Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i tsilan, milahatra araka ny daty
tsilan
(
12/05/2004 01:57)
Izay manao fanorona
Iza no tia fanorona.
Raha atomboko vakiloha ny sehatra dia inona no valin'ady omena?...
tohiny
novalian'i tsiaa ny 25/02/2005 11:05
tsilan
(
11/05/2004 16:01)
Raha mamaky ireto fanehom-pinoana ireto aho dia hoy aho hoe
Raha midera sy mpankatoa ilay Nahary ianao dia aza mampidera na midera amin'olona akory, fa aoka ny asanao sy ny ataonao no hohitan'ny rehetra fa tena mivelona aminy tokoa ianao.
Tsy ilaina ny misor...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 04/06/2004 22:02
tsilan
(
10/05/2004 13:47)
Antso fampandrenesana
Antsoina isika rehetra Gasy mipetraka eto Eraopa sy Amerika. Fa isika dia hanao fihaonam-be voalohany eo anivon'ny ranomasina Atlantika. Samia mitondra tondro avaratra hijerena ny lalana. Ary aza mito...
tohiny
novalian'i mcfy ny 03/08/2004 23:09
tsilan
(
10/05/2004 13:28)
Ny niantsoana ny vehivavy ho vehivavy
Asa ho'a raha nandinika isika mikasika izay
Ity ny tantara, nisy rangahy iray izany hono nanana vady 120 nonina teto amin'ity Ankaratra ity. Rehefa nandinika ity Rangahy dia nahatsapa fa ny an'ny veh...
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 04/06/2004 11:43
tsilan
(
10/05/2004 13:13)
Kolotsaina
Kolotsaina zava-tsoa
Ka manaova malabary
Vola sy harena koa
Ka dia velona ny tary...
tohiny
novalian'i mcfy ny 25/06/2004 13:28
tsilan
(
05/05/2004 16:09)
Raha tia mihanika ianao
Misy film iray natao tany Madagasikara, mikasika ny fihanihana vato sy ny fandehandehanana
Climbing Soranoro no lohanteny
...
tohiny
novalian'i zaira ny 19/05/2005 08:18
tsilan
(
29/04/2004 12:32)
Laoka saonjo
Laoka rondrony izy ity.
Voasany saonjo (iray lehibe)
tetehina toy ny mangahazo tetika
Totoina ny voanjo manta (1/4 kilao)
Andrahoina amin'ny rano roa zinga ny saonjo, ka rehefa mangotraka ny aro...
tohiny
novalian'i mumu ny 11/05/2004 09:29
tsilan
(
29/04/2004 12:27)
Vaovao tselatra
Toy tselatra ny fiakaran'ny vidim-piainana rehefa nandalo ny rivodoza
Sahala amin'ny notselaran'ny varatra ny ny mfm raha nahare ny teny Amboanjobe
Tahaka ny nolatsaham-baratra ny SECES raha nihaino...
tohiny
novalian'i ramaso ny 26/08/2004 15:05
tsilan
(
29/04/2004 01:32)
Andrebabe
Nahoana ary io tanana io no tsy hita mihintsy hatr'izao eh?...
tohiny
novalian'i andry 1000 ny 27/08/2016 08:33
tsilan
(
28/04/2004 13:55)
Fiantsoana an-davan'andro
Matetika eo amin'ny fiaraha-monina Malagasy dia very anarana ny olona rehefa lehibe. Fa dia antsoina amin'ny anaran'andraikiny toy ny hoe mpivaro-mangahazo, sefo, direktera sns, na antsoina amin'ny an...
tohiny
novalian'i tsilan ny 23/05/2004 02:02
tsilan
(
26/04/2004 16:03)
Tsy aritra
Nahoana ny tany betsaka antsika mainty hoditra no mikoratan-dava eh? Any Afrika, eny amin'ny faritra be mainty any Eropa, USA, na aty Ambodinisotry, Manjakaray sns....
tohiny
novalian'i fijo ny 03/06/2004 23:23
tsilan
(
23/04/2004 18:54)
Izay mba naharaka, safira
Hono ho'aho toa nareo ve mba nisy naheno hoe natao inona ilay safira telo tapa-kitapo hita tao amin'ny biraon'ny Herivelona Ramanantsoa tao Anosy tamin'ireny fihetsehana tamin'ny 2002 ireny. Toa tsy m...
tohiny
novalian'i kitjo ny 07/11/2004 06:53
tsilan
(
12/01/2004 16:06)
VPM
Mba tadidinareo ve rakoto hoe i VPM, Zaza, le bandy DGn'ny AGETIPA nandroba tao taloha niaraka tamin'ny groupe Dinika. Sa tsy i leiry iny ? Dia toa mbola mitady hanjakazaka indray. Sa mbola azo anaova...
tohiny
novalian'i kitjo ny 15/06/2004 17:47
tsilan
(
12/12/2003 13:30)
Ny fampandrosoana sy ny teny enti-mampianatra
Tokony ho teny gasy ihany ny teny fampianarana, satria ny 3%n'ny gasy ihany no miteny frantsay. Ny tantsha tokony ampandrosoina dia miteny gasy ranoray. Ny mpampandroso, avara-pi anefa miteny vahiny. ...
tohiny
novalian'i kroodlood ny 05/03/2004 14:21
