihaona na mifanena na sendra miserana eo aminareo izy. Ari.malala, aiza indriako? Mivavaka lalandava amin'izay rehetra ataon... tohiny
novalian'i dadabe ny 27/01/2010 15:47
soanja ( 28/10/2009 22:05)
Afaka mihary ve ny tenanao?
Ie, afaka mihary zavatra isan-karazany isika rehefa vonona hikaroka sy hitrandraka ary hampiasa ireo talenta sy fitaovana novatsian'Andriamanitra amintsika isanisany avy. Mpihary isika fa samy man... tohiny
soanja ( 26/10/2009 22:26)
Hiteny amin'ny Radio momba an'i Madagasikara
Hono hoy aho azafady sao mba misy afaka manome fehim-baovao politika mahalaza ny ankapobeny momban'i Madagasikara amin'izao fotoana resahintsika izao ianareo ato. Fantatro hoe manomana ny fankanes... tohiny
novalian'i soanja ny 28/10/2009 21:53
soanja ( 22/10/2009 01:57)
Hoy ilay Mpaminany momban'ny sakafo hanintsika.
« Ary nanontany azy ity lahiantitra miandraikitra tranombahiny iray. Teneno aminay ny momban’ny Sakafo sy ny Fisotroana. Ary hoy ny navaliny: Fa tsy isan’ny fanirianao ve ny hifoka ny verom... tohiny
novalian'i fijo ny 11/12/2009 20:49
soanja ( 13/10/2009 00:34)
Ilaintsika koa ny ratsy fa tsy ny tsara avao!
Ny tsara sy ny ratsy dia mifaningotra ao anaty fiainana. Ao anaty tsara no misy ny ratsy indraindray ary ao anaty ratsy no ahitana ny tsara koa. Mifanila koa izy ireo indraindray ka tsy hita aza hoe i... tohiny
novalian'i soanja ny 22/10/2009 01:31
soanja ( 12/10/2009 19:36)
Ny tsara sy ny ratsy no ilaintsika.
"Ao anatin'ny tsara no ahitana koa ny ratsy ary ao anatin'i ratsy no ahitana koa ny tsara. Mifanila ny ratsy sy ny tsara ary mifaningotra ihany koa. Ilaintsika ny ratsy sy ny tsara." Mety hitombina... tohiny
soanja ( 07/10/2009 14:53)
Mitahy ve ny razana?
Eny mitahy ny razana raha mino ianao. Toy ny fitahian'Andriamanitra ihany io. Izay mino azy ihany no valiany vavaka raha sady miasa amin'iny ny sainao , herinao ary ny momba anao rehetra. Tsy voat... tohiny
novalian'i soanja ny 22/10/2009 12:55
soanja ( 04/10/2009 16:44)
Omeo Hery Aho!
Nindramiko ity hira vetsoin'i Antsan'i Kristy mba ho tonom-bavako androany. Deraina lalandava anie Andriamanitra. [b]OMEO HERY (Antsa an'i Kristy)[/b] Io no voadiko Tompo ô! Omeko Anao maim... tohiny
novalian'i cutie ny 13/10/2009 23:45
soanja ( 04/10/2009 14:08)
Baranjely voasesika- vegetarianina
Mba te hahandro baranjely voasesika aho (stuffed eggplant). Sao mba misy manana resety momban'io ianareo. Tsy asiana hena raha possibla fa ny trondro mety. Mba te hiala amin'ny mahazatra e! Misaotra m... tohiny
novalian'i soanja ny 20/10/2009 09:21
soanja ( 24/09/2009 22:32)
Ny fampirafesana sy ny vahaolana mety hisy.
Rehefa nataoko zany ny kaonty ato amin'ny lohahevitra dia ny fampirafesana no tena biby maintin'olombelona amin'ny fitiavana ary ny vehivavy no tena riatra ifaharany matetika. Mety ahitana vahaola... tohiny
novalian'i cutie ny 28/09/2009 19:18
soanja ( 24/09/2009 16:30)
Ilay Toera-Mamy
Oh God! Dia miaky anao aho ry Njakatiana ka. Sambatra ny Malagasy manana anao! Hay hay manjabe tsy misy ohatra'izany koa ilay sipa. Ilay hira moa tsy misy azoko kianina fa tonga dia miantefa any anaty... tohiny
novalian'i soanja ny 08/10/2009 19:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.034