Ampidiro aloha ny tenimiafina
Liste des messages
Liste des messages, inserés par Soanja, par ordre de date
soanja
(
09/02/2008 04:40)
Rock Copal
Misy mahalala momba ny fisian'io karazam-bato na karazana otrikazo io ve eto azafady ary misy toerana azo ividianana azy ve any Mada? Misaotra indrindra....
suite
répondu par soanja le 11/08/2009 14:18
soanja
(
06/02/2008 05:41)
OBAMA HATRANY!!!!!
Manainga anao aho hifidy an'i Obama raha Demokraty ianao. Mamonjea caucus ary alatsaho ny vatonao fa tsy hamitaka anao izy amin'ny lafiny rehetra tianao hanatsarana ny fiainana eto Amerika! Indrindra ...
suite
répondu par Veloo le 22/02/2008 16:32
soanja
(
05/02/2008 03:29)
Ilay hira milaza ny finoako.
Isaorako izay namorona ity hira ity.
Vavaka feno ho ahy isa-maraina vao afaka manohy asa hafa aho.
http://www.youtube.com/watch?v=gCHdFGTx2G0
...
suite
répondu par cutie le 08/02/2008 22:51
soanja
(
04/02/2008 06:33)
mively vavahady
Misy mahalala ve hoe inona no nataon'i Ntaolo nahatonga azy ireo manao ny mively vavahady?
Zany hoe misy ny manao velirano de miteny eo sady manao fianianana sns ary ny mively vavahady inona no foto...
suite
répondu par fetrakens le 06/02/2008 06:53
soanja
(
26/01/2008 17:43)
Misongadina ny Gasy! Hafa ihany ny antsika.
Miarahaba an'i Jacky Razafiniaina nahazo ny tompon-daka eran-tany 2008 tamin'ny dihy country tany Nashville Tennessee USA.
Misaotra amin'ny lantsin-tanana e! Afapo tanteraka!
Tehaka mirefodrefotr...
suite
répondu par ikalamako le 31/01/2008 22:03
soanja
(
19/01/2008 03:36)
Hopitaly Manakara
Azafady indrindra maika be, sao mba misy mahalala raha misy hopitaly goavana ao Manakara na karazana Hopitaly afaka hitsaboana tsara ka misy ny zavatra ilaina rehetra na dokotera mpandidy sns....
...
suite
soanja
(
16/01/2008 13:07)
Ny Zafindraony
Aiza ao Mada no mba misy tarika mpihira Zafindraony malaza sy azo ifandraisana? sao mba misy mahalala azafady. Na hiram-pivavahana na amin'ny hira amin'ny fiandrasam-paty sy ny hiran-drazana sns ireny...
suite
répondu par ikaretsaka le 01/02/2008 14:34
soanja
(
16/01/2008 02:28)
Kaonfitira kily na madiromatsiko
Azafady anie raha mba misy mahay ny hanoro ahy ny fanaovana confiture kily na madiromatsiko fa mba te hanamboatra aho.
Raha misy aza ny anafangaroana azy amin'ny voankazo hafa toy ny paiso, paoma, p...
suite
répondu par fahamarinana le 11/02/2008 15:41
soanja
(
05/01/2008 00:57)
Ny Devoly
Raha tena mahavita ny zava-drehetra Andriamanitra, maninona raha fohanany any io Devoly devoly na Satana io fa io no tena manelingelina antsika? Izy manko tia antsika e!
Amiko sao tsy misy io Sata...
suite
répondu par xxx le 18/01/2008 08:10
soanja
(
04/01/2008 01:22)
Soratra nosoratan'i Jesoa ho antsika
Lasa ny saiko nandinika hoe raha mba i Jesoa mihitsy no nanoratra sy namela hafatra an-tsoratra ho antsika dia nilamina isika Kristianina e.
Mino aho fa lafatra ny zavatra nosoratany. Efa nisy ny so...
suite
répondu par prime le 15/01/2008 05:46
soanja
(
01/01/2008 18:55)
Tsy tara fa mbola ao tsara
Masoandro miposaka feno hafaliana no nandray ny tsikiko marisika mitanila fanantenana.
Vokatra ny taona vaovao 2008! Arahaba e! Mirary soa ary mitomboa fahavitrihana.
Isaorako ny serasera sy ny...
suite
répondu par tsiambaratelo le 13/01/2008 11:19
soanja
(
24/12/2007 00:51)
Isanandro ny Noely
Mifoha maraina aho dia faly mahita ny hazavan'ny masoandro mitsiky amiko.
Ny ranomandry eny amin'ny tongotro no mamerina an-tsaiko ny tsiahy fa mangatsiaka ny tontolo.
Ny fo ao anaty kosa mientanent...
suite
répondu par niryna le 26/12/2007 05:53
soanja
(
16/12/2007 13:50)
USA- fanangataham-bola an'nyfiangoana- avy amin'ny Ambasady.
Mba faly zany aho androany fa sambany nandray taratasy na vaovao avy amin'ny Ambasadintsika eto US- Washington DC- hatramin'ny efa elabe.
Ny tena nahagaga ahy anefa dia taratasy fanangataham-bola ho...
suite
répondu par Papoose le 22/12/2007 21:56
soanja
(
29/11/2007 05:36)
Ny famonoan-jaza tao amin'ny tantaran'i baiboly.
Mety betsaka ny ho tezitra saingy mila jerena ny zavamisy.
Nahoana no namono ny olona rehetra Andriamanitra tamin'ny safo-drano, tafiditra tamin'izany ny zaza tsy manan-tsiny be dia be?
Aiza ho aiza...
suite
répondu par soanja le 01/12/2007 18:53
soanja
(
27/11/2007 06:18)
tapimaso
Azafady anie zay mba mahay hanazava kokoa momban'ny tapimaso.
Ny tiako ho fantatra dia hoe rehefa manao izany ve dia midika fa hanambady an'ilay sipa ilay bandy? Iza no anolorana ny tapimaso. Nahoana...
suite
répondu par niryna le 14/12/2007 06:09
soanja
(
22/11/2007 13:58)
Ny isaorako Azy
Teny tsy mba valiana ny ahy fa aingam-panahy te hitroatra.
Raha nitanjozotra nidina ny tendrombohitra aho omaly hamonjy fodiana, somary maika satria mamanala ny andro no nahatsikaritra ny setroky n...
suite
répondu par kofbay le 26/11/2007 17:36
soanja
(
18/11/2007 20:45)
Aza jerena ny ps-ny fa ny hevitra fa hanampy antsika izany.
Matetika dia mahatsapa aho fa ny fahafahantsika mahafantatra ilay mpametraka hevitra na ps no mahatonga antsika hasiaka na halefaka. Miangatra tokoa izany raha amin'ny fihevitra madio fotsiny.
Ndao...
suite
répondu par prime le 03/12/2007 08:33
soanja
(
18/11/2007 16:19)
Ny bainga
Hoy ny Malagasy miteny: "Vavolombelon'ny mpiasa ny bainga"
Mbola mitombina ve io raha toa ka ny masinina na ny la charue no nanao ny asa?
Misy fomba hafa ammin'ny teny gasy ve azo atolotra ho s...
suite
répondu par niryna le 26/11/2007 06:33
soanja
(
16/11/2007 07:10)
Ny Vary
Ny vary dia foto-tsakafon'ny Malagasy.
Mba misy afaka manome ahy hevitra ve ny momban'io zavamaniry io amintsika Malagasy ankoatran'ny mahasakafo azy na mahasakafo azy.
Inona avy ny sarinteny ti...
suite
répondu par soanja le 17/11/2007 04:54
soanja
(
14/11/2007 05:38)
fandrahoana sakafo asiana zavatra
Mahagaga ahy tany MADA taloha fa indraindray refa mahandro iny ny olona sasany hitako de asiany sotrovy ao anaty sakafo andrahoany na saribao na zavatra tahak'izany. Inona hono no mahatonga azireo hah...
suite
répondu par fiaritiana le 22/11/2007 10:57
