Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i Soanja, milahatra araka ny daty
soanja
(
04/04/2009 15:01)
Fahantrana 2008
Toy izao ny fahantrana mianjady ny madinika tamin'ny andron-dRa8. Ka inona re moa fa tsy famonoana olona moramora ny ny fahitako an'io. Anareo no mandinika raha tokony nividy an'iny fiara manidina Air...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 08/04/2009 12:14
soanja
(
04/04/2009 04:24)
Lehilahy be moto miridana be ireny fa tsy scooter akory!
Hono hoy aho nareo lehilahy tia moto na ny manana na ny tsy manana azy. Moa ve tena ilaina io moto io raha toa ka efa manana fiara ianao ohatra sady tsy hoe natao entina hiasana ilay izy fa hoe hilala...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 15/04/2009 13:33
soanja
(
03/04/2009 02:20)
Let's move on!
Mahakely finoana ahy ny hiveranan-dRa8 eo Tompoko fa dia hoy aho hoe " Voizo ny lakantsika!" sady " Roahy fa hariva be!" " Lakana tsara voy, mahafaka onja"
Ezaho ny hisian'ny filaminana sy ny fand...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 04/04/2009 12:00
soanja
(
02/04/2009 14:27)
Zah vonona hisolaleka!
Tsy haiko aloha ianareo fa ny tenako dia [b]vonona hisolelaka amin'ity fanjakana vaovao ity[/b] satria izay ihany no hitako fanafody hanarenana ny firenena na hoe fika farany azo ampiharina.
Mila m...
tohiny
novalian'i raberesaka ny 09/04/2009 04:46
soanja
(
02/04/2009 02:27)
Toetra ny poerapoera fa tsy aretina.
Toetra toy ny toetra rehetra ananan'ny olombelona ny poerapoera, toy ny hoe olona menamenatra sy tsy sahy miteny loatra fa tia mandinika sy miresaka any anaty. Samy manana ny mahaizy azy ireo. Tsy mi...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 07/04/2009 05:43
soanja
(
01/04/2009 03:28)
Manenina zay i Ra8!
Mino aho fa manenina tongotra aman-tanana mihitsy izay ilay filoha vaoongana fa nahatsapa mihitsy ny hadisoany sy ny tsy fanaovana tsinotsinona ny vahoaka nentiny!
Miakolpa, miakolpa "Raha mba nih...
tohiny
novalian'i soanja ny 03/04/2009 04:18
soanja
(
31/03/2009 04:43)
Resaka hetra tsy naloan-dRa8
Ny tiako resahina dia ny tsy nandoavan-dRa8 sy ny orinasany ny hetram-panjakana. Mba nahoana loatra re!! Ekenareo ve ny tsy nandoavany an'io volabe io?
Milaza aminareo aho fa ny mpamokatra miara mi...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 02/04/2009 14:21
soanja
(
30/03/2009 16:07)
Mety tsara ny tenin'i Phillipes Rajaona teo
Tena mitombona tsara mihitsy ny resak'i PR tamin'ity resaka ity. Misaotra azy ny tenako.
Maninona ary tsy mba afaka hisokatra masontsika handinika ny zavamisy. Zary hiady ho an'ny olona nambotry ...
tohiny
novalian'i milamm ny 01/04/2009 04:00
soanja
(
28/03/2009 23:07)
Avadio ny pejy- IZA NO OLONA HITANAO FA
Tokony hitondra ny firenena amin'ny fifidianana manaraka?
Mba tsidiho izay hevitra izay fa very fotoana be isika.
Izay olona manana fitiava-tanindrazana feno re jerena ary diniho alao ambony a...
tohiny
novalian'i soanja ny 30/03/2009 19:53
soanja
(
28/03/2009 21:41)
Androany no hiadivako ny filaminan'ny Madagasikara!
Fantatro fa tsy rariny ny nakana ny fitondrana nisaloran-dRa8. Herisetra no nisy. Aleo re hojerena indray ity fitondrana iray ity dia afaka manatsara isika raha mety. Tsy aty amintsika ny fandaminana ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 29/03/2009 16:15
soanja
(
28/03/2009 19:09)
Mbola tianareo ve ny hiverenan'i Ra8?
Ka izy efa nametra-pialana? efa nifona sns fa nanao diso. Tsy aleo amin'izay ve mba hijanona ny rotaka sy ny fivorivoriana... sns fa mba fampandriana ny firenena hanana filaminana no tadiavintsika? ...
tohiny
novalian'i moi ny 30/03/2009 05:25
soanja
(
28/03/2009 17:55)
Ny zaza niforona tao anaty olana sy fametavetana.
Misy dinika etsy ambany miteny hoe tokony esorina ve io zaza io sa tsia?
Aina avy amin'Andriamanitra ve ny aina niforona tao anaty fametavetana sy fanolanana ka tsy finidim-behivavy?
Hatraiza ...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 16/04/2009 14:33
soanja
(
25/03/2009 19:36)
Misy idiran'i Lafantsa ve ity olantsika ity?
Misy info ilaiko maika azafady raha misy afaka manome;
-Inona marina no idiran'i Fratsay amin'ity olana ara-politika mahazo antsika ity? raha misy io dia azonao omena ahy ve ny link hamakiako izan...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/03/2009 22:48
soanja
(
20/03/2009 02:17)
Atokako ho azy ny aliko androany!
Miloloha lanitra tokoa isika ka tsy maintsy lena
Ary manitsaka ny tany ka tsy maintsy potraka
N'iza n'iza izay teraka dia naman'ny hanao diso avokoa
Koa dia ny aliko androany no hatokako ho anao r...
tohiny
novalian'i soanja ny 20/03/2009 23:00
soanja
(
19/03/2009 01:12)
Mandrotirotika ny foko....
Mandrotirotika ny foko ny mahalala
Fa mizarazara ilay nosy malala.
Mandrotirotika ny foko ny mahatsapa
Fa Notafiana ny lapa.
Mandrotirotika ny foko ny maheno
Fa mbola ho ela vao ho feno
Ny faha...
tohiny
novalian'i benasy ny 15/04/2009 10:41
soanja
(
18/03/2009 17:03)
Arabaina ianareo nahazo filoha bogosy sy zatovo
Miarahaba an'i Madagasikara sy vahoaka ao anatiny izany nahazo filoha vaovao. Enga anie hanam-pahendrena hanatanteraka ny fikarakarana an'i Mada amin'ny fomba mihaja sy matomboka izy. Misaotra. Soanja...
tohiny
novalian'i soanja ny 22/03/2009 19:28
soanja
(
15/03/2009 18:30)
Hira namelan-kafatra: Light On by David Cook
Ho anareo namako rehetra maneran-tany izay miezaka mafy mampifandray ny momba antsika olombelona.
Ity misy hira nofidiako ho anareo ampitiavana.
http://www.youtube.com/watch?v=CP5fBx8JLoQ
N...
tohiny
novalian'i bilakarenjy ny 30/03/2009 19:58
soanja
(
12/03/2009 23:55)
"Natao Mariazy ny Reniakoho..."
Tsy tadidiko intsony hoe iza no mihira azy ary ahoana ny tononina fa io dia anisan'ny hira tena nampihomehy ahy tokoa tamin'izany fahazazana izany. Gaga aho hoe hay ny Gasy tena mahay mampihomehy amin...
tohiny
novalian'i roja ny 27/06/2023 15:26
soanja
(
12/03/2009 15:01)
Ny tantara amin'ny baiboly sy ny famoana mahatsiravina.
Mahavarina ahy ity Boky iray ity ka. Tena matanjaka mihitsy ny heriny. Asa anefa fa dia mahavita raha tokoa ny olona tantaraina ao. Andriamanitra eto- aminy mpitantara- dia mamaly faty ny nahazo ny Za...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/03/2009 21:43
soanja
(
12/03/2009 04:32)
Ny ao amin'ny D. Politika
Mba eritreritra nandalo tokoa ny ahy ity dia zaraiko aminareo. Kiano/tohano aho fa vonona hiaino ny feonareo.
Tiako i Madagasikara ary tena faniriako ny hananany filaminana sy fivoarana ary firoboro...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/03/2009 14:50
