Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i tsilan, milahatra araka ny daty
tsilan
(
11/12/2004 06:38)
Fanavaham-bolon-tsoratra
izaho Tsilan dia milaza fa misy eto amin\'ny serasera ilay atao hoe alako bika tsy tiako tarehy, ataon\'ireo mpikarakara ity sehatra ity.
Raha nanoratra mantsy ny tenanay fa i Jesosy no manja indri...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/01/2005 23:21
tsilan
(
11/12/2004 06:31)
fanavakavaham-bolon-tsoratra
Raha nanoratra ny tenanay fa Jesosy no manja indrindra tao amin\'ny fifaneraserana, lohahevitra hafa. Dia nodiana nofafana io hevitray io.
Midika izany fa misy mandrakariva eto amin\'ny serasera n...
tohiny
novalian'i Ramaso ny 07/02/2005 05:56
tsilan
(
05/11/2004 19:53)
Fandrodanana trano teny Mamory Ivato
Ahoana marina ny mikasika azy ity eh?
Efa ela mantsy io no teo, saingy tsy nisy nikitika moa ny fehezan-dalana koa dia milaza fa ny fiangonana dia tsy mahazo mizaka fananan-tany fa mihindrana fotsiny...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/12/2004 21:01
tsilan
(
04/11/2004 20:25)
tsilan vs ravalo vs radidy
tsilan vs ravalo vs radidy ? enhen...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2004 01:05
tsilan
(
02/11/2004 21:23)
Mampiesona tantsaha fotsiny
Io izany no lohanteny nomeko ilay fifanarahana fanondranana vary mena mankany Italy.
Nahoana hoy ianao?
Akotry vary mena mantsy no naondrana tany amin\'ilay kaompania italianina. Ny tanjony, dia izy...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 05/11/2004 04:54
tsilan
(
02/11/2004 21:14)
Ianao ve efa mba nijery fitaratra niboridana?
Ianao ve efa mba nijery fitaratra niboridana?
Mba andramo kely ange eh. Sendra nijoro teo anoloan\'ny fitaratra aho nisolo akanjo. Dia nahita ny tenako niboridana. Tena nanontany tena hoe izao ve i...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/12/2004 22:59
tsilan
(
22/10/2004 12:59)
HIMO
Inona no maha samy hafa ny HIMO sy ny fanandevozana fahiny ary ny SMOTIG?...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/01/2005 22:16
tsilan
(
13/10/2004 20:20)
Nahoana ary
Tena mangina ny Malagasy ankehitriny.
Nahondriky ny vidim-piainana ve dia tsy nahavolana sa tena eo am-pandinihina lalina izay avoaky ny ampitso?...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/10/2004 21:16
tsilan
(
26/06/2004 02:44)
Tratry ny fety eh
Arahabaina daholo tsy maty, tsy narary tsy narofy ka tratran'izao fety izao indray.
Dia mba ho soa ho antsika rehetra ny manaraka rehetra.
Dia ho firenena vanona sy tia taranaka no hanjaka amin'ny t...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/06/2004 23:18
tsilan
(
11/06/2004 17:06)
Mahavariana
SAlama daholo
Sady sorena aho no tezitra mijery ny gazety satria nahoana hoy ianao.
Ny fijaliana'ny vahoaka ilana ny Filoham-pirenena mba hiteny sy hankahery toa tsy hita, fa any amin'ny resaka biby...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/10/2004 20:13
tsilan
(
04/06/2004 17:55)
Fanambarana
Samia manambara izay fanambarana tiany ambara eto.
Eto mantsy tsy mampangovitra ny milaza azy eto eh...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/06/2004 22:14
tsilan
(
02/06/2004 12:17)
Vinavinan'ny tantsaha
Manahy mafy izahay tantsaha amin'ity taona ity fa mety hitombo izay tsy izy ny halabotry sy ny hanoanana ety ambanivohitra mandritra ny maitso ahitra. Sady mety ho lafo arivo ariary mahery ny vary ira...
tohiny
novalian'i tsilan ny 26/06/2004 02:51
tsilan
(
27/05/2004 14:49)
mivavaha mafy mba handresy isika, dia aoka hiasa ihany koa
mivavaha mafy mba handresy isika, dia aoka hiasa ihany koa ho fiavotana ity tanintsika ity.
Hafatra kely fotsiny...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/06/2004 00:02
tsilan
(
27/05/2004 14:46)
Ho anay Malagasy
Ho anay Malagasy, dia ny olona no ambony ary ny izaho sy rahavana aloha vao ny omby sy ny akoho.
Saingy Malagasy izany, ary Gasy fijery.
Ny vahiny raha tonga any Madagasikara dia tsy te-hahalala iza...
tohiny
novalian'i tsilan ny 02/06/2004 15:37
tsilan
(
26/05/2004 00:42)
Tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra
Ho antsika iza ary no maharitra ilay vokatry ny asa sa ny fanatanterahana ny asa?
Raha mijery ny fiarovana ny gidro sy ny biby ary ny ala mantsy dia toa hita fa te-haharitra eto avokoa ireo tetik'asa...
tohiny
novalian'i tsilan ny 26/05/2004 23:38
tsilan
(
22/05/2004 22:34)
Ngamba tsy mahay fampandrosoana ny mpitondra Malagasy
Mba fanontaniana iny ny ahy an
29 taona lasa izay dia nisy Rangahy nitabataba fa paradisa Sosialista ny taona 2000. Tonga ny taona 2000, moa tsy fahantrana Sosialista no nitranga.
Tonga ny taona 199...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/10/2004 22:23
tsilan
(
20/05/2004 01:48)
Jaojoby, USA
heno fa handalo any USA i Jaojoby amin'ny volana Jolay. Misy namana te-hijery mafy mihintsy koa miangavy ireo mba mahafoy fotoana mba hanoratra eto hoe aiza no mividy ny takila fidirana amin'ireo famp...
tohiny
novalian'i cutie ny 07/06/2004 20:11
tsilan
(
20/05/2004 01:31)
Tokony mba haneho hevitra matetika ny filoha
Amin'izay mantsy mba hita tokoa fa misy mpitarika ny Tanana fa tsy hoe izay tian'ny mpanam-bola no atao.
Sady mba manome hery ny vahoaka ny fahita fa misy mpitarika izy eh, na sarotra aza ny ady.
Ko...
tohiny
novalian'i cutie ny 01/06/2004 17:34
tsilan
(
19/05/2004 04:10)
Mandaitra marina ve ny sur'eau
Salama daholo
Ny sur'eau dia aparitaka eto amintsika hiadiana amin'ny Cholera, ary dia fikambanana Amerikana no misaha izany eto amintsika.
Raha ny vaovao voaray alefan'ny NYSDEC mikarakara ny tonto...
tohiny
novalian'i tsilan ny 30/05/2004 00:57
tsilan
(
19/05/2004 03:57)
Raha mandalo eto Madagasikara tokoa i Chirac
Dia miantso ny malagasy rehetra aho sy ireo izay nanana ny voina nandritry ny fanjanahantany mba hilanja sora-baventy fanoherana ny ataon'ny frantsay amin'ireo tany nozanahany teo aloha, ary hanao fit...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/05/2004 23:28
