Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Soanja, milahatra araka ny daty
soanja ( 13/02/2007 14:34)
Iza no namorona an'Andriamanitra?
Nipetraka indray ny fanontaniana tao aminay hoe raha i Andriamanitra no nahary ny zava-drehetra dia iza izany no namorona/nanamboatra azy raha nisy ny fiheverana fa nisy nahary daholo ny rehetra fa ts... tohiny
novalian'i niryna ny 12/03/2007 03:06
soanja ( 07/01/2007 05:06)
Free Hugs ho an'ny rehetra
Tsy vidimbola nefa mandaitra.:D:D:D:-*:-*:-*:-*:-*:-*(l) http://www.youtube.com/watch?v=vr3x_RRJdd4... tohiny
novalian'i soanja ny 09/02/2007 14:21
soanja ( 06/01/2007 19:22)
Kristianina manambady Silamo
Andao horesahintsika amim-pahendrena ity resaka ity. Possible ve io? zany hoe possible moa fa hoe maharitra ve? Kristianina vontom-pinoana no resahiko an. Ilay vontom-pinoana moa samy manana ny azy f... tohiny
novalian'i laalah ny 26/01/2007 13:35
soanja ( 05/01/2007 23:55)
Hoy Mandela
Nafindrako aty ity resaka ity fa betsaka ny tsy mamangy ny finoana sy fivavahana. Ho antsika rehetra anefa ity koa dia mazotoa avy. Azontsika hanaovana meditation ho an'izay te handray azy. Raha mi... tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/01/2007 21:45
soanja ( 05/01/2007 22:09)
sakafom-panahy hozaraiko.
Ity misy teny azontsika hanaovana meditation ho an'izay te handray azy. Raha misy tsy mazava dia afaka manontany ahy ihany. Misaotra indrindra mitsilo ny hafa amin'ny lalanao. Soanja "Our deepest f... tohiny
novalian'i cutie ny 06/01/2007 21:42
soanja ( 03/01/2007 03:53)
Mitady Artista peintre, manao sary sikotra, craft sns
Manao ahoana daholo o. Sao mba misy havanana amin'ireo ato azafady fa mitady an'ireo izahay. Manorata any amiko manokana. Raha any Mada dia tena tsara fa mety koa ny avy ety ivelany. Raha any Mada di... tohiny
novalian'i soanja ny 04/01/2007 04:01
soanja ( 02/01/2007 07:03)
Ireo teny mahasoa NORAISIKO
Mirahaba antsika rehetra tratry ny taona vaovao 2007. Enga anie ka hitondra soa ho antsika rehetra ity taona ity ary Andriamanitra hitantana antsika lalandava. Ireto misy teny mahasoa nodihiko and... tohiny
novalian'i cutie ny 05/01/2007 21:13
soanja ( 30/12/2006 04:19)
The Dalai Lama
Nentiko eto ity resaka na interview nataon'i Robert Thurman ity sy i Dalai Lama 1997 satria tena ni-touch be mihitsy ahy ny fomba fijeriny ny fiainana, indrindra ny resaka non-violence sy ny tolerance... tohiny
novalian'i cutie ny 06/01/2007 21:54
soanja ( 25/12/2006 22:39)
Volomborona
Sambany aho vao mba afapo tamin'ny sarimihetsika gasy iray. Tsy resaka production fa ny hatsaran'ilay tantara ao anatiny. Way to go! ... tohiny
novalian'i jefra ny 20/02/2007 17:02
soanja ( 21/12/2006 21:30)
Ny Apocrypha
Aloe izy tenany no hiresaka momba azy. Nanapakevitra ny tao amin'i Loterana sy ny hafa nanaraka azy fa tsy mifandray sy tsy mifampitohy ary manome hevi-diso ireo teny faminaninana ireo. Koa dia anjara... tohiny
novalian'i prime ny 12/01/2007 13:45
soanja ( 21/12/2006 06:58)
Kizitina rehafa mitondra Fiara (road rage)
Ny zavatra mampatahotra ahy ao Tana rehefa mitaingina fiara ao dia toa miady lava izany foana ny mpitondra fiara sady mifampiteny ratsy ary tsy misy fifanajana mihitsy. Fifandeferana tena zero mihitsy... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 12/01/2007 04:44
soanja ( 20/12/2006 20:48)
Betombokatsora
Hono hoy aho nisy an'izay angano hor Betombokatsoro izay hoa tambola kely. Sao mba misy mahatadidy azafady. misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i soanja ny 25/12/2006 21:23
soanja ( 20/12/2006 20:39)
kabooum Booum Love at first sight!
Vao nifampijery ny maso dia samy tarabe. Efa tratran'io ve nareo? Maharitra ve sa mandalo fotsiny le zavatra tsapa. ... tohiny
novalian'i lebatoto ny 09/02/2007 11:06
soanja ( 19/12/2006 07:18)
Sables
Misy mahay manamboatra reny mofo sable reny ve azafady ato? misaotra. Mitovy amile any Dgao iny mihitsy azafady an. ... tohiny
novalian'i soanja ny 27/12/2006 16:50
soanja ( 18/12/2006 03:01)
Vitsy ny lehilahy mahay manao MULTI-TASK
Mahavariana ahy fa rehefa mandinika lehilahy aho any ampiasana na amin'ny teorana isan-karazany, indrindra fa ny ao an-trano any dia mahagaga ahy fa rehefa manao zavatra iray izy dia iny aloha fa tsy ... tohiny
novalian'i madera2 ny 28/12/2006 19:34
soanja ( 18/12/2006 01:22)
Noely tsy Alahady
Gaga hoa zah taty fa raha vao milatsaka tsy andro Alahady ny Noely aty aminay dia tsy misy fiangonana na fitompivavahana fa dia sakafo be any an-trano de samy miala. Toy izany koa ve ny any Eropa any ... tohiny
novalian'i soanja ny 27/12/2006 19:11
soanja ( 17/12/2006 00:26)
Blood Diamond (Film)
Miala tsiny fa tokony nataoko tary amin'ny sarimihetsika ity saingy te hiresaka ny ato ampoko aho dia nanapa-kevitra hanao azy eto. Raha manampotoana ianao dia manasa anao aho hijery ilay Film Bloo... tohiny
novalian'i cutie ny 27/01/2007 12:14
soanja ( 16/12/2006 06:11)
Loterana sy FJKM sy ny hafa mifanakaiky
Hono hoy aho inona no tena mahasamihafa an'ireo rehefa miditra ao ampiangonana ka hiangona ao azafady? Ary raha misy mazoto hanazava inona ny antony nampisaraka an'ireo? Misaotra mialoha. Aty US inona... tohiny
novalian'i mimich ny 05/01/2007 13:56
soanja ( 12/12/2006 00:00)
Lamban'Akoho ny fanambadiana
Hoy ny Ntaolo "Lamban'akoho ny fanambadiana ka faty no isarahana" Mbola mitombina ve io hatramin'izao sa efa miala tsimoramoroa amin'io ny Gasy. Indrindra moa raha ka mijaly ampanambadiana ve dia mbo... tohiny
soanja ( 04/12/2006 05:20)
Ny teo aloha sy ny tao afara
Lasa fisainana hoa zah dia hoe misy ny teo aloha sy ny tao afara na ny tao aorinan'ny zavatra nitranga iray. Dia ny mahavarina fa rehefa tao afara ihany vao tena tsapa hoe ny tao alohan'ny zao dia iza... tohiny
novalian'i tywa68 ny 05/12/2006 08:47
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0338