Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Soanja, milahatra araka ny daty
soanja ( 03/12/2006 20:46)
Ny fahasambarantsika Vehivavy
Inona izany no mba zavatra tiantsika hita ao an-tokatrano na amin'ny fiarahana dia atao hoe afapo isika ary sambatra. Ohatra raisiko dia hoe vady toy ny ahoana ny mety mahasambatra anao? Raha hiteny... tohiny
novalian'i lektsolo ny 03/02/2007 17:58
soanja ( 03/12/2006 20:03)
Ny safidy
Mba te hametraka ity lohahevitra ity aho noho ny fahitako ny mahasarotiny antsika amin'ny finoan'ny hafa. Ny Safidy no teotra na zavatra iray nomen'Andriamanitra antsika hampiavaka antsika amin'ny z... tohiny
novalian'i tywa68 ny 08/12/2006 10:13
soanja ( 03/12/2006 13:55)
mushroom
Hono hoy aho sao mba misy mahay steamed stuffed mushrooms, tsy misy hena azafady. (holatra voasesika a bain marie)misaotra mialoha an.... tohiny
novalian'i kally ny 14/12/2006 18:10
soanja ( 26/11/2006 15:03)
Hainteny
Inona moa no atao hoe Hainteny azafady? raha amin'ny Frantsay de inona io na amin'ny teny anglisy koa aza. Misaotra. Amin'ny fotoana ahoana ny hampisana azy any Mada.... tohiny
soanja ( 26/11/2006 15:01)
Ilazao Tovo' Jay
Tena tiko be le hiran'i Tovo'Jay Ilazao moa . Mba andefaso tonino aho raha misy" manana any o. Misaotra mialoha. ... tohiny
novalian'i soanja ny 27/11/2006 11:45
soanja ( 24/11/2006 02:19)
Ny Lamboara
Io biby Lamboara dia indray de hoe nisy na misy taty Madagasikara. Ka sao mba misy mahalala ny momba an'io azafady. Misaotra mialoha. Bibin-drano io an sao misy hiteny hoe le lambo fihazantsika. ... tohiny
novalian'i soanja ny 27/11/2006 14:38
soanja ( 18/11/2006 15:20)
Mpandika teny "Tenim-paritra Mahafaly"
Hono hoy aho sao mba misy mahay teny Mahafaly eto na fantatrareo any , ka miteny azy tsara fa mitady mpandika teny an'io tenim-paritra io aho azafady. Misaotra indrindra. ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/01/2007 06:51
soanja ( 12/11/2006 15:03)
Marie Antoinette
De mba nijery anle Film Marie Antoinette hoa zah, de tena diso fanantenana be fa sady efa nosimbaina tamle sound tracks tsy mifanaraka amle toetrandro taminio fotoana io no sady koa be no nodinganina ... tohiny
novalian'i soanja ny 27/12/2006 09:48
soanja ( 24/10/2006 02:53)
Happy Birthday Krikri
Krikri, Amin'izao fitsingerenan'ny andro nahaterahanao izao dia faly aho miarahaba anao manokana. Enga anie ka hahazo izay irina rehetra ary hahantontosa ny zava-kinasa. Ity misy hiranay any anaty "R... tohiny
novalian'i ninih ny 26/10/2006 16:34
soanja ( 23/10/2006 15:29)
Hira mahafinaritra ahy
Misy an'ity hira ity sao mba misy mahalala ny tonony azafady. "Mahaiza misaotra sy mankasitraka Ny Tompo nahary nifidy anao Tanatin'ny maro, tanatin'ny tsara misaora. Niangaram-pitiavan' i Je... tohiny
novalian'i prime ny 08/11/2006 12:27
soanja ( 23/10/2006 15:24)
Bado amin'ny tsipelina
Asa na efa noresahiko teto ity fa gaga aho mamaky ny kahien'ankizy amin'izao fotoana izao rehefa mijery ny fanoratany ny teny Malagasy. Diso diso daholo. Tsy manao tsipeliteny sy dikasoratra ary vakit... tohiny
novalian'i xxx ny 06/11/2006 10:12
soanja ( 22/10/2006 13:27)
Mivoatra ve ny fijerintsika ny tenin'Atra ao amin'ny bible.
Indro misy article iray nivoaka omaly zay tena nahalina ahy tokoa. Ny fanamborana na fanovana ny teny ao amin'ny baiboly mba hampifaraka ny zavamisy sy ny kolotsaina amin'ny firenana na kontinanta ira... tohiny
novalian'i prime ny 06/11/2006 06:27
soanja ( 21/10/2006 10:20)
Ireo fomba hitorianao ny tenin'Atra
Marina fa tsy voatery ho pasitera na mopera na masera aby isika rehetra. Saingy misy hafatra kosa napetraky Jesoa dia ny nahaparitahanao ny tenin'Atra ho an'ny re ny vazantany rehetra. Inona avy ir... tohiny
novalian'i prime ny 16/11/2006 10:39
soanja ( 16/10/2006 20:22)
lasopy salady laitue
Misy mahay manao lasopy salady laitue ve eto azafady? Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i cutie ny 22/10/2006 23:32
soanja ( 08/10/2006 18:57)
Halabato
Mbola mety hisy foana ve ny halabato mazao andro mivoatra izao sa tsy ho afaka amintsika (Madagasikara) io raha any Dago? ... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 10/10/2006 01:15
soanja ( 08/10/2006 18:55)
Famaizana na discipline tsara na tafahoatra
Inona hozy nareo ny famaizana tsara indrindra sy mandaitra ary tokony tohizana foana amin'ny ankizy maditra sarotra tenenina iray zaza 3- 10 ans ohatra. Dia inona no atoa hoe famaizana tafahoatra loat... tohiny
novalian'i soanja ny 27/12/2006 09:44
soanja ( 08/10/2006 18:15)
Ny sekta
Inona ny hevitrao momba ny atoa hoe sekta? Iza no heverinao fa sekta amin'izao andro ny milenioma faha2 izao? Sokafy ny saina rehefa mamaly aza sy miady hevitra fa aza mifampitezitezitra an. Asa na ef... tohiny
novalian'i prime ny 29/11/2006 09:11
soanja ( 08/10/2006 18:12)
Masina ve ny baiboly sa ny teny voarakitr anatiny no masina?
Misokatra ny adihevitra. Aza omena tsiny akory aho raha mametraka io resaka io fa tsy mitovy mantsy ireo zavatra roa ireo. Ilay boky( baiboly) mihitsy ve no lasa masina satria voasoratra ao ny tenin'A... tohiny
novalian'i prime ny 19/10/2006 10:52
soanja ( 07/10/2006 05:44)
Resaka tsy mahazatra
Hono hoy aho mba efa nisy ve teto ny resaky ny samy mpifankatia lahy sy lahy ary ny vavy sy vavy? za mantsy somary vaovao ihany na dia tamin'ny mois de Mars aza no tonga teto. Sa ve dia tena tsy misy ... tohiny
novalian'i fiderana ny 10/10/2006 10:40
soanja ( 04/10/2006 09:00)
Ozona
Mba tiako ho fantatra ny hevitrareo momba ity resaka Ozona ity. Misy an'zao mantsy hitako sady nahagaga ahy. Nisy an'izay fianakaviana izay hoa tena niroborobo be mihitsy tamin'ny resaka harena sns a... tohiny
novalian'i raryjaz ny 20/11/2006 14:01
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.8461