Liste des messages

Liste des messages, inserés par boubounezy, par ordre de date
boubounezy ( 22/06/2009 22:03)
problème
za za refa miditra @ reny site misy clip reny ka manokatra hijery lé vidéo d tsy mety misokatra mintsy lé vidéo tsy misy soratra manazava @ko ny antony a ny zavatra tokony ataoko. Inn zany no mba ... suite
répondu par xxx le 26/06/2009 14:32
boubounezy ( 11/05/2009 22:23)
betakolaka maimbo vava!!
ty zany nisy tantara mba eniko efa t@ ela b; misy rangah d nody tany antrano efa all b sady efa dozy b kouizy zany, d niakatra ambony fandrina teo akaikiny vadiny izy natory, d refa natory kely2 d nis... suite
répondu par sitlo le 23/05/2009 15:49
boubounezy ( 14/11/2007 08:04)
mba ampio zé afaka
efa nataoko teto iany ty dinika ty fa magaga tsy teto ndray dé averiko aona ny fomba fampidirata vidéos ato @ dinika MASOSOTRA B LA MANINN REFA MIDITRA SERA2 ZA DE TSY MAINTSY MANORATRA PS S... suite
répondu par fahamarinana le 19/11/2007 10:34
boubounezy ( 08/11/2007 17:57)
bonannive i kallie
tokony asina rubrika fety ny fitsi ngéranany tona mintsy eto fa misy annive fona isananjo m'sé Hery ô!:-P tsy aiko alou é!...:oops:... suite
répondu par kallie le 11/12/2007 11:01
boubounezy ( 10/10/2007 19:31)
VHV FOTSIVARAVARANA
talou d t@za mbola tany dago, d refa maba mivôka ny vhv @ tokantranony na mbola mipetraka @ ray amandreny, ka matetitetika lé fivoana, d lazaina fa fotsy varavarana ary tena ratsy b zany vhv fotsiva... suite
répondu par dziana le 05/05/2008 10:54
boubounezy ( 09/10/2007 17:40)
mba nandalo ny eritreritro fotsiny
@ nareo v ny sentiment, sa ny raison, sa ny intelligence no mibaiko ny fiainanareo?:?: iza ny intelo? iza ny sentimentale? iza ny raisonable?:-*:-*:-*... suite
répondu par diamondra27 le 19/10/2007 13:14
boubounezy ( 04/10/2007 17:30)
voloina
nareo lhl v mba ty vhv voloina b reny na élika na elakelampé na tongotsa na kibo ny taré ny lamosina ny fé sns tsy vôtanisa rets'é!:?:... suite
répondu par boubounezy le 08/10/2007 09:13
boubounezy ( 04/10/2007 09:11)
ALLEZ L'OM! ALLEZ L'OM!
nadresy ny liverpool ny OM.tsara ny sélection nataony mpifidy équipa OM no milay kou ny entreneur. AAAAAAAAALLLLLLLLLLLLLLLEEEEEEEEEEZZZZZZZ![URL=http://imageshack.us][IMG]http://img300.imageshack.... suite
répondu par boubounezy le 04/10/2007 16:28
boubounezy ( 02/10/2007 16:10)
lasopy
avoay dôly alou ny r7 lasopy ry zareo zé manana fa efa angatsika b ndray zao ny andro a!:{:{:{:miam::miam::miam: ny tonga d ato antsaiko alou zao d ny lasopy tongotromby @ légumes sy paty.:miam:... suite
répondu par boubounezy le 08/11/2007 20:47
boubounezy ( 29/09/2007 21:28)
pes 2008
tô ivôka @ volana ambony ny jeu pes2008 ho anareo ty manao io lalao io i halô3 kou tsara b xbox 360. mazoto milalao ary é!... suite
répondu par niryna le 12/10/2007 21:50
boubounezy ( 28/09/2007 15:07)
toilettes intimes
inn ny toillettes intimes tena mba fampiasanareo fa za nisy nanodro cytéal fa tena efficace tsara.:D:lol:... suite
répondu par tsikih le 05/12/2007 00:03
boubounezy ( 28/09/2007 15:04)
tontokena sy anana
tissam @ tontokena omby na sôsisy tsara b ataovy ritra tsara:miam:... suite
répondu par boubounezy le 30/09/2007 12:31
boubounezy ( 28/09/2007 14:49)
zany toko d tsy malala ny soa atao azy mintsy
tena sorena iany ny tenako ra naita oulona teny andalana niandry ny namako za teo akaikiny reny gabillet reny fa izy tsy mandé aingana fa b voka somary marary2 dé nisy vhv vazah ni tirer vola teo 60... suite
répondu par arialy le 13/11/2007 20:08
boubounezy ( 28/09/2007 14:39)
FIFANAMPIANA
tsy misy manana ny ampy fa sambatra izay mifanampy ka nareo aona @ zany fa za tena ty anio fitenenana io mintsy... suite
répondu par boubounezy le 05/10/2007 17:07
boubounezy ( 28/09/2007 14:37)
parasy kankana
inn marina lé parasy kankana io é? d manaona ny pôziny v tena otrany kankana? d aona zany ny fitsaboana azy kou?????:roll:... suite
répondu par Veloo le 30/10/2007 17:43
boubounezy ( 27/09/2007 14:16)
agence matrimoniale BOUBOUNEZY
za malala oull mitady vady tsisy paps gasy no tena tiny na lah na vhv, fa somary efa lbb zareo vhv 45ans,lhl 45ans, vady fitiavana no ilainy fa tsy vady fotsy akory kristiana de préfférence ny any l... suite
répondu par lalagasy le 11/12/2007 21:40
boubounezy ( 21/09/2007 21:43)
you tube
aona kay ny maka lé clip gasy any @ you tube reny é! merçi d'avan^:^chy... suite
répondu par Kwasi le 24/09/2007 09:46
boubounezy ( 21/09/2007 20:45)
andramo ndray ny...
henakisoa sy champingnon parfumé teteo madinika nyhenakisoa misy odiny matavy kely inyd endasina mendy tsaramiaraka @ siramamy refa mendy2 d arotsaka ny tongolo oignon avy eo ny ail, arotsay @zay ny ... suite
répondu par kofbay le 24/12/2007 22:05
boubounezy ( 21/09/2007 20:24)
mila fanampina
za wa ry zareo d maléll lé tomobilako d vell tsara izy fa manetroka fotsy2 b eo @ moteur ka omeo sopapa alou ho any zé mahay mékanika alouany itondrako azy any @ garazy sô d angalaranjy zalah eo ... suite
répondu par tendry77 le 07/12/2007 06:48
boubounezy ( 21/09/2007 10:59)
regroupement familiale
mila test adn zao ny manao anizy io. enjana b nefa zany tsy midika fa aza mandé andafy tongava refa t ho avy fa ataovy tsara fotsiny ny paps @ norma d tsisy ny olana.:-*... suite
répondu par fijo le 27/09/2007 19:33
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0243