Liste des messages

Liste des messages, inserés par Soanja, par ordre de date
soanja ( 11/11/2007 16:49)
13 ny isan'ny Apostoly, hoy ny mpandalina.
Rehefa natao ny fanadihadihana momban'ny tantaran'ny finoana Kristianina. Dia nisy nahita ny Filazantsaran'i MARIA MAGDALENA amin'ny teny Koptika. Izy no vehivavy voalohany Mpianatry Jesoa ary nifanka... suite
répondu par fijo le 23/11/2007 00:22
soanja ( 09/11/2007 04:27)
Kshoukeliko- Ny angolam-pitiavana
Betsaka amin'ny namako lehilahy no manontany hoe ahoana ny fomba fitazomana ny fifandraisan'ny mpifankatia hisy filirony sy tselatselatra. Ny valiny rea dia ny fampiasana ny angolam-pitiavana sy ny... suite
répondu par bonbongasy le 15/11/2007 18:21
soanja ( 29/10/2007 23:54)
Ny Apendisity
Ny vermiform appendix rehefa nandinika ny anatomy n'olombeolona aho androany dia nahita fa tsy dia misy ialana azy loatra e. Zany hoe na esorina teo aza de velona foana ny olombelona sady miodina tsar... suite
répondu par soanja le 31/10/2007 15:50
soanja ( 28/10/2007 18:23)
Apokalypsa
Mahavariana rehefa mamaky ny Apocalypse fa betsaka ny zavatra tsy azo nefa tian'ilay Mpanoratra hampitaina tamin'izay nanoratany azy. Dia i John of Patmos moa izany no nanoratra azy. Inona no fihevi... suite
répondu par fijo le 31/10/2007 22:05
soanja ( 22/10/2007 19:47)
Miangavy hijery akaiky ny fitsipika
Azafady indrindra raha managataka sy miangavy an'ity aho fa somary efa betsaka loatra ilay fanararaotana ny fahatsoran'ny hafa tato ho ato. Marina fa any Dago i Hery fa azo atao ve izay admin ao mba... suite
répondu par soanja le 30/10/2007 16:40
soanja ( 20/10/2007 16:29)
Integrity
Miasa ny saiko hoe ahoana ny fomba hanamafisana ny integrity ao anaty ny sain'ny Kristianina marobe. Tsy ampy ve ny voalaza ao anaty baiboly hanorenana izany sa ny olombelona no mora rendrehan'ny haf... suite
répondu par prime le 07/11/2007 10:24
soanja ( 20/10/2007 14:13)
2008 Mankany
Hisy azy indray na hanana ny mahasamihafa azy ny taona 2008 mankany raha politika sy toekarena erantany no resahina. Betsaka ny zavatra mivaingana hiova loko nohon'ny: i Sarkozy indray no ao Fran... suite
répondu par LazaDaddy le 07/11/2007 23:45
soanja ( 19/10/2007 11:26)
Ny Mpiziva
Any amin'ny faritra Atsimo Atsinanan'i Mada dia misy ny resaka Mpiziva eo amin'ny samy foko sasan-tsasany. Azafady anie sao mba afaka misy manome fanazavana bebe kokoa an'io ary ahoana ny fomba afa... suite
répondu par soanja le 31/10/2007 02:57
soanja ( 16/10/2007 01:33)
Aoka hanantona ny Tompo e ia!
Sao mba misy mahatadidy an'ilay hira Katolika hoe: Aoka hanantona ny Tompo e ia, Aoka hanantona ny Tompo. E ia, e e manantona isika izao mangetaheta. Ny fitiavany tsy manakavaka e ia. e ia e... suite
répondu par fijo le 16/10/2007 20:58
soanja ( 14/10/2007 14:26)
Torimaso
Ny torimaso ihany hono no fahafinaretana itovizan'ny mahantra amin'ny mpanakarena. Saingy tsy izay intsony no mahasahirana ireo mpanao fikarohana sasany satria misy mitaky indray izao hoe nahoana ... suite
répondu par cutie le 20/10/2007 19:15
soanja ( 14/10/2007 05:35)
tsiperofero
Hono hoa mba misy afaka manome ahy ny fanazavana momba io sakay i ve eto azafady? Misy anarany amin'nyz avaha ve de misy mivarotra ve ao Frantsa na toeran-kafa. Afaka hafarana amin'ny au Zoma ve io sa... suite
répondu par soanja le 09/11/2007 03:52
soanja ( 10/10/2007 15:38)
Ny rivotra maloton'ny tanan-dehibe
Tany Madagasikara aho dia nikohaka tsy nisy ohatr'izany vao nipetraka 4 andro tao Tana. Namonjy dokotera dia hoy ny dokotera hoe tsy misy olana ny tratranao fa ny tendanao no sahirana satria maloto ny... suite
répondu par prime le 13/02/2008 11:12
soanja ( 07/10/2007 15:20)
Ny fanahin'ny fahamarinana.
Amiko dia very aho raha hikatsaka amin'ny fahamarinana amin'ny saiko. Ny fomba hikatsahako ny Fahamarinana dia amin'ny lalan'ny fitaritan'ny fanahy. Satria efa nomen'Andriamniatra torolalana isika ... suite
répondu par prime le 17/10/2007 10:11
soanja ( 07/10/2007 01:50)
Film petatoko (Good Luck Chuck)
Izany dia tena filma tsy de misy ilavana azy loatra. Sady tsy misy ventiny no fanamafisana fotsiny ny hevi-bazaha momban'ny fitiavana sy ny endrika ivelany nefa marivo be! Mahavariana no misy olona ... suite
répondu par kofbay le 01/11/2007 10:28
soanja ( 07/10/2007 00:33)
Vola aloha vao fitiavana
Mamaky ilay tohin'ny resaka voaresaka notarihan'i Taniko ery ambadika zah dia nihevitra fa aleo resahina manokana izy ity. Misy ve ny olana raha toa ka misy sipa iray mahita fa manambola le olona s... suite
répondu par kofbay le 09/11/2007 16:43
soanja ( 05/10/2007 03:24)
Ny fitiavana dia fahafahana
Rehefa mahatsiaro fa olon'afaka ianao ao anaty fiarahana iray dia izay no atao hoe sambatra am-pitiavana, manankarena ao am-po tia, miriaria feno fitia ! Sa tsy izany? ... suite
répondu par bilakarenjy le 07/10/2007 03:38
soanja ( 04/10/2007 07:57)
Ny tapa-kazo/ny Raokandro teo amin'ny Malagasy
Sambany hatramin'izay aho vao hanao famelabelarana momba an'io koa sao mba misy afaka manome ahy fanampiana hamitako azy. 1- Ny hasin'i/ny voka-dratsiny/aretina tapakazo teo amin'ny fiarahamonina. 2... suite
répondu par soanja le 05/10/2007 02:43
soanja ( 02/10/2007 00:23)
fahazotoana (Fanambadiana vs fisipana)
Rehefa natao hono ny fadihadihana dia hoe ny vehivavy hono mazoto be manao firaisana aranofo ao anatin'ny taona iray voalohany amin'ny fanambadiana na aorian'ny mariazy ary miova midina izany fahazoto... suite
répondu par Jeankely le 06/10/2007 02:10
soanja ( 01/10/2007 16:44)
Misy biby tsy tiako fa ny...
Goaika na goaka de tena mandreraka ahy mihitsy. Nefa ny mahagaga ry zareo no tena tia manelingelina ahy indrindra. Omaly izao de zah variana manao meditation eo de nisy iray zay tena hoe zany ka nit... suite
répondu par niryna le 12/10/2007 22:02
soanja ( 29/09/2007 20:09)
Matoa misy ny sekta dia
- Satria betsaka ny fanontaniana napetraka na hevitra tsy mitombona natsofoky ny fiangonana tsotra na main stream tsy voavaly na tsy nojerena akaiky momba ny fiainana ara-panahy n'ireto namorona sekta... suite
répondu par rinja le 08/10/2007 16:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0352