Liste des messages
Liste des messages, inserés par boubounezy, par ordre de date
boubounezy
(
07/09/2006 23:29)
MENU DU JOUR
miala tsiny @nao za ry pissoa fa tsy nanaraka ny hevitrao izay milaza fa tokony alefako any @ blogko ny ré7. inn ny antony:?::?::?:
za tsy nanotany ani hery iditra admine satry efa itako talou ny fo...
suite
répondu par boubounezy le 13/09/2006 00:30
boubounezy
(
07/09/2006 10:44)
OVNI
mino ve nareo fa misy marina ny ovni??:roll: za alou tena tsy malalé! fa sady otrany mino iany za to tsy mino satry na reo ufologues aza to tsy ita zé tena porofo azo tsapaintanana aseony. otrany ma...
suite
répondu par vale le 11/09/2006 21:36
boubounezy
(
07/09/2006 08:18)
gym
azo atao ny tsy miditra club ra tsy dé misy fotona lotra enao fa afaka mividy cd na cassette vhs mba anaovanao gym ao antrano fa éfficace kou ireny. efa miaraka @ mouzika spéciale mifanaraka @ lé ...
suite
répondu par cutie le 11/09/2006 09:34
boubounezy
(
07/09/2006 08:12)
atraiza ny fetrany fitazizana vatana.
gaga iany ny tenako fa misy vhv tsy ty miteraka fa mataotra zareo tsy ho tiny vadiny refa bévoka fa @dé ny atao wé bévoka dé matavy. Indrindra fa reo star reo, itako nefa fa misy betsaka iany ny ...
suite
répondu par xxx le 11/09/2006 12:05
boubounezy
(
06/09/2006 20:25)
MENU DU JOUR
LEGUMES FARCIE AU FOUR na grillé
alaivo ny ovy 1 isanoull
uabergine 1
oignon ngéza 1
tomate ngeza 1
cougette rond na courgette lava2 tsy dé lava lotra 1
sasao tsara ireo
refa vita dé tapao2...
suite
répondu par boubounezy le 14/09/2006 21:39
boubounezy
(
05/09/2006 20:22)
MENU DU JOUR
brochettes de légumes au fromage
ementale no tsara
manaova sauce vinaigrette @ zé itiavanao azy
tomaty cerise
concombra
tongolo oignon
poivron
teteo en dés ny fromage
concombra
tongolo
po...
suite
répondu par boubounezy le 07/09/2006 10:38
boubounezy
(
04/09/2006 22:56)
MENU DU JOUR
poissons et légumes vapeur
ataovy anaty passoira ny nofony poisson1 dé ataovy eo ambony ny brocoli vôdio sy vôtetika, toy zay kou ny carôtyfa tetehina mitsivalana somary lava2, ovy efa vovofy ...
suite
répondu par diamondra27 le 12/09/2006 09:55
boubounezy
(
03/09/2006 19:46)
MENU DU JOUR
SALADE POULET
andraoy @ beurre kely sy sira rano 1vera ny nofony akou
dé refa masaka dé esory @ afo angatsika
teteo ny persil, poivron mena sy maintso
teteo kou ny andiva
teteo madinika ny to...
suite
répondu par boubounezy le 05/09/2006 08:23
boubounezy
(
02/09/2006 22:04)
MENU DU JOUR
cocktail de fruits de mer
entrée
crevettes, chaire de crabes, calamara efa nampangotrahana masaka, moules. teteho ny persil, coriandre, asio poivre, mayo, ketchupy, taovy anaty bôl lhb na ataov...
suite
répondu par boubounezy le 05/09/2006 08:23
boubounezy
(
02/09/2006 09:59)
vazah iany no milay e!
ary mba aona ny fijerinareo ny vhv gasy tsy ty gasy fa ny aza ony vazah iany. ary misy mintsy ny sasany zany dé ra mba kôtiny bandy gasy dé wé za tsy ty gasy vazah iany. ny zavatra itako nefa dé ...
suite
répondu par dylan007 le 28/10/2006 09:38
boubounezy
(
01/09/2006 21:40)
MENU DU JOUR
aleo ndray alou anao rou mazava ndray e! hena omby na trondro lena na maina.
andraoy ny nena omby, aza atao tena masaka lotra
refa ritra dé arotsay ny tongolo endasina miaraka @ avy eo arotsay ny v...
suite
répondu par boubounezy le 02/09/2006 21:29
boubounezy
(
01/09/2006 01:09)
TSY LOVA FA HERIMPO
asa zé mba mitovy @ko fa fantatro alou fa vitsy e! na mety tsy misy mintsy aza,fa za tsy ty lova tsy mila manambitamby arena na intéret na @ iza na @ iza fa ny HERIMPOKO iany, na @ iza na @ iza na h...
suite
répondu par naughtyboy le 12/09/2006 18:57
boubounezy
(
01/09/2006 00:47)
MENU DU JOUR
poisson au coco
endaso ny trondro efa nasina sira, tsara ra lé trondro be nofony reny na tilapia, na trondro maina.
endasina @ afo mafana tsara tsy tena ho masaka ny nofony anatiny fa doréna fot...
suite
répondu par boubounezy le 01/09/2006 21:27
boubounezy
(
31/08/2006 11:13)
vendredi menu du jour
tena miala tsiny @nareo fa somary tara fa nisy nanahirana!^:^
akoho mendy asio sira poivre ny feany akoho
andeso otrany manedy frity, refa masaka @ ilainao azy dé vita izy zay
rou matsatso: m...
suite
répondu par boubounezy le 31/08/2006 15:50
boubounezy
(
29/08/2006 23:49)
MENU DU JOUR
simple sady maivana be androany an!
roulade de saumon endaho tsy ray2 dé ampangotray ny ravina laisou efa vosasa madio tsara dé, refa malefaka lé ravina dé atsikao @ passoira mba iala ny rano, av...
suite
répondu par boubounezy le 31/08/2006 11:14
boubounezy
(
29/08/2006 00:15)
MENU DU JOUR
vôtavo sy hena omby.
andraoy ny hena omby ho masaka dé ritina; manaova sôsy votabie tongolo be, tongolo gasy, tongolo ravina, poivrer, saler. vita ny sôsy arotsay ny votavo sy ny sôsy ao anaty ...
suite
répondu par boubounezy le 29/08/2006 23:56
boubounezy
(
28/08/2006 09:27)
vonikazo
(l) iza no mba malala ny dikany lokony vonikazao nareo? za mantsy somary romantika zay iany dé refa manao diner a la chandelle oahatra dé rozy fona ny mba itako atao dé ty manomé vonikazo namana r...
suite
répondu par Fiffi le 11/09/2006 16:37
boubounezy
(
28/08/2006 09:22)
fiarahana mivavaka
ary ra mba manao fivoribé ny sera2 aty ampita mba iarahana mivavak'é! oatra mandé any lourde na tsy aiko wé andé aiza na any rome^:^^:^...
suite
répondu par prime le 30/10/2006 12:12
boubounezy
(
27/08/2006 22:54)
MENU DU JOUR
androany alatsinay zany dé ty alou ny misy ho any zay tsy minana sakafo gasy alou dé elana tsiny fa sakafo gasy no tena ho itanareo matetika ato satry namana gasy tsika fa ra misy mitady spécialitÃ...
suite
répondu par boubounezy le 31/08/2006 15:51
boubounezy
(
25/08/2006 11:13)
mitady tononkira
mba mitady tononkira ny clapton zé manana azafady somary maro2 iany fa tiko be mantsy reo ira reo an!
1°tears in heaven
2°layla
3°wonderful tonight misôtra mélo anareo.:-*:-*:-*:D...
suite
répondu par joto le 30/08/2006 07:37
